ahhhhhh! dia tena mahaliana fatratra mihitsy manafatra ilay Christian kely ity ka! miverina mijery izay passage misy azy indray izao fa tena mamy ange izany raha zaza e! eo @ 9:29 ity video ity izao misy azy mikonokonona kely ery mba mikarakara nytenany maka akanjo fa hisolo akanjo angamba izy izany!
hoy i christian( presentateur) taorina ny hiran i chantal hoe: " izay firaisankintsika malagasy zay no mampandroso an inty firenentsika ity", ô r Chris a, ke firenenw aza ts mandroso akor ko
mba manao beso hono le Christian kel!masisooo
ny molotr'i Christian @ ilay hira fampidirana! ohatran'ireny mba manezakezaka manao beso kely ireny ery izy! hihihi (y)
piarakandro, la meilleure prestation de ce prime!!!
ahhhhhh! dia tena mahaliana fatratra mihitsy manafatra ilay Christian kely ity ka! miverina mijery izay passage misy azy indray izao fa tena mamy ange izany raha zaza e! eo @ 9:29 ity video ity izao misy azy mikonokonona kely ery mba mikarakara nytenany maka akanjo fa hisolo akanjo angamba izy izany!
Bravo be ho an'e coach amle hira miaraka.
masiso kel le Christian jt'adore leusyyyy onsoooo
ah la la ❤❤ mapangoritsina mintsy ny feoan'i chantal 😍
miora RAN le
Valisoa (la rockeuse) nanao mahaleo.. mahay be. :( nefa nihitsana
Tena manantalenta ny ankizy malagasy ,reharehan' i madagasikara
Wow....tsara b ilay vakana sarobidy!
continue très bien ...
Misaotra betsaka an'ny Dream'in fa afaka manaraka pazzapa foana na aty an-tany lavitra aza :) manantena mba afaka ijery direct @ final raha mety ^^
mahafinaritra pazzapa kids tena manohana fo be, na alavitra aza dia tsy diso anjara fijerevan e mahay b daholo
Izay mivoaka babany avokoa!
Mahay daolo ry zareo!! Soa ihany za fa tsy mpitsara! !!!
owaaaaay mafinaritra be daholo ianareo
Lasa kopikole Iary ly Valisoa...Rock ne veut pas dire Iary :) Am-pitiavana be.
tsara tena tsara ty 'vakana sarobidy' ty, aiza no misy extrait an'io? Mahay mihira daholo le akizy Malagasy
Mafy be daoly le akizy keli!(y),isaorana koa ilay conceptionneur fa atsy ho atsy zany tsis mpihirahira fahatany tsony am télé ko!hihih
tena mahay le ankizy bravo
Tena efa mivoatra be ny ankizy Malagasy! Tsy mena-mitahy @ firenen-kafa! Tena tsara mankasitraka!
Merci ki kalinah an
tsara tena tsara 👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍
Mangiritsina ny vatana iray manontolo...tena tsara (y) mankasitraka ireo mpikarakara
mahafinaritra loatra! misaotra ny mpikarakara
hoy i christian( presentateur) taorina ny hiran i chantal hoe: " izay firaisankintsika malagasy zay no mampandroso an inty firenentsika ity", ô r Chris a, ke firenenw aza ts mandroso akor ko
mahay daolo e
milay
ao tsara miaraka @theme malagasy
mafnartr b fa toiz eee!!! mankasitraka anareo mpikarakar s mpandray anjara!!
mahay mihir dwl rangah,jm b
mahay nareo rankizy a tsisy ambara e tsitak ze lazain
mahafinaritra be
Jenia
Mer6 eee..
melodie sy sarobidy tsara feo be
tsara ery
za rery ve no maheno oe misy AUTOTUNE izy zan?
tena vakana tsara daholo ianareo rankizy ,mahay mihira tsara fa tohizo