Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Ndriii misaotra anao ry tompo a misaotra foana foana 😢😢😢😢Tena mangidy fa tena tsy tanako ny ranomasoko 🖤🖤🖤
Mankasitraka tompoko 🙏 tena mahalatsa -dranomaso. Lesona tsara ho raisina. Misaotra betsaka 🎉🎉🎉
Tena latsaka ranomaso mitandregn lay tantara 😭😭😢😢💔💔💔💔
Merci beaucoup 😘 miandr ny tantara vao2 💛💚
Natao iha'y ve le mariazy sa ahoana zany fiafaràny zany eh 👏
Bonjour ooo, ndryyyy😢😢😢mampalahelo kely ilay tantara madona ny aty fo mihitsy 😍😍😍
Tsara lay tantara , mampalahelo sady feno anatraMisy fananarana ny tanora oe aza manaonao fona fa lasa mahantra indrindra, otran oe noterena @ sentiment fotsny le fiarahana avy eo , tsy nisy fitiavana fa rendrarendra no niterahana de avy lay zaza mba nampitambatra ndray no lasa 🥺
Mampalahelo ilay tantara saingy, raha mitoky @ Andriamanitra de manankarempahasoava tsy mety ritra 😊😊😊❤❤🙏🙏🙏
Mankasitraka ô. Tena tsara❤❤❤
Andray 😢😢 tena tsy Tana ny ranomasoko Misaotra nizara Gasy Rakoto a❤
Tena tsy tanako intsony ny ranomasoko , ndriii 🥲💔
Quel histoire 😭🥰 j'ai même failli pleuré à la fin
Ndriiiii Maha ontsa lotra Tena mampalahelo mankasitraka Record FM 😍😍😭😭😭😭
Merci beaucoup fa tsar be le tantara😍💋💋
ela ny ela ka latsaka iany ny ranomasoko teo ampienona tantara.
mankasitraka fona ee 🇲🇬🎧🇰🇼
Tena niaranitomany tamin'ny mpilalao tantara mits aho marina. Mahaontsa loatra lay tantara 💔😭😭
Mdrr 😪 tsy atraminy nenokou tantara de zay vo mb natsandranomaso za kou 💔💔💔💔😿😿
Misaotra betsaka
Mankasitraka fa tena tsara tokoa ilay tantara na dia tena nampalahelo azaTsy tokony mba asiana tohiny fa mba amalifaly ny fonay pihaino 😍
Mankasitraka nizara fa tena nampitomany ilay tantara 😥 😥 😥 😥 😥
Latsaka atraminy ranomasoko 🥺😪😭tsara loatra le tantara😪😪😔😔
Tsy makaleo ahy mihitsy tantara iny. Namerina niaino indray fa tena mbola mitovy foana ilay sensation malahelo
Ndriiiii.....mampalael be mintsi...😭😭😭😭😭
Mamplahelo lotra😭😭😭😭😭
Mankasitraka
mankasitraka indrindra ohtena tsara lay tantara❤️❤️❤️
Ndryyy
Tena tsara bé,indrisy n'y afarany mampalahelo,bé fitiavana andriamanirra Jéhovah ka Zay manantona azy de ho ihadana amny fiainana mandrakizay fa fandalovana fotsiny n'y eto an tany,amen
Merci beaucoup
Misaotsa betsaka
Arw zay raha tsara ai misaotra fa tena afapo sady mirotsaka koa ny ranomasok 😢😍
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Ndriii mampalahelo kely ❤
Zany ka tena tantara ⚘ , mampalahelo 💔 , mampitomany 😭😭
Maha ontsa loatra! Sao mba misy mahafantatra ny titre an'ilay feonkira mandravaka ny tantara manomboka eo amin'ny 1:11:00 azafady ?
