Bob Tobias & Diane Rak : Rehefa hoe misaraka dia misaraka hatramin’ny farany eh😒😑

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 10 фев 2025
  • Rehefa hoe misaraka dia misaraka hatramin’ny farany eh😒😑
    Tsy mety tapitra ny janvier 😭Misy promotion manadala be amin'ilay mampanadino problème ao amin'ny KFC Madagascar. Natokana ho anareo tapaka be. ♥️

Комментарии • 7

  • @AznarManahaky
    @AznarManahaky 11 месяцев назад +1

    Mécanicien🤣🤣🤣🤣

  • @alijaonarakotondrainy5554
    @alijaonarakotondrainy5554 7 месяцев назад

    Mahay ianareo roa ka, tafita tsara ilay dokam-barotra amin'ny alalan'ilay tantara kely. Mankasitraka Bob Tobias a, isaorana koa i Diane Rak.

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 7 месяцев назад

    Ary iny ndray no tsy nampoiziko 😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂🥰😂😂😂😂😂😂😂

  • @Soniya-kf8wn
    @Soniya-kf8wn 6 месяцев назад

    De naverina ndray ve ny sakafo ef novidina😂😂😂😂😂

  • @angelomegantahina
    @angelomegantahina 9 месяцев назад

    hahaha ra za koa ny teo amin toeran bob tonga de noentiko otrzao koa ny kaly be a

  • @ANDRIAMANANTENASOAJoseph
    @ANDRIAMANANTENASOAJoseph 2 месяца назад

    Milay ty an ???

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 8 месяцев назад

    😂😂😂