Bonjour RyKala Vazo , tena faly aho manoratra @nareo 2 satria ny bungalow nay aty Andasibe no nofidinareo hanaovana clip na dia efa simba aza izy ireo , manantena zahay fa mbola hihaona @nareo 2 le plus vite possible ao @ restaurant nay ao @ hôtel MIKALO annex BUFFET DE LA GARE à bientôt les fille vous aurez du surprise bisous à vous 2 et courage foana ampiaram-peo sika refa tonga nareo :* :*
Tsara be ilay manao ecoute betsaka amin'ny mozika saingy tandremo ihany ny inffluance aterak'ireny sao anakona ny identité anlah sady mirary soa koa dia soava dia
Vazo kanto dia kanto. Tsy adino n'y hafatra. Mankasitraka nizara. :-)
Dia tena soava dia tokoa ve ianao ry Mitchou😢!!! Mampamangy amin'i Neninay any. Mandria ampiadanana Amy! Misaotra tamin'ny kanto malagasy nentinao.
Très content de cette mélodie.
Kanto ee! Mandriampiadanana Mitchou!!!!😭😭misaotra tamin'ireo kanto nomenao❤❤❤
Andray!!! Tsara be ry zareo a!!! Mampandihy madinidinika....Tohizo fa manainganainga fanahy e!!!
Tsy kivy. Tena kanto ity hira iray ity. Mankasitraka nizara. Tiako.
Bonjour RyKala Vazo , tena faly aho manoratra @nareo 2 satria ny bungalow nay aty Andasibe no nofidinareo hanaovana clip na dia efa simba aza izy ireo , manantena zahay fa mbola hihaona @nareo 2 le plus vite possible ao @ restaurant nay ao @ hôtel MIKALO annex BUFFET DE LA GARE à bientôt les fille vous aurez du surprise bisous à vous 2 et courage foana ampiaram-peo sika refa tonga nareo :* :*
ay v atram sodina ko ataony mitchou e! manan-talenta nareo e!
Mahafinaritra be
Mankasitraka indrindra. :-)
Mahafinaritr be 💕💕💞 ary tena mana talenta be iz telo vavy . Sady tsara feo daholo
Repose en paix ma cousine 😢 🙏❤
Gasigasy mamy tsara an ! Merci anareo a
zany ka hira!! tsara fa tohizo hatrany :)
Grave be ity hira ity soavadia enw ry Michou tsaroako foana
Tsara gonaa mankasitraka e👍👏👏 tohizo hatrany rakoahy e
Mafinaritra be ny vazo💐
Tsara be ilay manao ecoute betsaka amin'ny mozika saingy tandremo ihany ny inffluance aterak'ireny sao anakona ny identité anlah sady mirary soa koa dia soava dia
tazomy ilay gadona fa efa itanareo izy zay. tsy tontan'ny ela. ankafiziko loatra
. kanto!
Vraiment magnifique ❤
tena tsara le hira tohoizo fo ❤❤❤😍😍
thank you verry much Njara
C quel pays svp!?thanks !?👌✊🤙👂🇳🇨
Madagascar 🇲🇬
Mandria am-piadanana Mitchou, mampamangy fa tombon-dalana ihany ny anao.
Mahafinaritra rehefa mahay maampiaraka talenta indrindra ny tanora :)
Milay be le vazo e! otrany misy inspiraka Ricky an! Tiako
tsara e, mampanembina anle olotin mits iz zan a, sa aon ozy nareo rynaman isan?? suuurrrr !! mb andatsaho parole kel zahai e!!
suur mints lets mampionona a! tsara be le hira
Milay b mifanampy fahaizana nareo 4 mianadahy tena kanto
mahafinaritra re an miaina be le hira
manina ny olo tiko any alavitra any zaho ref naheno an'io hira io
Marina zany ra'Njara ahh ;) hehe ;)
Tsara be. Tsara fa tohizo. Tazomy ny fahatsaran'ny hiranao.
mandria am piadanana Mitchou Ami...Soavadia eee
Indrisy voatahiry ilay sary😰😢😰😰
Ndriiii !!! mahereza ry izy roa vavy !!!
zany lesy ka mozika gasy
Njara,Ry kala vazo milay be ianareo
Ndriis karah ts mampigno ein. Malahelo mangotsok ny fo.
Mandry ampiadanana mitchou
Mankasitraka. Tohizo fa mety tsara.
Soa bibiky maha jangobo😍😍😍
Tsara tohizo eeeeeeeeeeeeeeeee
Tsra be merci
Mandrosoa hasiny frera a :)
Tsara be! Mazoto hatrany.
SUPER
Tsara e ! Mahafinaritra !!
tena tsara feo;tsareh hatsarao fona ry kala vazo ah
Mankasitra tsara be hira!!
Tsara rangahy aa
mlay e,alefas njay ny manaraka e
reharehan i Moramanga ianao gôna
🎉
Tsara
tsara be nanaovanareo azy
MANJA eeee! ♥️💙🧡
Mafinaritr'ehhh!!!
Merci ❤❤❤
milay be izany......
like this song thank you
misaotr eee
Amazing!!!
Mandria ampiadanana Mitchou
MBOLA MATSIRO ITY HIRA ITY
tsara !
tiiiiiikkkkkoooooooo
manja be !!!
matsiro be le vazo
i like
ao tsar iz zan aaa
mafinartra :*
Tsara ny fampiarahana feo eh!?
tsara ee
tsar be mints
tiko be
Tsara feo daholo tenisany!
kkkkkkkkkkkkkk
MANJONO AO ANATY KOVETA E