ramora favory parti 2

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 28 дек 2024

Комментарии •

  • @mariemotomena4719
    @mariemotomena4719 6 лет назад

    Kkkkkk vitavitam bola .😂😂😂tena be ampo miis Ramora ty 😂😂😂Sur ranga 😃😃😂

  • @mahita58
    @mahita58 11 лет назад

    Bjr, mahafinaritra Ramora a!!! manaja anao @ianao ,artiste é! mahereza "les chiens aboyent, la caravane passe" é!

  • @hantanirina2699
    @hantanirina2699 12 лет назад

    hihihihi lehilahy tena tsyyyyyyy mba betsileo ihany ve ramora ity eeee!!!!

  • @hantanirina2699
    @hantanirina2699 12 лет назад

    zany ve milay reveko lery fa mahita hatao zaho na manakina kely an lery aza fitiavako ny zavabitany zany ny olona mankafy mety tsy mitovy amiko manindry lery biggggg uppppppp be

  • @musiciankavy4825
    @musiciankavy4825 11 лет назад

    Tena tiako loatra ianao ramaître aaaaa, Ramora Favori dia mendrika handeha lavitra satria tsara loatra,

  • @josephrafenomanantsoa1357
    @josephrafenomanantsoa1357 8 лет назад

    Okai lesy ramora a, mlay mlay mlay mlay, mvantana tsara mitsy tsy misy fihatsaram-belatsiny, mbola betsaka ny olona manandevo olona amzao fa tsy tonga saina amzany izy

  • @MrFigarowboy
    @MrFigarowboy 12 лет назад

    hahahah..; mlay ramora ah

  • @ericraherilala884
    @ericraherilala884 6 лет назад

    Zay mits les Ramora, zay miavaka @ Artiste zay mits le maha Artiste anla.

  • @hantanirina2699
    @hantanirina2699 12 лет назад

    fory masiso fa tsy foza orana hihihihiih sanabavy inona ty ny foza hena matsiro ramora bady bogosy sy bokonozatra !!!!!!

  • @alexissaid6
    @alexissaid6 12 лет назад

    Ioa! Nobandimilay io bandi io misotra letsi ramora aza manaiki aprafesi mbehivavy zani

  • @MsMIGUETTE
    @MsMIGUETTE 12 лет назад +1

    IZA IANAO SAHY MANANDEVO OLONA IO ? ANDRIANA AVY AIZA INONA NO MBA VITANAO ? MALAZA NOHO I RAMORA ANGAHA IANAO ? ATAOVY AMBONIMBONY KELY NY TOE - TSAINA FA AZA MIFOTETAKA AMIN NY FIALONANA FOTSINY.TSISY OLONA INTSONY AO ANATY ROVA FA SAMY MITRONGY VAO MIHINANA DAHOLO IZAO.IANAO NO TENA ANDEVON NY FIALONANAO

  • @hatrinah534
    @hatrinah534 7 лет назад

    Milay les Ramora hatramifarany e reveko elah

  • @randrianasolotahina9464
    @randrianasolotahina9464 11 лет назад +1

    AZA KIANA KOSA LE OLONA FA MANAOVA KOA FA SAM MANANA N REVINY IO E;;io maha salama azy d zay AR AZA MIHAINO REHFA TS MMREVY E;;za zao aloha d rehfa te hanalaz na te himehy d mjery ANDRA MORA ..TOHIZO MBAINA N REVINAO FA MLAY E SAD LE GASY KOA MILA ZAVTRA MBA MAMPIME KELY

  • @MyCoeurdelion
    @MyCoeurdelion 12 лет назад

    +1

  • @teddyrex17
    @teddyrex17 14 лет назад

    mapalaelo kel fsainan

  • @HajaRAZAFINDRASATA
    @HajaRAZAFINDRASATA 14 лет назад

    booba gasy hono!!mwahahahahahahaha....