Mampalahelo b
Trop ity tantara ity ka😭😭😭🥺🥺
Mankasitraka tompoko ❤
Tsara be ilay tantara sady tiako be toetsaina ilay rahalahiny .ndriiiy 😭😭😭
Nanao ezak bdb dokoter😢
Tsara be 😍
Mahay manoratra lay mpanoratra,fa latsaka hatraminy ranomasoko,Iza lay nanoratra azafady
Efa nolazainy hoe "ny voninkazo"izany ilay nanoratra
Misaotra betsaka nizara tantara hoanay ôo mampalahelo kely 😢😢❤❤🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼
Tena mampirotsaka ranomaso 😭😭
Meric boucoup 🤗♥ndriiii 😭😭😭😭😢😢💔💔💔
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰
Mankasitraka indrindra Tompoko 💗 indrisy 💔💔💔💔💔💔💔💔🇲🇬🇲🇬💔💔💔💔💔💔💔🇰🇼🇰🇼💔💔💔💔💔💔💔
Tsara be lay tantara
Latsaka hatramin'ny ranomasiko marina mafy 😭....izany ka tantara
Mahonona ny mihaino azy
Mampalaelo ilay tantara. Misaotra ny mpizara
Mampalahelo lantsaka,aby😭😭😭😭😭😭😭😭
Andraiii 😭 😭, mahavaky fo 💔💔
Tena mampitomany , mampalahelo be
tantara nampalahelo ndrindra atrizay enoko😭
Mankasitraka tompoko .mapitoman be le izy 💔😥
Misaotra betsaka topoko
Makasitraka tompoko fa de tena nirotsaka ny ranomasoko mihaino
Tsara be ilay tantantara fa ny feon'ilay vehivavy Rol mandrek be mihaino Azy ,,
Mitovy amiko koa ianao, tena betsaka ny mpilalao tantara fa ny feon iny ramatoa iny tena mandreraka be, iny ilay manao ny eo ara oe @tvplus 🙈
Non ts izy izany io ko 😊
@@miranatodisoarasoarimamonj8288 fa iza kay azfd
tsara ilay tantara mampalahelo be ka 😢
Merci
Ny feon tsiaro koa mampalaelo kely. Tsara be
merci beaucoup 💋💋💋💋
😭
Misaotra Betsaka 🤗😊
Mankasitraka indrindra tompoko tsara loatra 🥰
Mila tokony hisy tohiny ve
Misaotra tompoko, tena tsara ilay tantara.
Makasitraka hatrany tompoko
Misaotr nizara, tena mampalahelo be 😓
Mrc bcp
😭😭😭
tsara loatra, mankasitraka ny panoratra
Misaotra nizara!! Mampalahelo be!! 😢😢
🥰😢
Misaotra tompoko nizara fa tena tsara ! mijohijohy ny ranomasoko!
Ndryyy. Mampalahelo kely .
Hafa tokoa izany hoe tena tia .Misaotra betsaka nizara
Makasitsaka tonpoko
Tsy azoko koa izany fiafarany izany
Misaotra nizara😍🙏🤝🙋♀️🇲🇬🇲🇬
Otrany misy tsy milamina koa ilay tantara ity , misy titre tampoka hoe fandrikiny maizina zany
Misaotra betsaka tompoko ooo 🥺🙏🙏
Ndriii misaotra anao ry tompo a misaotra foana foana 😢😢😢😢
Tena mangidy fa tena tsy tanako ny ranomasoko 🖤🖤🖤
Mankasitraka tompoko 🙏 tena mahalatsa -dranomaso. Lesona tsara ho raisina. Misaotra betsaka 🎉🎉🎉
Tena latsaka ranomaso mitandregn lay tantara 😭😭😢😢💔💔💔💔
Merci beaucoup 😘 miandr ny tantara vao2 💛💚
Natao iha'y ve le mariazy sa ahoana zany fiafaràny zany eh 👏
Bonjour ooo, ndryyyy😢😢😢mampalahelo kely ilay tantara madona ny aty fo mihitsy 😍😍😍
Tsara lay tantara , mampalahelo sady feno anatra
Misy fananarana ny tanora oe aza manaonao fona fa lasa mahantra indrindra, otran oe noterena @ sentiment fotsny le fiarahana avy eo , tsy nisy fitiavana fa rendrarendra no niterahana de avy lay zaza mba nampitambatra ndray no lasa 🥺
Mampalahelo ilay tantara saingy, raha mitoky @ Andriamanitra de manankarempahasoava tsy mety ritra 😊😊😊❤❤🙏🙏🙏
Mankasitraka ô.
Tena tsara❤❤❤
Andray 😢😢 tena tsy Tana ny ranomasoko
Misaotra nizara Gasy Rakoto a
❤
Tena tsy tanako intsony ny ranomasoko , ndriii 🥲💔
Quel histoire 😭🥰 j'ai même failli pleuré à la fin
Ndriiiii Maha ontsa lotra Tena mampalahelo mankasitraka Record FM 😍😍😭😭😭😭
Merci beaucoup fa tsar be le tantara😍💋💋
ela ny ela ka latsaka iany ny ranomasoko teo ampienona tantara.
