Shyn - Positiveo [Audio 2017]

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 окт 2024
  • Shyn - Positiveo [2017]
    🔥 DOWNLOAD & STREAM 🔥
    👉 fanlink.to/dEY3
    .
    .
    Support Shyn :
    ✅ Spotify : Shyn
    open.spotify.c...
    ✅ Instagram : Shyn_makua
    / shyn_makua
    ✅ Facebook : Shyn
    / shyn-1614827055501563
    .
    .
    .
    .
    ©Makua Entertainment. 2020

Комментарии • 31

  • @koloinatahina8328
    @koloinatahina8328 2 года назад +4

    Positiveo
    Mangala disaka hely malöha
    Mba mangala jery
    Kôfa Mia mavesatra be ny fiasan-döha
    Manangona Hery fooooo
    Tsy vahaolagna ny hivarilavo
    Na hoe koa hagneky ho lavo
    Haiko anô tsy resin'izany
    K'aza lany lera tomagny eh !!
    Fomban'olo ndreky ny kivy
    Fa misy masöva mangala andro ratsy
    Tsiky tsiky hely malöha
    Rö zegny no la clé
    Ref::
    Positiveo ny fiainagna ambony möraly eh !!
    Positiveo fogna fiainagna aleo andeha ho azy eh !!
    Positiveo ny fiaignana aza maka lagy eh !!
    Anô !!
    Andao hiaraka aminay
    Andao hanal'azy eeh!!
    Andao hiaraka aminay
    Andao hiara-hifaly eeeh!!
    Haino fa mato misy ny fitsapagna
    Handefegna anô
    Izy koa Anô lavo avakeo mitsangana
    Mandrosoa fogna aah!!
    Ny tanjogna Tsy azon'ny ösa
    Atanjao ny saigna ataovy mafy be
    Oh, aza mandry eh !!
    Fa ny fiainagna mandeha
    Na ta mafy ny ady
    Ny tsikitsikinao no ataovy paré
    Courage Anô zandry eeeh!!
    Courage Anô zoky eh !!
    Ref::
    Positiveo ny fiaignana.......
    Menimenignanô isan'andro ialaho!! Hummmmm !!
    Zegny ialaho !!
    Fiheregnan'aignanô wa aza atao
    Aza atao!!
    N'ino N'ino olagna aza maka lagy!! Hummmmm
    Io rava ho azy!!
    Na ratsy na tsara ny life reveo!! Hummmmm
    Positiveo
    Ref::
    Positiveo ny fiaignana ambony......

  • @manzellesouni5754
    @manzellesouni5754 4 года назад +3

    Mon chanteur malagasy préféré 🇲🇬😍😍

  • @marcorazax6196
    @marcorazax6196 4 года назад +1

    Big respecte my bro from paris... #zaGasy

  • @florenciazaranony7616
    @florenciazaranony7616 4 года назад

    💘❤🙏🏿🙏💘❤🙏🙏🏿🙏💘❤🙏🙏🏿
    Marina raha volaninw io chyn
    12 septembre 2020🔥

  • @linabrandon6958
    @linabrandon6958 4 года назад +4

    J'adore cette chanson 😍

  • @klarisallaina8536
    @klarisallaina8536 3 года назад

    Merci bcp fa nanonga be moral nao ato merci infiniment 🙏👍👏

  • @Mamisoaginette
    @Mamisoaginette Год назад

    Merci bcp SHYN fa mampisy fanantenana be

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 года назад

    2020 tiko fona ity hira ity mankahery ahy 😍😍😍😍

  • @Taralila135
    @Taralila135 10 месяцев назад

    Miasa, mihezaka foana,

  • @amaliah2831
    @amaliah2831 4 года назад +1

    🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @Taralila135
    @Taralila135 10 месяцев назад

    Misaotra zalahy e

  • @wardasoultoiny
    @wardasoultoiny Год назад

    Merci beaucoup pour l’encouragement ❤❤

  • @jocelynemahahevy5678
    @jocelynemahahevy5678 2 года назад

    Tsara loatra ilay vazo ee

  • @mampikoniene
    @mampikoniene 3 года назад

    Mbola tiko fona 😘😘😍

  • @mampikoniene
    @mampikoniene 2 года назад

    Mbola tiko fona

  • @ndremanjatodt7966
    @ndremanjatodt7966 3 года назад

    tsara be, mlay e

  • @lalatianaangele853
    @lalatianaangele853 3 года назад

    Rythme iray ity sy baba 😊

  • @emmaturpin6494
    @emmaturpin6494 2 года назад

    Milliards merci 🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @schaimaibrahim146
    @schaimaibrahim146 2 года назад

    I lake so this song

  • @yasminatzaliata84
    @yasminatzaliata84 3 года назад

    N’y prefereko

  • @nirihasina
    @nirihasina 4 года назад

    Keep Going 🔥🇲🇬✨

  • @olyevan2089
    @olyevan2089 2 года назад

    Heish

  • @espaceananasabel7485
    @espaceananasabel7485 Год назад

    Que du lourd

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 4 года назад

    Best song 😘😘👍👍

  • @jeanverdixrakotoson3053
    @jeanverdixrakotoson3053 3 года назад

    Proud❤❤👍💖

  • @fanirygoinden6114
    @fanirygoinden6114 3 года назад

    😍😍

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 3 года назад

    ❤😍🙏

  • @valerierabemanantsoa9073
    @valerierabemanantsoa9073 4 года назад

    Good vibes to motivate ❤️❤️❤️❤️

    • @hi-ib6rc
      @hi-ib6rc 2 года назад

      Rehefa misy zavatra manahirana ana de mahafinaritra ahy miheno any ity hira ity! Merci Shyn!