Tsy anjara Les Frères Tsi tsiou

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 20 окт 2024

Комментарии • 18

  • @dinarakotondrainipeno1311
    @dinarakotondrainipeno1311 Год назад +2

    Tsara zany eee❤

  • @michaelpaulsezara9317
    @michaelpaulsezara9317 Месяц назад +1

    Tsi lefy hira taloha ni fahazazana Toamasina / Tamatave 501
    Betsimisaraka antsignanagna
    Tani niaviagna
    Tsi adino tsi atakalo Madagascar 🇲🇬

  • @ArsèneStephane-n2k
    @ArsèneStephane-n2k 2 месяца назад

    Tena mahatsiaro, génération 70. Niainana a!

  • @kolitsyrandria9376
    @kolitsyrandria9376 Год назад +2

    Misaotra nizara o ! Souvenir d'ado !!!! 😄

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 Год назад +4

    Mampalahelo ahy foana ny mihaino ity hira ity. Tsy misy tsiny. Tsara be ny feon- kira. Mankasitraka nizara. :-)

  • @dinarakotondrainipeno1311
    @dinarakotondrainipeno1311 Год назад +4

    MBA mangataka n'y Tonony Zay manana o

    • @Totytsialonintsoa2757
      @Totytsialonintsoa2757  Год назад +6

      Tsy anjara (Les frères TSI-TSIOU)
      Aza afilafilaina loatra zaho malalako iny
      Fa na dia ratsy moa koa angay e
      Mba olombelona ihany
      Ka manantena sy matoky fa hahita zara vaovao.
      Tiako arô alôha malalako iny
      Tsy foiko moa ko’angay fa tsy anjarako
      Akory amignareo
      Raha tsy anjara rô
      Tsisy tsiny angaha e fa hisintaka.
      Alahelo tsy mampanody ny anay a malalako iny
      Aza arahin-jaka kô zah fa hierina aminay e
      Raha tsy mbôla nanano ratsy anay e
      Dia tsy ho zara very zara.
      Tiako arô alôha malalako iny
      Tsy foiko moa ko’angay fa tsy anjarako
      Akory amignareo
      Raha tsy anjara rô
      Tsisy tsiny angaha e fa hisintaka.
      --------

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 года назад +1

    Tsy anjara.

  • @nn7703
    @nn7703 Год назад +1

    Tsy anjara😢😢

  • @honoresylvainrandriamparany
    @honoresylvainrandriamparany Год назад +2

    misaotra nizara e

  • @gisellethibault8352
    @gisellethibault8352 Год назад +2

    ❤❤❤❤

  • @Herytiana-qo2nw
    @Herytiana-qo2nw Год назад +2

    Misaotra betsaka tompoko

  • @dinarakotondrainipeno1311
    @dinarakotondrainipeno1311 Год назад +2

    Tiko loatra

  • @lantoniainaramarolahy3271
    @lantoniainaramarolahy3271 7 месяцев назад

    Mampatsiahy t@ za tolaha tao CEG Ampefiloha , année 1979 … tsara foana e!

  • @lantoniainaramarolahy3271
    @lantoniainaramarolahy3271 4 месяца назад +1

    Ok

  • @andryrasoanaivo9640
    @andryrasoanaivo9640 3 года назад +3

    Iza no nanoratra ny hira, tay aoriana toa Dor's group no mihira azy ?

    • @cadettalfred9840
      @cadettalfred9840 2 года назад +2

      Ranadahy Théodore Stephen na Dor's groupe no namorona ny hira tamin-dry zareo mbola " les frères tsi-tsiou.
      Eo ambony amin le 3 lahy io izy