mankasitraka fona ee 🇲🇬🎧🇰🇼
Tena niaranitomany tamin'ny mpilalao tantara mits aho marina. Mahaontsa loatra lay tantara 💔😭😭
Mdrr 😪 tsy atraminy nenokou tantara de zay vo mb natsandranomaso za kou 💔💔💔💔😿😿
Misaotra betsaka
Mankasitraka fa tena tsara tokoa ilay tantara na dia tena nampalahelo aza
Tsy tokony mba asiana tohiny fa mba amalifaly ny fonay pihaino 😍
Mankasitraka nizara fa tena nampitomany ilay tantara 😥 😥 😥 😥 😥
Latsaka atraminy ranomasoko 🥺😪😭tsara loatra le tantara😪😪😔😔
Tsy makaleo ahy mihitsy tantara iny. Namerina niaino indray fa tena mbola mitovy foana ilay sensation malahelo
Ndriiiii.....mampalael be mintsi...😭😭😭😭😭
Mamplahelo lotra😭😭😭😭😭
Mankasitraka
mankasitraka indrindra oh
tena tsara lay tantara❤️❤️❤️
Ndryyy
Tena tsara bé,indrisy n'y afarany mampalahelo,bé fitiavana andriamanirra Jéhovah ka Zay manantona azy de ho ihadana amny fiainana mandrakizay fa fandalovana fotsiny n'y eto an tany,amen
Merci beaucoup
Misaotsa betsaka
Arw zay raha tsara ai misaotra fa tena afapo sady mirotsaka koa ny ranomasok 😢😍
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Ndriii mampalahelo kely ❤
Zany ka tena tantara ⚘ , mampalahelo 💔 , mampitomany 😭😭
Maha ontsa loatra! Sao mba misy mahafantatra ny titre an'ilay feonkira mandravaka ny tantara manomboka eo amin'ny 1:11:00 azafady ?
Mampalahelo b
Trop ity tantara ity ka😭😭😭🥺🥺
Mankasitraka tompoko ❤
Tsara be ilay tantara sady tiako be toetsaina ilay rahalahiny .ndriiiy 😭😭😭
Nanao ezak bdb dokoter😢
Tsara be 😍
Mahay manoratra lay mpanoratra,fa latsaka hatraminy ranomasoko,Iza lay nanoratra azafady
Efa nolazainy hoe "ny voninkazo"izany ilay nanoratra
Misaotra betsaka nizara tantara hoanay ôo mampalahelo kely 😢😢❤❤🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼
Tena mampirotsaka ranomaso 😭😭
Meric boucoup 🤗♥ndriiii 😭😭😭😭😢😢💔💔💔
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰
Mankasitraka indrindra Tompoko 💗 indrisy 💔💔💔💔💔💔💔💔🇲🇬🇲🇬💔💔💔💔💔💔💔🇰🇼🇰🇼💔💔💔💔💔💔💔
Tsara be lay tantara
Latsaka hatramin'ny ranomasiko marina mafy 😭....izany ka tantara
Mahonona ny mihaino azy
Mampalaelo ilay tantara. Misaotra ny mpizara
Mampalahelo lantsaka,aby😭😭😭😭😭😭😭😭
Andraiii 😭 😭, mahavaky fo 💔💔
Tena mampitomany , mampalahelo be
tantara nampalahelo ndrindra atrizay enoko😭
Mankasitraka tompoko .mapitoman be le izy 💔😥
Misaotra betsaka topoko
Makasitraka tompoko fa de tena nirotsaka ny ranomasoko mihaino
Tsara be ilay tantantara fa ny feon'ilay vehivavy Rol mandrek be mihaino Azy ,,
Mitovy amiko koa ianao, tena betsaka ny mpilalao tantara fa ny feon iny ramatoa iny tena mandreraka be, iny ilay manao ny eo ara oe @tvplus 🙈
Non ts izy izany io ko 😊
@@miranatodisoarasoarimamonj8288 fa iza kay azfd
tsara ilay tantara
mampalahelo be ka 😢
Merci
Ny feon tsiaro koa mampalaelo kely. Tsara be
merci beaucoup 💋💋💋💋
😭
Misaotra Betsaka 🤗😊
Mankasitraka indrindra tompoko tsara loatra 🥰
Mila tokony hisy tohiny ve
Misaotra tompoko, tena tsara ilay tantara.
Makasitraka hatrany tompoko
Misaotr nizara, tena mampalahelo be 😓
Mrc bcp
😭😭😭
tsara loatra, mankasitraka ny panoratra
Misaotra nizara!! Mampalahelo be!! 😢😢
🥰😢
Misaotra tompoko nizara fa tena tsara ! mijohijohy ny ranomasoko!
Ndryyy. Mampalahelo kely .
Hafa tokoa izany hoe tena tia .
Misaotra betsaka nizara