Babà Rakotoarisoa APM Tv Plus 13 09 2015
HTML-код
- Опубликовано: 8 фев 2025
- Alahady 13 Septambra 2015. Niakatra tao amin'ilay fandaharana "Don-Dresaka" (Tv Plus Madagascar) i Babà Rakotoarisoa (Izy Mitsam, Gangstabab) ary nilaza fa hatsangana ny Antoko Politika Madio na APM. "Tsy mila dinosaures, na antitra na tanora ity antoko ity". Ny 19 septambra 2015 no hatao ny "Assemblée constitutive", ao aminy ANS Ampefiloha. "Tsy misy fidiram-bola ary tsy misy fizaram-bola".
Tena mahay mikabary be ilay Babà👍👍👍👍 marina mitsy zany fa izay mahakasika ny ati-vilanin'ny malagasy ihany io fa tsy mila termes za tsy sy eroa 😬😱
Mankasitra anao eh .manantena ny fiverenanao eo @don-ndresaka baba
Thanks leis BABA
bravo bába👍
Misaotra betsak baba .ataovy maita mitsy reo mitsetra n alaelon vahokreo
Tsy mahataho-tody ny mpanao pôlitika malagasy e!! Tsisy fitiavan-tanindrazana fa fitiavan-tena fitiavam-bola no tena marina!!!! 😆😆😅😅😂😉
Siora ... Babà !!!
TS MAHAZAKA ADY HEVITRA LE SOLA LO BE, MBOLA VAO INY ARY BABA VAO NIAKATRA AN-TREHATRA D EFA TS ZAKANY KO, mbola entreti1 ar reni nataon'i baba reiny, maika zany fa rhf tena zatr terrain ts o sola ambanin'ny volomasoni.
zahay madinik manokan alou de maita we tsmaavoa nareo na ilaz in na ilaz in eh!tsresak fanakorontanan arakzay voalazanao zay no tsmampandroso antsik tokn aprehitr ny ambo-po nareo ary zan ary vao maik anehoanareo ny fahaiza manaonareo!
Tadidio fa ny olona tsnianatr no tsmaazak ady hevitra sy kiana!
Legislateur nareo asa tsilana 4*4 zan!ra tia tandrazan nareo de manofa taxi ref miasa amze karamanareo an!
kapoka izany an! tsara e!!!!!!
o ry depioten ny Betroka, fa angaha rehefa tsy manana responsabilité de tsy mahazo miteny. Tadidio fa vahoaka tsy manana responsabilité no nifidy anao?????? Raha tena mahafehy ny asanao ianao dia na iza naiza no manao debat aminao dia mila mahay ianao.
MBOLA MISY ZANAKA TONGA SAINA! MPILELAKA MPITONDRA NY DEPUTES! TSY MISOLO NY HETAHETAM-BAHOAKA NY DEPUTES FA MATIMBONINAHITRA SY MPANGORON-KENA. MARINA NY TENIN'I BABA RAKOTOARISOA. TSY MISY TENDANCE LIBERALE FA "ANTOKO POLITIKA MADIO". ny soa ho an ny vahoaka dia tsy misy liberal na sosialista. Ny fokonolona fototry ny fampandrosoana an i gasikara. Sure BABA RAKOTOARISOA
JIOLAHIMBOTO MIHAJA NY DEPUTES
hahahahahaha,marar fo b le sasan le,mlay les babà
HO AN ILAY DEPUTE BETROKA, INONA NO NENTINAO HO AN NY VAHOAKA N NY BETROKA?????
LOL BE TY
MIALA TSINY FA ILAY DEPUTE SOLALOHA DIA TENA IDIOT! DESOLE FA TENA IDIOT