MOLY BE TSELONINA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 4 фев 2025

Комментарии • 16

  • @miseajourgarc5862
    @miseajourgarc5862 Год назад

    misaotra ihany zoky B! tena ç'est bon pour le moral ! milay nareo !

  • @hasyainazo
    @hasyainazo 9 месяцев назад +3

    MBOLA MIS MIENO V AMZAO 2024 ZAOOOO???? kkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk tsika mbola mieno aaaaaaaaaaaaa

  • @ravosonolisoa3504
    @ravosonolisoa3504 Год назад

    Tsara be le hira!

  • @sramanahadray
    @sramanahadray 9 лет назад +3

    Mankalaza e. Mbola hafa Ingahibe Tse.

  • @tokyandrianjafy5893
    @tokyandrianjafy5893 8 лет назад +2

    Merci Zoky be.. mahafinaritra

  • @irakarakotomalala2759
    @irakarakotomalala2759 4 года назад +4

    Rongony hoa ny resaka
    Tohana dia telina
    Mievona ny maty
    Dia kofona ny velona
    Ilay zava-mahadomelina
    Efa iaraha-mahalala ô!
    Misy môly I Gasikara
    Boana malilo, sinofitsa, kalangita sy ny sisa
    Mandandrana misintona ny sipa fa ny
    Môly! Môly! Ny môly no mitarika ny ditra
    Miha-ratsy ny tantara ô!
    Ho an’ny dimby sy ny fara
    Voatavo tsy mifandraka
    No manandranandrana
    Dia avy eo lasa mangalatra
    Dia mivoaka à la une ô ô !
    Midi sy Tiribune
    Tsatok’antsy tatsy an’anona
    Voatifitra i Conan
    Tratra ilay mpisam
    Jiolahy matianina ry anona
    Môly! Môly! Ny môly Ihany kay moa no rongony
    Tsy mba fantatro ry itony e!
    Ny mombamomban’izy irony
    Tsy hita anaty baiboly
    Angamba adinon-dry Paoly
    Efa voaozona ho mpamboly
    Ny olombelona ry itony
    Tao ny nanao tsaramaso, katsaka sy voanjobory
    Nisy koa ny nanao rongony
    Angamba kosa adalana
    Efa hatrany am-piandohana
    Ilay Sahedena tena manja
    Novolean’ireo jamala
    Mamo môly ireo satana!
    K’i Kaina zokiny be
    Tsy nahazaka ISP
    Lasa degany be
    Dia namono an’I Ra-bebe
    Tena devant Dieu fa ny nahagaga ahy rahalahy dia ny
    Môly! Môly! Tsy norarana anaty 10 commandements
    Aya ! aya ! ya !
    OH YEAH !!!!
    Misy resaka hono hono, hono
    Hono hono hono hono, hono
    Mpitondra fanjakana ambony, hono
    No manondrana rongony, hono
    Tsy dia tsaroakoroako intsony e!
    Na t@ andron’I Ravony, na Raman, na Ramasy, na Ratsiraka na Zafy
    Sanatriavina ho rabasy re re-olona o!
    Môly! Môly! Môly be saika tsy omby gymnase
    Saika ahondrana any an-dafy e!
    Dia natoro tatsy ho atsy
    Ka ho atakalo vary
    Dia ho lany an-karihary
    Fa ny aty maty mosary e!
    Raha ny ara-toe-karena e!
    Dia ny vokatra jerena
    Ny eran-tany mahalala fa ny daina tena tsara, tena maina, tena manja dia ny
    Môly! Môly! Ny môly avy eto Madagasikara
    Na ny avy any Morombe
    Fianarantsoa II
    Sud-est, Nord-est
    Dia efa tsy asiana resaka
    Ambanja, Ambilobe
    Môly be! Môly be!
    Moly be! Môôôly beeeeuuuhhhh!!!
    YEAH!

  • @dexmanandrina9918
    @dexmanandrina9918 7 лет назад +3

    tadiditsika fa olompanjakana ambony hono ny manondran ny maina atakalo vary fa ny aty maty mosary, milay le vazo e!

  • @dexmanandrina9918
    @dexmanandrina9918 7 лет назад

    zany tena esima tsy misy fangarony sa ahoan lesy ry ANKOAY
    tsra ny fiarahana fa tsra ahena kely aminzay an!

  • @cynthopeux1072
    @cynthopeux1072 7 лет назад

    moly be reveko be!!!

  • @bezaraxavier9039
    @bezaraxavier9039 6 лет назад

    milay ny moly eh

  • @alainroel9841
    @alainroel9841 8 лет назад +1

    MANKASITRAKA RA TSETSE!

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly4946 3 года назад

    Merci beaucoup ❤

  • @yondayyonday1187
    @yondayyonday1187 3 года назад

    Ho ela velona anie enao

  • @nirinakwel2590
    @nirinakwel2590 7 лет назад

    ny môly ihany n rongony eee! hay, ts fantatro ry tonyyyy! krkrkr! (y)