L'interview : LANDRISSA, vadin'i Dadi Love eto @ point carré
HTML-код
- Опубликовано: 13 окт 2024
- 🎙LANDRISSA, vadin'i Dadi Love eto @ point carré🔥
🌟"En couple avec une star"✨
Mitantara ny fiainany miarak'@ Dadi Love i LANDRISSA vadiny💥
Ka isaorana HAKSA SHOP & TEXTILE @ firaha-miasa🙏
🎉 nahazo namagna tsara anao zegny ayy bravo à ta copine bien aimé , ary ny atao hoe fa anjara zegny 🎉
Mba amia za koa namanao zegny mba ataoko namagna ayy 🤣😂😁🤭🙏❤️🎈 10:21
Je connais Dady Love depuis 2016, c'est une personne simple, cool et sympa; et quand j'ai vu cet interview, je vois à travers ses propos Madame est digne de lui, une femme posée et instruite. Toutes mes félicitations pour votre mariage "Que le bohneur qui vous unit aujourd'hui dure toute la vie"
@ émission jiaby narehako Grand araiky ty tegna ny hitako paré. Ataova matetiky, mba niala @ mahazatra, vadin'artiste fa tsy artiste fo! merci.
Mankasitraka foana mirary SOA hatrany hoanareo Mme Dadylove eh ,vous êtes fait l'un pour l'autre.
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra 🙋♀️
Miarahaba koa an'i Mme. ity sy Dadi Love , ary enga anie ho fitiavana lamban' akoho :(efa maty vao ialana ). Tegna mahafinaritra ny mahita fitiavagna naturel toy izao 🙏.Mba tokony hatao tantara sy ho Model hoan- tsika Malagasy vehivavy na lehilahy, ireto roa mivady ireto 🤗. Voninahitra sy fisaoragna hoanareo roa mivady , fa tena mahafinaritra ny mahita Malagasy mbola tena mitazona ny fahendrena toy izao🙏😇! Bonne chance !
Masina ny Tanindrazana !
Landrissa sy Dadi Love ary ny zanany kambagna ho ela velogno👨👩👧👧 🙏💝🇲🇬🇨🇭
Misaotra madame, efa voamboatranao fonao mahatsara izy.Tu es une femme compréhensive et bien cultivée
Misaotra Jean Luc sy madame Dadi love mirary soa anareo hatrany ❤❤❤❤
Bravo li Maman' i kabana
Anisany mpanakanto tiako i Dadi love h@zay ka h@ zao fa tonga dia tiako koa vadiny 'ty🥰!
Une femme méritée ❤️❤️❤️
Tiko anao madame 🥰🥰🥰🥰
Iza ny mampinono zaza amnareo 😂😂😂mbola i dadi love fo
Tiako be le accent Nord. Peu importe le sujet, c'est agréable à ecouter .
Une femme intelligente!
Tena tiako ny toetran’vadin’Dadi love ti,,tena compréhensif be izy..Mirary soa anareo mivady tanteraka tompoko
♥️
💖💕
🙏🙏🙏❤❤
❤❤❤❤🌷🌷
Diamm
Krkkrr mdrrr elle est tro dessus 😅
Buhumuz
👍👍👍👍👍👍
Ampelasoa
Daimond pratinam
mafinaritra be, talanjona zaho nijery ilay interview
Tabataba be fotsiny
Insane
Buhumuz