Efa mipoitra ny marina fa ho rava io Rajoelina io efa forme grave nen ilay io, misaotra ny filohan ny sénat,tsy maintsy misy fona ny olo- marina 🙏🙏🙏👏👏👏
HAJANONY IO FIFIDIANANA IO MAMPIDIDOZA @ FIRENENA INONA NO MAHAMAIKA @ FIFIDIANANA NY FANJAKANA NO MONA SY MARENINA FIFIDIANANA MBA HITAZONANY ILAY SEZANY. JOLAHIMBOTO DAHOLO IREO MODY MARENINA IREO MAFY SOFONA NY ACCE NY HAU COURT TSY AZO HANTOKA INTSONY HAHEMORO NY FIFIDIANANA HAMBOARY DAHOLO IP RAFITRA MITONGILANA IO NY EO DAOLO NO EO HAHEMORY TSY MAIKA @ FIFIDIANANA NY VAHOKA IANAREI MA IKA HAHAZO SEZA MIHITSY TOKONY AY @ ACC NO HIAKARANA FA ANY NO JAMBA SY MARENINA CRISTIAN HAJANONY IO FIFIDIANANA IO FIFIDIANANA IO NY GENDARMERIE HALAMINO NY TANY FA HATAO HIARO ANQY VAHOKA IANAREO FA TSY MPANATANTERAKA BAIKO GENDARMERIE MPIARO VAHOKA IAAREO
YE, ITY PRÉFET ANTANANARIVO ANGELOHO NANAIKY TSARA NY FIHETSIKETSEHANA TEO AMINY KIANJAN’NY 13 MAI 2018, KA NAHAONA NO IZAO TSY AVELA HIDIRANA IO TOERANA IO KA ASAINA AMBENAN’NY ROBOT BE BOTY MILANJA FITAOVAM-PIEDINA MAHERY VAIKA!
MARINA MIHINTSY FA FANEHO-KEVITRA AM-PILAMINANA MIKASIKA NY FIFIDIANANA NO NATAON’IREO KANDIDAT 11 DIA IO NAVADIKY NY FITONDRAN’I ANDRY DOMELINA APONDRA SAKOROKA! NY MIBARIBARY DIA OTRAN’NY ATAO LASIBATRA NY ANTOKO TIM: NOSAMBORIN’NY ZANDARY NY SG NY TIM RINA RANDRIAMASINORO AMINY TSY MISY ANTONY, NORATRAINA NY FILOHA RAVALOMANANA REHEFA AVY NENJEHANA SY NOSIMBAINA NY FIARANY, TORAK’IZANY NY SOLOMBAVAMBAHOAKA FETRA, ARY KOA IREO MPIKAMBANA SY MPITOLONA TIM MARO, INY IZAO NY TANORA TIM TANY DIÉGO, SNS…IO MOA FA HATRAMIN’IZAO TSY AVOAKA NY SG TIM SADY MANDATAIRE NA KANDIDA! MARINA NY VOALAZAN’ATOA MAHARAVO RATOLOJANAHARY FA FANAOVANA RAMATAHORA, PROVOCATION IRENY!
FILANA VALINY FOTSINY NY ANTOKO TIM SATRIA TSY MISY AZO HIAPANGANA AN’I RINA RANDRIAMASINORO NA KELY AZA DIA SAHIRANA NY FITSARANA MITADY ANTONY, IZANY NO MBOLA TSY AMOAHANA AN’I RINA! IZANY NO HITAKIANAY NY FAMOAHANA AZY!
IZAY MIHINTSY ATOA MAMY RABENIRINA! NY HCC DIENY IZAO DIA HITA NY FANITSAKITSAHANY NY LALAMPANORENANA SY NY LALÀNA VELONA REHETRA MBA AMPANDANIANA AN’ANDRY DOMELINA APONDRA IZAY MBOLA MIHETSIKA SY MANDIDY TAHAKA NY PREZIDA NY REPOBLIKA NEFA IZY EFA NIALA SATRIA VOAVIDINY DAHOLO!
Ireto avy ny efa nantsoin'ny SOFILERA hiara-dia aminy : ny Osy, ny Vahoaka, ny Kaska bleu, tsy nanaraka fa dia voatery nanakarama GROBRAS. Ny tokony antsoina anefa dia ny ZANADAMBO.
