Shyn - Angalaka Ano (Feat Quatuor Squad X Davalt Records)
HTML-код
- Опубликовано: 5 фев 2019
- Shyn - ANGALAKA ANAO (Feat Quatuor Squad X Davalt Records)
🔥 DOWNLOAD & STREAM 🔥 makua.fanlink.to/dvqj
-R&B Classic
.
.
.
Support Shyn :
✅ Spotify : Shyn
open.spotify.com/artist/4oEpU...
✅ Instagram : Shyn_makua
/ shyn_makua
✅ Facebook : Shyn
/ shyn-1614827055501563
.
.
.
.
©Makua Entertainment. 2019.
NE PAS RE-UPLOADER Видеоклипы
Manja be tapakevitra zao hanaraka anao!!
Shyn et Denise, fierté de tous les Malagasy
Ento miakatra ny voninahintsika
Yes true
Tag me bro fmg aaa
Tsar be NY hors NY shyn sy Denise tohizo ère bonne continuation!!!
DALS devrait prendre cette chanson pour une valse, tellement beau
tena zany ka artiste , mafinaritra e
tena tsara beeeeeee
Ooooh tatara jiaby2 efa eno
Was introduced to this song by my Madagascar friend, I want a translation and official video. I love it. Love from Kenya Shyn
Mon chanson de mariage
TIKO RAHA MBA MANAPEO TAHAKA ANAO ZAO ZOKY BE SHYN
Bravo tiko be le hira
Vazo mahambabo !!!
fière fa mahay kanto ny Malagasy
Soa koah leroa!! Tohizo fa soa!
tsy haiko fa tena babon'ny hiranareo roa mihintsy ny tenanay! bravo à vous deux dia mba ho fitaratra ho an'ny couple foana anie nareo roa
wouuaaaouhhh j'adore
Ouverture mariage nay mivady zay morceau zay,merci a toi shyn
Mankasitra enga anie ho lambanako ninare roa mba ho modely artsiste malagasy s'y ny mpifankatia manerana madagascar 👌🏻❤❤❤🎼🎼🎼😳😳😳❤
Mankafy tena tsara
Mankasitraka rangà fa mlay nareô 🤩❤🙏
TIAKO hein, ca me donne presque envie de pleurer mahalasa sentimaka!!! bravo SHYN
milay be eeeh
Azalahy eeeeeh tiako loatra 🥰❤💗💗💗
waouhhhhh tena milay be eeeeeeeeeee................
raha vao nareo mtsam de za mankafy be fô eee! merci
Tsara 😍
majerijery mitandregny ananjy .......oviagn clip ho hitanay .....tsara b lay vazo .....maka anao zahay!!!!
😍❤ tsisy ambara tsoun fa tsara lotra ilay hira
Otranw tsara be io
Dia nisy ny ambony, nisy ny ambany, nisy ny hafaliagna, nisy ny tomany 😍😍
tiko...mlay ranga nareo a...tohizo hatrany fa tsara lotra
Du coup Personne n'arrive à ta Cheville Shyn !! Chapeau bas et continue de nous faire rêver 🇲🇬🙏🏿🇲🇬🙏🏿
Wsh ,c est vrai mais moi aussi je chante comme un déesse
@@jeonjungkookofficial7406 plutôt Une déesse , alors crache le morceau pour voir
@@olobe.7712 ,euh ,comment je fais ?
Shyn ranoray
Mankasitraka Shyn a..tsara lotra eeeeeeeeee
Just Perfect ça me rend encore plus amoureuse de mon mari ,merci bcp pour le zik
ok!baina a! nankafy n'la nanomboka t@ la vao nanomboka nihira ka hatramin'izao ary mbola hakafy hatrany d courage fa eto foana izahay e!
bravo 👏, tena tiko na ny tononkira na ny instru sad tsara be #shyn
Tsara be 😍 ça donne des frissons la musique 😍 le tononkira mandona fo be❤️😍
Mankasitraka Shyn a!
Merci bro angalak anao fona zay mpankafy e
Waouu! ça me touche beaucoup! Vao henoko ty hira ty tonga d tiko avy hatrany. Mankasitraka e!
Tsy maintsy alefa io hira io amin'ny mariaziko :)
tonony; feony; inspiration; musique; voix: 100%
Très classe et phénoménal .shyn et Denise nous les malagasy sont fière de vous
Tu as tout dit
Bravo Shyn. Tsara eee!
tena merci be dia shyn makua,,tsara be le son,,merci
Waouhhh.je reste bouche bée...respect Shyn&Denise, restez tjrs humble et modrste, comme vous l etes deja.
Fière d'être MALAGASY.Misaotra e! Mankasitraka
Mon ouverture de mariage, ❤
Tena tsara ry reto a !!!
