Mankanesa aty

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 22 янв 2025

Комментарии • 39

  • @patricaksa1267
    @patricaksa1267 2 года назад

    Misaotra jesosy 🙏mamindra for amiko,"manana anjara tsara tokoa Aho satria"NY fiainna miaraka Amin I jesosy ao anatiny fanatrehan dia fiainna mingoka tantely Mamy be". amen, mankasitra

  • @niaratina725
    @niaratina725 8 лет назад +9

    Tompo o te ho any Aminao aho, apetrako eo an tongotrao ny adiko ny fijaliko mba ataovy tsapako fa miasa Ianao Tariho ny làlak'hombako very hevitra aho nohon'ny fisalasalana: handroso dia ho aiza? hiemotra dia voailika sy voalatsa. Tompo o te ho eo aminao aho. Amen

  • @ampelasoaejeda8679
    @ampelasoaejeda8679 2 года назад

    Ity hira ty tena mampilatsaka ranomasoko. Misaotra Jesosy Kristy Aminy fitiavanao anay. Amen❤❤ Je t’aime Jesus Christ de Nazareth

  • @jiomajio4730
    @jiomajio4730 2 года назад

    Amen! Mankasitraka mitomboa aminy fahasoavany tompo

  • @ishaqueshaikh5667
    @ishaqueshaikh5667 4 года назад +1

    Misoatra Indridra Àndriamanitra!ô ampifataro ny lalanao aho ary ampianaro izay sitrakao ahy ka tarihio amin'ny lalany famarinanao aho ary aza ny fahotany fatahorako na ny ratsy nataoko taminao no atsarovanao aho fa atovy ho araka ny famindramponao no atsarovanao ahy noho ny Fahasoavanao tsara sady mahitsy Jesosy malala Ô ka izany ampianarina ny mpanota ny lalana Amen

  • @marcelinetavy5856
    @marcelinetavy5856 8 лет назад +3

    👏👍💟💞 ny voninahitra dia ho an andriamanitra irery ihany

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 года назад

    Merci aky Adilia tohizo foana fa tsara b ny hiranao

  • @pierrerollandrandriamanamb3125
    @pierrerollandrandriamanamb3125 7 лет назад +2

    Tsy mankaleo mihintsy, tena tsara fa tohizo. Don't give up. God help you.

  • @jadynekena
    @jadynekena 6 лет назад +1

    ndriiii, tsy aiko hoe iza no mihira fa tiako loatra ❤❤

  • @mariahaloma9767
    @mariahaloma9767 8 лет назад +3

    Amen ,misaotra tompo o!

  • @vectormadalalaina404
    @vectormadalalaina404 8 лет назад +3

    Tena mambabo fo sy saina ary Fanahy

  • @miotysoutantely2107
    @miotysoutantely2107 3 года назад

    Jehovah oo! vonjeo aho fa trotraka 😢😢

  • @lova.Ravel59
    @lova.Ravel59 6 лет назад +2

    AMEN 🙏 Misaotra Jesôsy...

  • @minaely4069
    @minaely4069 4 года назад +1

    AMEN 🙏
    MISAOTRA JESOSY

  • @ingaty5447
    @ingaty5447 8 лет назад +4

    Wooaaw, DOXA7PRAISE no manao an'io hira io

  • @sharabattle9527
    @sharabattle9527 7 лет назад +1

    Misaotra Tompo noho ny fitiavanao, dia mankasitraka an'lé mpihira.

  • @tuyautina957
    @tuyautina957 5 лет назад +1

    Donné moi la force et la confiance avec toi mon dieu 😭

  • @felaniainarazakaharisoa1776
    @felaniainarazakaharisoa1776 3 года назад +1

    AMEN😇😇

  • @vissindroiziarson327
    @vissindroiziarson327 7 лет назад +2

    Merci infiniment à vous!!!

  • @rotilag3110
    @rotilag3110 2 года назад

    Tiko loatra ilay hira sady tsara feo be ilay mihira azy. Iza ngah ilay mpihira azafady? Merci

  • @vitechmadagascar8786
    @vitechmadagascar8786 7 лет назад

    misaotra amin ny hira rehetra fa ilay hoe zay miandry anao iny toa nanjavona tsy hita ntsony nefa tsara be

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 5 лет назад

    Mba iza re no tena mihira anzany hira izany e

  • @tinahlandricia
    @tinahlandricia 2 года назад

    🙌🙌🙌😭😭😭😭😭

  • @nadyana559
    @nadyana559 6 лет назад +1

    Matio 11:28-30. Misaotra Tompo o! D misaotra koa Adilia ny @ hafatra

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 8 лет назад +2

    tsara tokoa lé hira fa azo fantarina v lé mpihira azafady????

  • @voahangyrakotoberadarson7301
    @voahangyrakotoberadarson7301 8 лет назад +3

    Misaotra JESOSY FITSAHARAKO MAMIKO LOATRA

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 8 лет назад +3

    Misaotra

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 8 лет назад +3

    mahay mihira mintsy izy zany marina

  • @malalatianarajesy7461
    @malalatianarajesy7461 8 лет назад +1

    iza tsara ilay mihira azy? hira 2 ihany no itako fa tsisy anarana mpihira nefa tiko ny hirany

  • @malalatianarakotomamonjy373
    @malalatianarakotomamonjy373 4 года назад

    💐🙏

  • @valou_raza
    @valou_raza 4 года назад

    ❤❤

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 5 лет назад +1

    Mamiko loatra izany hira izany

  • @ampelasoaejeda8679
    @ampelasoaejeda8679 2 года назад

    ❤❤❤❤