Efa mipoitra ny marina fa ho rava io Rajoelina io efa forme grave nen ilay io, misaotra ny filohan ny sénat,tsy maintsy misy fona ny olo- marina 🙏🙏🙏👏👏👏
Efa tsy tana tsony io madame a
TSARA REHEFA MBA TONGA SAINA IREO MPANOHANA AN’I ANDRY APONDRA TOY I RADOUDOU E!
MBS TVチャンネルさん良い動画ですね👍
Intrus!😮😮😮 lay foza!!!
Bonsoir, tena ataony otage ara politika ilay izy ry izy telo mianaka.
HAJANONY IO FIFIDIANANA IO
MAMPIDIDOZA @ FIRENENA
INONA NO MAHAMAIKA @ FIFIDIANANA
NY FANJAKANA NO MONA
SY MARENINA
FIFIDIANANA MBA HITAZONANY ILAY SEZANY.
JOLAHIMBOTO DAHOLO IREO MODY MARENINA IREO
MAFY SOFONA NY ACCE
NY HAU COURT TSY AZO HANTOKA INTSONY
HAHEMORO NY FIFIDIANANA
HAMBOARY DAHOLO IP RAFITRA MITONGILANA IO
NY EO DAOLO NO EO
HAHEMORY
TSY MAIKA @ FIFIDIANANA NY VAHOKA
IANAREI MA IKA HAHAZO SEZA MIHITSY
TOKONY AY @ ACC NO HIAKARANA
FA ANY NO JAMBA SY MARENINA
CRISTIAN
HAJANONY IO FIFIDIANANA IO FIFIDIANANA IO
NY GENDARMERIE HALAMINO NY TANY
FA HATAO HIARO ANQY VAHOKA IANAREO
FA TSY MPANATANTERAKA BAIKO
GENDARMERIE MPIARO VAHOKA IAAREO
YE, ITY PRÉFET ANTANANARIVO ANGELOHO NANAIKY TSARA NY FIHETSIKETSEHANA TEO AMINY KIANJAN’NY 13 MAI 2018, KA NAHAONA NO IZAO TSY AVELA HIDIRANA IO TOERANA IO KA ASAINA AMBENAN’NY ROBOT BE BOTY MILANJA FITAOVAM-PIEDINA MAHERY VAIKA!
Na namoakany marina na tsua!!!samy iz tgv io. Tsy mis raa latsaka
MANKASITRAKA NY VAHINY, NY FANDAHARANA DINIKS, NY MPANOLOTRA ARY NY TEKNISIANINA MBS!
MARINA MIHINTSY FA FANEHO-KEVITRA AM-PILAMINANA MIKASIKA NY FIFIDIANANA NO NATAON’IREO KANDIDAT 11 DIA IO NAVADIKY NY FITONDRAN’I ANDRY DOMELINA APONDRA SAKOROKA! NY MIBARIBARY DIA OTRAN’NY ATAO LASIBATRA NY ANTOKO TIM: NOSAMBORIN’NY ZANDARY NY SG NY TIM RINA RANDRIAMASINORO AMINY TSY MISY ANTONY, NORATRAINA NY FILOHA RAVALOMANANA REHEFA AVY NENJEHANA SY NOSIMBAINA NY FIARANY, TORAK’IZANY NY SOLOMBAVAMBAHOAKA FETRA, ARY KOA IREO MPIKAMBANA SY MPITOLONA TIM MARO, INY IZAO NY TANORA TIM TANY DIÉGO, SNS…IO MOA FA HATRAMIN’IZAO TSY AVOAKA NY SG TIM SADY MANDATAIRE NA KANDIDA! MARINA NY VOALAZAN’ATOA MAHARAVO RATOLOJANAHARY FA FANAOVANA RAMATAHORA, PROVOCATION IRENY!
NY FIKIRAKIRANA NY FIFIDIANANA DIA KAJIN’NY ADMINISTRATEUR CIVIL FA AOKA TSY HO POLITISER-NA NY MPIASA AO HOY I RADOUDOU!
Arosoyny fifidianana na tsy hirotsaka ireo antoko 10 fa ny vahoaka no mandatsa bato izay olona hotany fa nahavita tamin ity firenena
Efa namoka ny marina ny filohan ny sénat, mbola ho sarotra ny fifidianana