Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Inona zany Le mipaypay marine!! Azafady fa tsy haiko dikany
Tena tiako bé lehira mipapay mariny❤❤
J’adore ❤
Tsony manao kolikoly mipaipay mariny zao 😂😂😂. Mipay solution de facilité 😅
Tena tiako. Tsara rehefa maneho ny maha izy azy ny foko na ny faritra iray. Tsara eee, tiako na mbola tsy haiko ary ny dikan'ilay "Mipaipay"
Salama ô! 🙂Ny dikan'ilay hoe "Mipaipay" dia "mimenomenona" na "mivazavaza" raha adika amin'ny fiteny Betsimisaraka fa rehefa avy amin'ny fiteny avy any atsimo izy atao hoe "mifindrafindra toerana" na "maka tsy taitra" no mahalaza azy kokoa. Misaotra betsaka ô!
@@HagamamyTahianaDAFY non. Dikany mipay zao mitady. Mipay drala = mila vola.Mipaipay mariny = mitaditady akaiky
Zahay Malagasy Mipaipay Marine !!!!🥳🎉
Efa tsy original 😮
Tiako be lahy Mafinaritry 🫶
Inona dikan’lay oe mipaipay marine??
Salama ô! 🙂Ny dikan'ilay hoe "Mipaipay marigny" dia mitaditady akaiky izany hoe tsy mandeha lavitra izany, fa raha ny tena mahalaza azy dia ny hoe "maka tsy taitra" na "tsy maka lagy", izay no mahalaza azy kokoa.Misaotra betsaka ô!
❤
Inona zany Le mipaypay marine!! Azafady fa tsy haiko dikany
Tena tiako bé lehira mipapay mariny❤❤
J’adore ❤
Tsony manao kolikoly mipaipay mariny zao 😂😂😂.
Mipay solution de facilité 😅
Tena tiako. Tsara rehefa maneho ny maha izy azy ny foko na ny faritra iray. Tsara eee, tiako na mbola tsy haiko ary ny dikan'ilay "Mipaipay"
Salama ô! 🙂Ny dikan'ilay hoe "Mipaipay" dia "mimenomenona" na "mivazavaza" raha adika amin'ny fiteny Betsimisaraka fa rehefa avy amin'ny fiteny avy any atsimo izy atao hoe "mifindrafindra toerana" na "maka tsy taitra" no mahalaza azy kokoa. Misaotra betsaka ô!
@@HagamamyTahianaDAFY non. Dikany mipay zao mitady. Mipay drala = mila vola.
Mipaipay mariny = mitaditady akaiky
Zahay Malagasy Mipaipay Marine !!!!🥳🎉
Efa tsy original 😮
Tiako be lahy Mafinaritry 🫶
Inona dikan’lay oe mipaipay marine??
Salama ô! 🙂Ny dikan'ilay hoe "Mipaipay marigny" dia mitaditady akaiky izany hoe tsy mandeha lavitra izany, fa raha ny tena mahalaza azy dia ny hoe "maka tsy taitra" na "tsy maka lagy", izay no mahalaza azy kokoa.
Misaotra betsaka ô!
❤