MPITOHAZARA Tia olo

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 18 сен 2024

Комментарии • 15

  • @olgamiray8845
    @olgamiray8845 5 лет назад +1

    Misaotra betsaka arô e... ny hira tiako indrindra amy hirany tarika, isany nahafantarako anareo mpitohazara voalohany..💃🎶💞Ravo a za,🎶 da misaotry da misaotry🎶

  • @olgamiray8845
    @olgamiray8845 5 лет назад

    Mon groupe évangélique préféré.. cette chanson tourne en boucle sur ma playlist.. tia olo arô anao Jesosy..

  • @tsialoninaromardotoussain9251
    @tsialoninaromardotoussain9251 3 года назад

    Da tia olo marn ka...

  • @leonceprosperrakotomalala9295
    @leonceprosperrakotomalala9295 4 года назад +1

    tsy fanadino ny hefa, mbola manana ny maha izy azy atramin'izao ny vol 1

  • @dorthine123
    @dorthine123 3 года назад

    olo naloto da toa iaho: da misaotry ro JEOSY

  • @elodierafidinirina8377
    @elodierafidinirina8377 6 лет назад

    misaotry ro jesosy. Ho ana mints ty hira ❤❤❤

  • @rafalimananarufinangelo9201
    @rafalimananarufinangelo9201 6 лет назад +1

    Manome fotoa antsika aby à Mahajanga ao @ 27 mai 2018 ho avy zao ny tarika Mpitohazara. Ela é nadignasa anazy zay!

  • @fidyrafalimanana7574
    @fidyrafalimanana7574 3 года назад

    AMEN Fiadanana RAFALIMANANA fidy

  • @rosemarie9059
    @rosemarie9059 6 лет назад

    Da tsisy ady hevitry fa tia olo tokotrio Jesosy.. da iaho zany marô.. tsy voavaliko fitahianao Jesosy.. tiako trop ity hira ty..

  • @corentinlouatron6029
    @corentinlouatron6029 8 лет назад +1

    saotry betsaka ro jalahy da mampangembognembogna be gny hira tena tsara saotry

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 7 лет назад

    Amen!!! Amen!!! Amen!!!Amen!!! Amen!!! Amen!!!

  • @fidyrafalimanana7574
    @fidyrafalimanana7574 3 года назад

    RAFALIMANANA RONDRO

  • @olivierberthia6303
    @olivierberthia6303 3 года назад

    Kampelaony

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 7 лет назад

    da tokotry zany tononkira zany to. mankasitrakanareo