Governemanta efa nametra-pialana:Tsy afaka mitarika Filankevitry ny ministra sy Governemanta intsony

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 сен 2024
  • Governemanta efa nametra-pialana: Tsy afaka mitarika Filankevitry ny ministra sy Filankevitry ny Governemanta intsony ny Filoham-pirenena sy ny Praiministra satria efa miverina olon-tsotra ireo ministra ao anatin’ny Governemnta rehefa neken’ny Filoham-pirenena ny fametram-pialan’izy ireo ny 10 Jolay 2024 lasa teo hoy ny mpahay lalàna Clément Jaona. Afaka mitory eny amin’ny Filankevim-panjakana hoy izy ireo mpiasam-panjakana ambony miisa 2 voakasiky ny fanendrena sy fanafoanana fanendrena tao amin’ny Ministeran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena nankatoavin’ny Filankevitry ny ministra ny alarobia 24 Jolay teo.
    SONGADIM- BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 26 JOLAY 2024

Комментарии • 2

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Месяц назад

    Midina eny andalambe daholo ianareo mianakavy aminizao tsy maha eo andradomelina fermer ny aéroport aminizay tsy miditra eto intsony

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Месяц назад

    Gouvernement tsy misy Ilana azy