Tsara be 😍😍😍😍
Soa, tsara, magnifique,😍 j'adore.... Azalah ts mahita ambara Zah fa Tonga d babo
7 wxcccxccccwwx c
Anao sonia zao ai! :)
😍😍😍😍😍 tsara be, tsara foana ny anareo, tohizo foana, ampientaentano foana fonay ny sainay sy fanahinay. Mankasitraka anareo mivady
Tsar lotra ee,vous formez une très belle couple 👫💜 👫vous êtes notre modèle en tous notre king👑 &Queen👑notre fierté🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬tsar fivoak@ ty st Valentin ty le hira👍👍👍💕💗💓💞💖❤❤💖💞💕💗💓👏👏👏merci beaucoupⓂ📧®©❗Ⓜ📧®©❗ 😘💕 😘💕
ao tsara! musique, voix, tsara jiaby! clip tavela
Tohizo fa tsara, latsaka tsara am pakafy ny vazo 👏👏👏 zay managna managna anareo shyn sy deenyz
Trop lesy Shyn a, mankasitraka e
Tena tsara ❤️❤️❤️❤️
Tiako be ❤️❤️❤️❤️
Tena mahay ranga zareo a ! manaiky aho tsara ee
Hangalako ano ro diako 😍😍
Jcrois que j aime ma copine et que jvais la marié
Tiako loatra,,hafa mitsiny 👍🏼👍🏼
Mankafy hatrany eeeeeee
Respect, tena tsara ity hira ity. Misaotra
Tegna tsara tegna tsara😍😍😍😍
mampagoraka fô, azalahe 😍❤❤❤❤❤❤ tsara be ai 😍
Merci SHYN nareo mivady e mnakasitraka ee misy anatra be hoanay lehilahy izay manantsaina io hira tsara be io thank you Man
tsara loatra ! mampitomany beuh
Mankasitraka be!! ❤️❤️🎊🎉
mahaii mihira zala ano aiii🔥🔥🔥🔥 ( sa m fée toujours plaisir ❤❤ continuer 😘
Vous êtes les meilleurs
Respect mec 🇲🇬🙏🏽 fière d’être malgache 💪🏽
Tiako be hiranao!❤
Mankasitra anareo e! hafa foana ny zvt ataonareo e!
Top fogna zoky ai
Zahay akato fogna manohana👊
Tsarabe😍
Rehefa hoavy n andro hanaovana ny mariage ko ndray andro any dia ito no hosafidiako💖
angalaka anao ro tiakoooooooooooooooooo merci
Mbola tiako fognany
Tsar le vazo eee👍👍👍👏🏽👏🏽👏🏽👏🏽merci shyn s denise
Vous etes juste maginiques👍👍👍
J’ai trouvé la chanson d’ouverture pour mon mariage 🥰😍
Je l'ai écouter 20fois la sa va être la 21 eme
kayyy. Mampagoritsina tsara 💓👏👏
Rien à dire !! Fière de vous deux!!👏👏🇲🇬,j'adore ❤️
J’ai envie de me marier sur le champ 😅❤️ big love à vous deux ❣️
tonga hoazy io e fa aza maika fa le hira feno hanatra ilaina ny manana tokatrano
Za vonona aka anw amnio hira io aki a ;)
K'ita wa, 😂😂🙈
Ils sont ensemble ?
Tí iio o
Mendrika loatra ❤️❤️❤️❤️ bravoooo, 👏👏
Tena tsara !
Mankasitraka ..tsara b
Comme c'est beau l'amour , tsara be sy toraka voninkazo wanareo 2
🇲🇬🇲🇬🥰🥰❤️vous êtes le meilleur couple 😉😉tyakou couple you ténacité tsara 🇲🇬🇲🇬🇲🇬à nous la force malgasy asty la djabi mitouvou
je kiff trop 💓😍💋🎧💓👏👏👏mer6 shyn
❤❤ ndriii tiako ery zan hira zan❤❤
Bravo à vous 👏 j'adore, magnifique chanson et interprétation ❤️
Aza maty aketo fo zalah ai💋💝
Comme d’hab tsara foana 😍
J'adore 😍😍😍! rien à dire,tegna babo eh 😍😍😍😍😍
Tiako loatra 🙏🏽🇲🇬😘😘
Mankafy 100%🔥🔥🔥
Tena tiko b😍😍😍
kanto loatra👌❤❤❤
Adorable et très émouvant j'écoute en boucle merci shyn pour cette belle musique ❤️❤️❤️❤️🎶🎶🎶
tiko be 😍😍
Agnano soniiiiiiiiiiiiiiiia ❤️❤️❤️❤️