MANOHITRA AN'I ANDRY RAJOELINA I NAIVO RAHOLDINA❗LEO DELESTAZY ❗MIALA VAZAH

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 21 окт 2024

Комментарии • 87

  • @doudou16junior25
    @doudou16junior25 2 месяца назад +6

    Merci beaucoup Mr Honorable Ranaivo Raholidina

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 2 месяца назад +9

    Tonga saina aminy fahamarinana i Naivo Raholdine. Merci aminao Naivo Raholdine. 👏 👏👏👏👏❤

  • @mihajaandriamihaja6342
    @mihajaandriamihaja6342 2 месяца назад +5

    Merci Mr le Député,ELA n'y ela, mankasitraka e!

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 2 месяца назад +5

    Merci Raholdine ! Marina n'y anao, Leo délestage n'y Vahoka, tsy n'y vazah no mahavaha n'y olana @rano s'y n'y jiro hianantsika Vahoka,

  • @edgardrazafindrika7976
    @edgardrazafindrika7976 2 месяца назад +8

    Ireo fa manao vazah mody miady dia miady seza ny sasany, tssssssssssss, Andry Rajoelina miaraka amin'ny forongony mihintsy no mila miala eo

  • @christianandrianarison8983
    @christianandrianarison8983 2 месяца назад +8

    Tezitra i Betaintsofina fa natakalon'i Lucky Luc an'i Augustin

  • @ramarokotochristian6177
    @ramarokotochristian6177 2 месяца назад +1

    Misaotra anao M.Ranaivo 🙏

  • @firangodenis7618
    @firangodenis7618 2 месяца назад +11

    Efa manakaikaiky
    Efa manakaiky
    Ny Ora faranyi
    ( RICKY ).

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 2 месяца назад +2

    Zao ve vo tonga saina ty Mr Naivo R ...... MENATRA eeeh sssssssss!!!!!!!

  • @JuliannaRkt
    @JuliannaRkt 2 месяца назад +2

    Efa zatra cinema zahay eh 💯

  • @godefroyvidot5020
    @godefroyvidot5020 2 месяца назад +7

    Hadinonareo angah coup d'état nataonareo depuis 2009 halatra fona nataonareo depuis 2009

  • @louisralambozanany2000
    @louisralambozanany2000 2 месяца назад +2

    Be resaka aller retour mankaleo

  • @henridelonrasolo1802
    @henridelonrasolo1802 2 месяца назад +1

    zao ve vao tongasaina le rangahy ity n'y vahoaka fa mijaly

  • @ramarokotochristian6177
    @ramarokotochristian6177 2 месяца назад +1

    Nisy face à face nataon'i Andry sy Ravalo izay indray taona momba ity herin'aratra ity, nahay be mihitsy i Andry tamin'io face à face io. Mba havereno kely eto iny horonan-tsary iny

  • @dannirandriarimalala7467
    @dannirandriarimalala7467 2 месяца назад +2

    Cédric werawera, incompétent

  • @angeliquemalala-ds8tc
    @angeliquemalala-ds8tc 2 месяца назад +3

    ATÒVY FA HOAPOKONA ISRAEL EHOKOA MADAGASCAR

  • @rakotondrinasantatramamini6338
    @rakotondrinasantatramamini6338 2 месяца назад +1

    nareo no adala , i President no tokony andany any aminareo fa tsy ny mifanohitra aminizay . samy voafidy mbahoaka ka tokony hametraka tsara ny place nareo nareo solombavabahoaka

  • @henridelonrasolo1802
    @henridelonrasolo1802 2 месяца назад +1

    tena vahino fona ve ranga nomphinana fatiny nyGasy

  • @fanjadoris
    @fanjadoris 2 месяца назад +2

    2006 no efa niaina tanteraka tanaty délestage mandraka ity ny androany noho ny fangalarana manara-penitra tantely afa-draokita ataon'ireo mpiasa ao @ JIRAMA !!! Aiza no ahitany talé vaovao vahaolana ao anatiny 3 volana iasàny sahady

  • @ErickRaharijaona
    @ErickRaharijaona 2 месяца назад +1

    Tsy vao zao no nisy ny délestage 😢, fa angamba tsy miankina @ DG izany

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 2 месяца назад +3

    milaza ny marina kosa izy e! Izahako tsy mpanohana azy fa misaotra azy milaza ny marina mitrotro ambavaka hatrany ny firenentsika

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 2 месяца назад +4

    manorisory ny mihaino an'i dingue : lazainy fa tsy ry zareo indray no nahatonga izao zavatra mitranga efa hatry ny ela izao

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 2 месяца назад +1

    Aza mandray atendrony ra milaza n'y Marina s'y @zavamisy raholdine e!❤

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je 2 месяца назад +2

    Raha marina ity dia tokon hitory azy ny ao @ antoko mis azy satria mitov @ ty ny nahazo any Christine Razanamahasoa

  • @andrianoaninja5567
    @andrianoaninja5567 2 месяца назад +1

    ny mpitondra mihintsy tsy mahafehy ny eo ambany fifehezany e!

