Комментарии •

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 2 месяца назад +3

    Hitako bôl tena ihady eo amin Paolo s'y Augustin ....entre l'enclume et le marteau n'y mpifidy n'y 1 er arrondissement
    Fa lay Rangahy Randrianatoandro ohatran ts hitako ze lazany ao Antananarivo ao
    Tokony hatoky valeur Paolo fa ts ho matilolo ohatran ireo mpanohitra mbontolo ireo

  • @user-zi9yc3bq4j
    @user-zi9yc3bq4j 2 месяца назад +1

    Reraka fotsiny mimenomenona am'tsy rariny sns eto nareo! fa ny mena aza lasa fotsy ref i Mr Dj n m'teny azy! hahaha (ny chiffre 'ny banque mondial aza lazainy fa la réalité est tout autre) hahaha ! mahereza e!

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 2 месяца назад

    BRAVO Paolo : TORIHO Mihintsy ny Zava-Dratsy ho Hataon'ireo Orange ireo.. Isika rehetra eto aminy 1 Arrdt. FIDIO POALO Io noho ANTSIKA.

  • @rakotonirinanantenaina3449
    @rakotonirinanantenaina3449 2 месяца назад +1

    lalàna no hitondrana firenena, raha mandika lalana ny maire, député, ministra, filoha dia mandika lalana izany fa tsy amboarimboarina ny lalana.

  • @fanandrasana
    @fanandrasana 2 месяца назад +1

    efa tsy handroso intsony isika rehefa nihaino ra otrzao ny hevitra

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 2 месяца назад +1

    Tsy fitondran dravalomanana iz ity ranamanaaa...vonoina ny jiro dia refa vélona ny jiro dia nivadika ny vakim pifidianana fa i ravalo hatra tam fifidianana iz hiditra 2e mandat efa tsy lanim bahoaka i ravalo..efa tsy tiam bahoaka fa ny jadony no narefarefany teto fa nisy farany ny zava drehetra...

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 2 месяца назад

    ILAY FAR: Inona ny Soa nohentin'i Filou 10 Taona nitondrany le Mpisolelak'ity aaa! Miteniteny faona iela Pov....

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 2 месяца назад +1

    L exemple viens tjs d en haut. Zay nataon izay nitondra teto teo aloha ihany no ampiharin ny zay mitondta aty aoriana!!ts fanajana lalaana izany ts nis filoha nanaja lalaana teto n iza niza...refa iza tsy nanaja dia mety..refa iza lazaina fa ts manaja dia tsy mety...io ihany ady eto isaka mis fifidianana....lay hoe tsy omena zao zay tsy mifidy an i koto n'a i rabe...tsy teny avy am rajoelina veluvely izay teny hoe raha tsy mandatsa bato an izao dia tsy mahazo an izao..f angah anjaran ny n'a asan n'y député manome tosika fameno ??? Fifidianana député ny am zao fa tsy filoha ka tsy anjaran ny député velively mamoaka teny am resaka hoe tsy mahazo tosika fameno fa mba aoka ireo député hilatsaka tsy handoto image n n'y filoha...refa tsy ilaim bahoaka ireo député miteny fa hoe tsy mahazo an izao tsy mahazo annizao? Aoka iz tsy hilatsaka..avelao by vahoaka hifidy malalaka tsy an teritery