  • @kami55junior
    @kami55junior 13 лет назад

    tapaka ny tsinaiko marina mafy! sady mati-kambo no guignole! mdr

  • @riccifalcone
    @riccifalcone 13 лет назад

    aaaaaahhaa hhhhhh

  • @MrDahalo
    @MrDahalo 14 лет назад

    sô evernareo fa nanja aza io,tsy matsinjy an'io ze rafilaany,mdr

  • @meljah7
    @meljah7  14 лет назад

    lool ramoura ngé ka 3 arts b zao é mbola tsisy anzany tao @ tanana hiii

  • @ravoalavo7103
    @ravoalavo7103 12 лет назад

    Ramora favori : Le Prince d' Andjanomanalina

  • @MsMIGUETTE
    @MsMIGUETTE 12 лет назад

    Tsy mila famindra-po mihoatra noho ianao Ramora raha ataoko ny fandinihana.Ramora izao malaza hatraty an-dafy ,ho avy aty à METZ izy fa ny malagasy aty efa manomana ny ahatongavany.Toa tsy dia tena mahay manoratra tsara ianao izany;ianao no tena mampalahelo.BE FIALONANA HOY RAMORA VAKY NY FONY ha!ha!ha!ha ha LOL

  • @dodakelyrobinson1964
    @dodakelyrobinson1964 10 лет назад

    provokeo daholo ramora reto tsalo reraka ireto â !

  • @belami9446
    @belami9446 12 лет назад

    izao ve no foto mpisainana nefa mba miteny olona! mahamenatra!

  • @malalasarah9945
    @malalasarah9945 12 лет назад

    ndryy mamindra fo aminy fa ts fatany zay atao

  • @belami9446
    @belami9446 12 лет назад

    fa enao mba manankiana azy io nga mba nahavita zvt koa kay? aza miseho be vava! matoa enao be vava otran'izao de mety marina ny lazain'ilay olona! enao aza mba miteny azy ho andevo nefa nga fantatrao ny momba azy !

  • @ainageorges338
    @ainageorges338 11 лет назад

    be style ko tazy a,marina zany ra maitre a tsara e!

  • @frenktiavina311
    @frenktiavina311 12 лет назад

    aza manandevo olona ry zoky a, efa zao izy d aza kianina fa manaova rah mahavita e?milay foana ramora e!

  • @mandresynancy1466
    @mandresynancy1466 12 лет назад

    tohizo ramora,asehoy ny mahaenao anao,tohizo funa fa zay manohana na de aty ampita aza,tsara

  • @randrianasolotahina9464
    @randrianasolotahina9464 11 лет назад +1

    ZE TS NANOTA TAM NAREO AOKA HITORAKAZ O

  • @MsMIGUETTE
    @MsMIGUETTE 11 лет назад

    Mba azonao tsar

  • @belami9446
    @belami9446 12 лет назад

    tena marina ny lazainao! tsy mahalala menatra mintsy ! mahatsiravina na ny mihaino ny hirany aza, mahamenatra!

  • @MsMIGUETTE
    @MsMIGUETTE 11 лет назад

    ASA NA AZONAO NY ZAVATRA LAZAIN'NY OLONA ? SA MBA TE HITENY FOTSINY.BETAIMBAVA NEFA TSISY ATORAKA.MANAOVA ZAVATRA TSY MAHAMENATRA HO TAZANINA BE FIALONANA O ! O ! O ! MDR

  • @diamondrafifaliana9823
    @diamondrafifaliana9823 10 лет назад

    manala azy niedala

  • @Daarkani
    @Daarkani 13 лет назад

    lol!!
    fa mati-kambo be koa leiry leaza!!!

  • @anjaraleonie1323
    @anjaraleonie1323 10 лет назад

    Krkrkr.ts menatr mht!!

  • @MsMIGUETTE
    @MsMIGUETTE 12 лет назад

    ANDRIANA AVY AIZA 'TY MANANDEVO OLONA 'TY.INONA NO MBA VITAN' TY ?
    MBA MITRONGY VAO MIHINANA IHANY KOA FA AKOMBONY NY VAVA.NY LAZAINA FA ANDEVO IZAO NO MITONDRA NY TANY SY FANJAKANA RY 'TY A !
    MAMONOA TENA FA ITENISANY IZAO NO HO LASA ANDEVO FA BE FIALONANA LOATRA.MBA MANAOVA RAHA MAHAVITA O ! MAMONOA TENA FA NY LAZAINA FA ANDEVO DAHOLO IZAO NO TAFAKATRA E ! VALIO AHO RAHA MBA MANANA CONNECTION ILLIMITEE TY