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 2 месяца назад +1

    Io président io fo eky tsisy raha ilagna izy 😡

  • @LivaSeverin
    @LivaSeverin 2 месяца назад +1

    🤣🤣🤣🤣🤣🤣 sahady hooo

  • @vrhtrarhrsn9958
    @vrhtrarhrsn9958 2 месяца назад +4

    Tsy mbola azonareo ihany ve fa haute politique mondiale ny zava miseho..
    Mametŕaka n'y namany eran zao tontolo zao ireo piara dia ara politika. Ny frantsay no mametraka io olona io ary Rajoelina dia SARIBAKOLY LA FRANTSA efa nivarotra an Madagasikara tamin ny nahazoany ny zompirenena Frantsay..TEna nataony varoboba ho an tombotsoany ilay firenena..
    De izay no zava miseho rehetra io..
    Fa ra mbola izy no eo dia izao no izy
    Ary mbola hitohy bd dia be...
    Tsy misy afatsy izay fznazzvana ny zavatra rehetra mitranga...

  • @departementfinanciercrbc692
    @departementfinanciercrbc692 2 месяца назад +1

    hahahaha

  • @andorakotomalala3399
    @andorakotomalala3399 2 месяца назад +1

    Hita mihintsy hoe mpisolelaka ratsy toetra hahaha, ny olana dia nareo miankavy ao amin'ny IRMAR ao satria nareo no nahatonga an'i Madagasikara ho lasa firenena mahantra indrindra eto an-tany sy ny olana rehetra aterak'izany, ianao ko tsara manao démission samy nuls daholo nareo!

  • @BARAKAERIC-d7c
    @BARAKAERIC-d7c 2 месяца назад +3

    Mankasitraka député

  • @BanerBrosh
    @BanerBrosh 2 месяца назад +4

    Sinema io ataon ny Naivokely io.

  • @lalainatolotsoaandrianjaka8720
    @lalainatolotsoaandrianjaka8720 2 месяца назад +1

    Na iza na iza no eo, rehefa tsy misy fotodrafitr'asa vaovao matanjaka hamokarana herinaratra dia efo foana aloha isika

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 2 месяца назад +1

    NAIVO R NDRAY ZANY NO MANDIDY ANIE MBOLA AIZA ???? SATRIA MBOLA JIRO FSTN NO MIANTRA AMIN'NY

  • @kamisylandryjaoravo-cv9rn
    @kamisylandryjaoravo-cv9rn 2 месяца назад +1

    Tena marina nisy halatra be nataony mpitantana teo aloha kanefa malagasy ihany

  • @PierreRambolarijaona-cw3sd
    @PierreRambolarijaona-cw3sd 2 месяца назад +1

    Frustré Raholdina ka mibaradaka @ fahoriam-bahoaka nodiany tsy fantatra tao anatin'ny 5 taona. Manandrana indray izy, tahaka ilay t@ "motion de censure", fa rehefa mitrerona Rajoelina nifitsaka ihany izy. Nisy honorable iray izay koa anie nanao angoa-tenda hoe tsy azo omena toerana intsony ny olona tahaka an'i Lalatiana e! Fa tsy ren'ingahy Filoha izany.
    Ho latsaka anelanelany toy ny kàka ingahy deputé ity satria tsy hahazo fahatokisana any @ mpanohitra no efa nakisaky ny 🍊

  • @filohafitea2798
    @filohafitea2798 2 месяца назад +1

    manahirana ny toe javatra ankehitriny

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 2 месяца назад +1

    Privatisé o ny Jirama fa tsy fanjakana mahay mitantana orin'asa izany e !

  • @lalanirinarandrianantoanin6038
    @lalanirinarandrianantoanin6038 2 месяца назад +1

    Comédie...

