Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Merci Lemana Elisée , mahafinaritra foana.😊
Mankasitraka indrindra tompoko
Misaotra an’i Lemana Elysé sy n’y Mpiara miasa aminao rehetra. Tohizo tsara Fa hahita vokany hisarika ny mpizaha-tany an-toerana sy ate ivelany.
Merci t@ reportage Maroc n'y toerana azo tsifihina eto dago afaka mampiditra devises Maroc isika @ alalan'ny tourisme sy ny produits locaux fa tsy voatery anondrana ngenjy
Mankasitraka anareo mpanaraka ny fandaharana ihany koa tompoko
Tena tsara ny fomba fanehoanao azy. Misaotra sy mankasitraka dia mazotoa hatrany tompoko!
Karètsaka/karetsika/karetsiky = Onomatopoeia ;-). Mahafinaritra sy ahafantaran-javatra ilay video, misaotra nizara! Simban'ny fiovaovan'ny "twetchandjou" koa ve ny teny malagasin'i Ramatoa Riccati sa raha nañino ;-) ? Sa efa lamôdy [rrratsy] ity mi-rrr rrr sy mody sahirrrana miteny gasy ity avahizo:ankehitchiny 🙂? Saika simba toy ny kalitaon'ny litchi gasy ny kalitaon'ilay video marina ;-). Ny teny malagasin'i Mr. Jimmy azo ekena ihany noho izy mpiavy ka mety tsy dia havanana amin'ny fitenenana gasy [ôfisialy]. Ahatsiarovako ny fandaharana "TSIDIKA / Mr. Zoelson Arthur tao amin'ny TVM Tamatave ity fandaharana ZAHATANY ity. Fandaharaña añ'isany tèña tsara [tamin'ny lafiny jiaby: informatifa & pedagôzika & edutainment] sady nahèzan-draha maro misy an-tanaña. Mankasitraka!