MANALY - Ity Firenena Ity (Official video)
HTML-код
- Опубликовано: 5 окт 2024
- MANALY - Ity Firenena Ity
Un extrait du nouvel album MIBEBAHA de Manaly accompagnée d' images illustrant la souffrance mais aussi le beau pays qu' est Madagascar.
Facebook : www.facebook.c...
Venez liker !!
mafinaritr Manaly a!tohizo hatraminy fiderana Tompo e!
Misaotra anao Manaly . Tena tsara ny hiranao . Mahjatonga saina tokoa ny GASY ;
tENA MANKAFY ARY MAKANTELINA TANTERAKA
Tena mamparary fo, tsy aitana tombotsoa, sendran zay pitondra tsisy loha sy tia tena, merci manaly, miteny mihintsy ny hiranao
Mankasitraka manaly,tena mampalahelo loatra ny firenena malagasy,amindrao fo jesosy
Mankasitraka, mankateligny! Mirary fahombiazagna ho antsika jiaby
Tohizo fa tsr hira , merci manaly
Mijaly mintsy, zao no fahoriny gasy, sendran zay pitondra tsisy ilan azy, miteny ny tonokiranao manaly a, misaotra e
Merci Manaly tohizo fa tsara !
Salma Rachelle Merrci amin'ny fankafizanareo sy fampaherezana zay omenareo ny Tarika Manaly,
Soa iaby hira fideranany reo ka, tsy miangatry fa tena iainantsika; tohizo hatrany ary manantena hahazo fafinarentana ahay mpankafy
Tonga hafatra am´ny andremanitra. Fa io fomba nolo'mbelo tsy maintsy mitaraina. Mpanarivo mataotra vonona nolo, tsy mahazo tory. Reo pauvre mitaraina lany sakafo. Ino atao????
Nankasitraka e!
mankasitraky e!
Tsar b le hira.ay ve domoina mpihira e
Mila miasa atsika jiaby tandrify azy e
mampalahelo toko mada tonpo
twna mamparary fo manrng e
misaotra manaly a
Merci Manaly
Misotree;Sara be
bonjour sa va bien