Mankasitraka amle tantara fa tsara lou fa otapitra iany iz t'y nefa fa le zanaka mpivarotra anana tsitako oe aona😂😂😂sa za ts mahazo n'y dikany le titre. Bref misaotra foan n'y mpizara fa afapo zabay❤️🙏
Miarahb tompoko ooh mihinambary aza misy latsaka ; tantaran RDB no voasortr eo ;ho tantara mampalahelo ngamb izy Ty sambany ndray vao hiaino tantara n Aceem Radio k d mankasitraka anao lalandv@ fizarana Gasy Rakoto ary koa mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa ary ny Aceem Radio ;k hiaino ampifalina eh
@@GasyRAKOTO Ianao no tena Isaorana erampo erantsaina Gasy Rakoto nizara ampitiavn hatrany sad manome fahafampo anay mpankafy rhtr tena marina zan tena henjana ty vidimbary ty k ts asintsika latsk eo ampihinn eh 😂😂😂😂😂
Anana mifangaro ve zany 😝. Mankasitraka eh 👍
Misotra ee❤❤❤
Msaotra a nareo atrani ndray oo 🙋♀️❤🎧
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mahafinaritra sady mampalahelo be lay tantara miandry ny tohiny indray 😍😍😍😍❤❤
Misaotra dia maika hihaino ny tohiny indray . Mankasitraka Gasy Rakoto
Mankasitrak'e ❤❤❤ 👍
merci beaucoup miandry n tohini 💋💋💋💋💋💋💋
Misaotra betsaka ô🇲🇬❤❤
Mankasitraka amle tantara fa tsara lou fa otapitra iany iz t'y nefa fa le zanaka mpivarotra anana tsitako oe aona😂😂😂sa za ts mahazo n'y dikany le titre. Bref misaotra foan n'y mpizara fa afapo zabay❤️🙏
Ye tsara le tantara fa tsitako marina ze hidiran @ zanaka pivarotra anana s
Ie izaho Koa mahita hoe Tsy misy ifandraisany ilay titre😂😂
Ka haraho ny fizarana faharoa Dia hainareo hoe inona no hifandraisany 😏
@@hantarajoelisolo3148 non fizarana 1 no nasiko commentaire fa ts le fa2 kaa fa efa enoko tany le izy😂😂
Haiko fa fiz 1 no nasinao commentaire hitako tsara io , fa raha tsy manaraka hatr@ fiz manaraka tsy mahita ny hifandraisany titre eh .
Mankasitraka hatrany
Mankasitraka indrindra fa tsara ny tantara
Misaotra nizara tompoko 🙏
🎄🎄🎄🎄🎄
Mankasitraka indrindra Tompoko o! Ny marigny mitavozavoza tsy maleo ny lenga tsara lahatry💕💞🤍💝♥️😁🧡💙💚🤎💛💖💜🇲🇬🇲🇬🇲🇬🧡🤍💕💞♥️❤🧡💙💚🤎🇰🇼🇰🇼🇰🇼💞❣🤍💝♥️❤💯👍💯❣❣❣
Misaotra be tsaka eh
Merci 😊
Mihiandr tohin azfd ooo
Misaotra betsaka tompoko
Mankasitraka tompoko
Misaotra betsaka miandry tohiny
Mankasitraka indrindra nizara dia miandry ny tohiny tompoko 🙏🙏
Mankasitraka indrindra tompoko ô
Otrany efa eniko lay izy fa tiko fina mieno azy e sady mba manala fahanginana makasitraka o aza atao hela tohiny
Mankasitraka nizara tompok
Misaotra fona o
M
Mankasitrak o! Tokony misy tohiny?
Miarahb tompoko ooh mihinambary aza misy latsaka ; tantaran RDB no voasortr eo ;ho tantara mampalahelo ngamb izy Ty sambany ndray vao hiaino tantara n Aceem Radio k d mankasitraka anao lalandv@ fizarana Gasy Rakoto ary koa mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa ary ny Aceem Radio ;k hiaino ampifalina eh
Manaona enao Melissa. An an an , tsy tokony hisy latsaka fa Efa lafo b ny kilaon’ny vary am zao ko! 😜. Misaotra anao fa Efa voahitsy.

Tsara e
Misotra ee❤❤❤