TIRIKE FILONGOA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 фев 2025
  • NOUVEAUTE - TIRIKE de MADAGASCAR 2019

Комментарии • 33

  • @tirikeaugustin2495
    @tirikeaugustin2495  Год назад +1

    Izao no mba hafatro ho antsika rehetra avy any atsimo ny Nosy : Mahaiza isika mi fanohanana amin izay atao rehetra na ino io na ino. Fa sinon tsika ihehen olo lava. Izaho TIRIKE tsy tohagne nareo tsy mampagnino fa mety maro ty longo Sairy. Manampahaiza. Mpamarotse..... Sns TOHANO ary mahaiza manao J'AIME Amin izay publication ataony.

  • @velontsoaeddyjaures9656
    @velontsoaeddyjaures9656 5 лет назад +1

    soa ti hira ti e! hafa avao ny artiste mahay namorognaze! merci bevata Tonton TIRIKE soa ti filongoa

  • @zazamalagasy5843
    @zazamalagasy5843 5 лет назад

    eka lahe , afa avao ti tompony le faly ti anatintena lafa mijanjy azy , fe ti ra mapalahelo ahy bevata nahare fe ijano ny resaka sehatra am 2020 toy , akory atao moa fe zai ti decision , je resterai fan jusqu'a ma derniere soufle satria maro ti hira soa navelanao ho anay!!! misaotr koah zoky be Tirike

    • @tirikeaugustin2495
      @tirikeaugustin2495  4 года назад

      Na zaho koa malahelo fa tsy aleo mifanao Veloma tsika sambe mbo velo hoy Zay maty vao Ramalala ? No kila raha tokony hisy farany iaby koa fa Mahavelo bevata aminareo iaby

  • @haritianaanicette5515
    @haritianaanicette5515 Год назад

    Ahatiarovako ratopokolahy Roméo. .. mandria ampiadanana longoko e 😢

  • @theresinemarie8763
    @theresinemarie8763 6 лет назад +1

    Merci fasoa gea nizara mbo eo avao koa moa lahy riha tirike , tohizo falembomahafinaritse lahy !

  • @juliamandira1462
    @juliamandira1462 3 года назад

    Misaotsy tamin'ny fizarana e, tohizo hatrany.

  • @tarezamariebebiliny9771
    @tarezamariebebiliny9771 6 лет назад

    Merci gea fasoa fampiarahampeo nareo toy 👏👏👏👏

  • @razafindrasojathierryjudic35
    @razafindrasojathierryjudic35 2 года назад +1

    Ok Tirike hatramin' farany eh

  • @mireillerasoanandrasana3532
    @mireillerasoanandrasana3532 6 лет назад

    Mampihehe hiranao toy NIZARA
    Ao tanatikay milanao rieeeee

  • @mireillerasoanandrasana3532
    @mireillerasoanandrasana3532 6 лет назад

    Merci cousin iezay lahy bogosinay
    HEEEEEEE TAMPAKE TI TINAIKO
    LAHY

  • @benmimounelydia4168
    @benmimounelydia4168 6 лет назад

    Manigne anare grave avao tany Mahafale marina tokoa izay message filigoa Rara soa

    • @tirikeaugustin2495
      @tirikeaugustin2495  6 лет назад

      Maro any gea ty zaka voavaha laha mifankatea itika mpilongo iaby

  • @donnatlaurent5451
    @donnatlaurent5451 3 года назад

    zegny guitare ny MANANTENA hafa ihany

  • @fabiolavelontsoa6263
    @fabiolavelontsoa6263 5 лет назад

    Soa biby gea hira toy

  • @sambilasonrichelieurafefim3041
    @sambilasonrichelieurafefim3041 6 лет назад

    soa lahy tohizo

  • @jacquelinebailly6910
    @jacquelinebailly6910 6 лет назад

    💖💖💖💖💖

  • @ericrija9191
    @ericrija9191 5 лет назад

    Tiako ity hira ity zoky e. Zandrinao Avignon tsy mahafoy e

    • @tirikeaugustin2495
      @tirikeaugustin2495  5 лет назад

      Misaotra betsaka zandrilahy , tsy manadino anao koa aho ary mirary ny soa hatrany ho anao sy ny fianakavianao - Enga Ka mba hifankahita indray andro any

    • @larissamamy9672
      @larissamamy9672 4 года назад +1

      Hafa mihitsy ny mpihira taloha 😘💗❤