  • @melybridge-ps1vg
    @melybridge-ps1vg 2 месяца назад +1

    ianareo tsy mahay nininona ,ny vahiny vao tonga tsy hela akory no omena tsiny

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 2 месяца назад +1

    Zah manokana aloha tsy mino we naivo no mody manohatra eo fa orange atrany anatiny naivo 😅 mody manao vaza mody miady reo fa tanjony hilantsaka betanana tana de mody maka fo vahoka tana 😅 mila olona vao2 isika vahoka tana fa leo film a

  • @kamisylandryjaoravo-cv9rn
    @kamisylandryjaoravo-cv9rn 2 месяца назад +1

    Mety fo fa tsy maninona, anareo teo efa nitondra teo toa mbola tsisy raha nanjary fo

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 2 месяца назад +7

    Il s en fout rajoelina ses enfants sont français ils vivent en France lui est français il brade le pays à la France Madagascar n est pas sa priorité

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 2 месяца назад +1

    Jiro sy ny rano c’est la base ndrefa tsisy pays tsisy rano ndreky j jiro zegny
    Tchrrrr 😡🤬

  • @joser.3370
    @joser.3370 2 месяца назад +1

    Isika aloha de ho taraiky?satria tsisy capacité tsisy bagage daholo ! Le mpitondra!

  • @mikal7487
    @mikal7487 2 месяца назад +1

    Président de la République de " gestion de crise " koa aloha dia tena ilaina koa an! Au moins mila manao stage kely ilay Prezidatsika 😂😂😂

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 2 месяца назад +2

    Tsy oe pisolelaka, Fa mahalala kosa izy oe tsy mety le @zavamisy e,

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 2 месяца назад

      Inn no tsy mety ê ? Alahelon-toerana ny an'io ! Efa tenenina foana amin'ity fidedadedàhana sy fisolelàhana io, fa ê ê ê ! Vidian-dafo ihany angaha indraindray io fizahozahoana sy taim-bava io ê!

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 месяца назад +2

    Cinéma épisode 1

  • @Ratita678
    @Ratita678 2 месяца назад +1

    Efa mihongozona ny manda naorina eo ambony onaona. Ireo olan'ny fahita sy misehoseho ary mivavavava matetika izao no mitsikafona ankehitriny, fa mbola ao koa ireo nijapy ny tgv toy ny UPAR, ny Indépendant izay samy mbola miandrandra ny mana avy ao an-dapa !

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 2 месяца назад +1

    Rà ny marina, i dingue no voatendri n'i totakely hiatrika an'i Ra8 ho maire n' Antananarivo.
    Fa tsy haharesy an'i Président mihitsy rà mbola eto Tana.

  • @jeanlucramboasalama2481
    @jeanlucramboasalama2481 2 месяца назад +1

    Ankasitrahiko ianao, satria ny marina no lzainao , fa tsy mpanohitra an i President zan ianao, ny marina , marina ihany ,

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 2 месяца назад +1

    Anisa n'ny tsy alehany i bildingue. Akevitry ny hanapotika ny tombo tsoa n'ny hava n'i totakely ny décision n'ilay israélien.
    ka i dingue no manao ny opération hisakana izany izao.

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 2 месяца назад +1

    Maninona raha i naivo mihitsy no miteny aminy mivantana? @ teny Frantsay na teny Anglisy. Sa tsisy vava natao ho @zany enao? Tsisy atokona?

  • @joser.3370
    @joser.3370 2 месяца назад +1

    Io indray io indray io indray ô?efa firy taona ? No teo nareo? Bidon jaune? Foana no teo? Aza be resaka eo ry naivo â! Traingo am zay koa enao izao!

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 2 месяца назад +1

    Tsy mpisolelaka fa mpilelaka

  • @mahefamanerouck7416
    @mahefamanerouck7416 2 месяца назад +1

    Fahirano il e

  • @joser.3370
    @joser.3370 2 месяца назад +1

    Mitady hamadika palitao sahady an? Nefa efa velirano hoe mandritra ity mandà ity no hanohana an i prezedà

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 2 месяца назад +2

    Ny olana voalohany de kolikoly fangalana olona tsy manana trakefa msnefa midrika miass

  • @ericramzi5445
    @ericramzi5445 2 месяца назад +4

    Tsy DG jirama mihitsy tsy mahay fa ireo daika teo hatramin'i 2009 tsy mahay ninoninona nefa nitetateta mitondra

    • @SuperLoupsolitaire1
      @SuperLoupsolitaire1 2 месяца назад

      Le pb de la jirama ne vient pas du DG.outre les.pbs de corruption,de vétusté des équipements c est surtout que la jirama paie le kilowatts plus cher que il ne l'a revend donc il y aura tjs un énorme déficit dans son budget.tant que le gouvernement continue à privilégié le thermique au détriment du solaire et des barrages hydroélectriques se sera comme çà.il y a des gros projets qui sont pourtant finances pas le FMI etc...et qui devaient être débute mais le Président bloqué alors que ça reviendrait qu a 6 centimes d euros le kilowat auloeu de plus de 20 avec le thermique.pourquoi?ça profite a certains c est sûr mais pas aux Malgaches qui subissent les délestages persistant etc....et aucun DG qu ils soient malgaches ou étrangers n y changeront rien tant qu il n y a pas une réelle volonté de changer les choses.

  • @RanabavySoatina
    @RanabavySoatina 2 месяца назад +1

    Cinema ndray io efa fankahay 🙄🙄🙄

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 2 месяца назад +1

    Tsy mahay manao analyse ilay olona 23 miteny ; toa tsy manana profondeur ; tsy ampy fahalalana ; toa enfant.

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 2 месяца назад +1

    Miala rehefa tsy voafehinareo n'y délestage s'y tsy fisin'ny rano.

  • @ignacerandrianjanoro9327
    @ignacerandrianjanoro9327 2 месяца назад +1

    voahintsana hoy Tatandraza

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 2 месяца назад +1

    Manohitra marina bizara

  • @danjul974
    @danjul974 2 месяца назад +1

    Fa le nihinana hatrizay tsy enjehina alaina tany ny fananany hanarenana moa lay mitroka ny rano rehetra tsy maninona fa mody teratany vahiny no atao saute fusible? Sssh nareo rehetra nametraka no tokony mi aramiala aminy

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 2 месяца назад +4

    Rango 2002 efa nijaly mazouxvet jiro sy rano tapatapaka .Nareo ao afovoany satra tsy misasa fa zahay any @ny faritra zatra miseky sy materirl jisby tsy misasa maimbo

    • @coolman3322
      @coolman3322 2 месяца назад

      kkkkkkkk kkkkkkkk hihi hihi kkkkkk kkkkkk

    • @PierreRambolarijaona-cw3sd
      @PierreRambolarijaona-cw3sd 2 месяца назад

      Rango 2002 ?
      Bilan JIRAMA 2009 : nahavita ambim-bava be.
      Bilan JIRAMA ankehitriny : tsy vitan'ny hoe tsy misy ambim-bava, fa zava-doza : super déficitaire ny orin'asa.

    • @coolman3322
      @coolman3322 2 месяца назад

      @@PierreRambolarijaona-cw3sd ambivody fa lany en plus

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 2 месяца назад +1

    tsy nshazo place voahilika mety fona io

  • @payetbruno8100
    @payetbruno8100 2 месяца назад +1

    Je ne cois pas. Vazaha mody miady fotsiny reo

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 2 месяца назад +1

    kara zegny nambarany kristine Razanamahasoa reo jiaby contre razanamahasoa .Ary hohafaka koa izy fotony contre projet cederic

  • @rijarija-qb5rc
    @rijarija-qb5rc 2 месяца назад

    normale kosa zany refa tsy mety dia tsy mety fa tsy misy antoko politika; zavatra tsy misy mandeha aminy laoniny kosa nge ilay jirama sy delestage rano manginy fotsiny

  • @njandryrabarisoa4387
    @njandryrabarisoa4387 2 месяца назад

    le filohantsika mihitsy no tsy mahay ninoninona e!

  • @mamisoagremaud6052
    @mamisoagremaud6052 2 месяца назад +2

    Ra tsy voa ity Naivo kely ity vao matsiaro tena mbola aiza no ahazo a tena fanga vao androany no nisy bidons jaunes.. rehefa voa tsara vao mitetateta. Pfffff

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 2 месяца назад

    Sady Andry tsusy fsbdinihana alohany manao raha karaha izy taminy biby avy any en afrika lion elephan .jiro efa ela nisy olana taia izy tsy nivolana .Na efa tsy ahazahosny olana ou hanilaka tsy fshaizsna amin'olona hafa foyony hsvy ny fifidiana commune .Hsngala olona

  • @ignacerandrianjanoro9327
    @ignacerandrianjanoro9327 2 месяца назад

    Sao dia manao vazaha mody miady????

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 2 месяца назад

    Hita indray fa tsy mitantana i totakely ; tsy filou zany io

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 2 месяца назад

    B gosse be le israélien ty

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 2 месяца назад +1

    Nul!!!!!!!!!!:

  • @EdithRamin-g4l
    @EdithRamin-g4l 2 месяца назад

    Cinéma hélas ry.menteur

  • @verobelle5233
    @verobelle5233 2 месяца назад

    Esitriiiiiiiii raha za manokana de tsy miasa loha aminjagny Naivo a !misy tsy hifanarahana nareo vao mi tawawa akeo anô dégage

  • @brigitterobert282
    @brigitterobert282 2 месяца назад

    vous êtes racistes or le malagasy il vol depuis 63 ans ona pauvre tout te comme ça l'avion c'est pas lui le problème raha mahay ianareo dia tsy niatso olole afa niala vazaha inona ni taonareo pauvres esprits

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 2 месяца назад

      INSENSÉ.
      Tsy haiko na teny gasy n’a teny Ino koragnanao io