🚨 ALERTE - MIALA JALY À MADA VOAFITAKA VAOMAIKA LOZA TAO MAURICE- TRANGA MAMPALAHELO

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 янв 2025

Комментарии • 33

  • @solangelydiabazay696
    @solangelydiabazay696 19 дней назад +6

    ❤Mahereza
    Fa maro ny te handeha
    Aza kivy
    Mitadiva asa hafa
    Fa tsimaitsy tafavoka fona ianareo
    Courage fona.
    Tsy mora mitady antanin olona zany

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 19 дней назад +4

    Triste. Que le Seigneur vous vienne en aide. Bon courage. Tena ts vanona le rangahy. Ary manodiava azy ny manjo anareo rehetra. C est grave. Se fuir de la pauvreté. C est pas facile la pauvreté à Mada

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 19 дней назад +2

    Ndry ontsa ny fo fa mitondra am bavaka ho anareo ry zalahy a.Soa fa mbola tanora ianareo c'est une expérience dans la vie les gars 💪

  • @OnjaHELINIONJA
    @OnjaHELINIONJA 19 дней назад +4

    Courage de mivavaka ho anareo❤

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 19 дней назад +4

    Courage nareo tompo hamaha ny problem nareo zavatra tena misy io fitaka io anandahako mihitsy voa otrany io anareo io 😢😢

  • @julienjackie6887
    @julienjackie6887 19 дней назад +4

    Mampalahelo ! Mahereza daholo !

  • @nikamasse3314
    @nikamasse3314 19 дней назад +4

    Ataovy minana ny kindindreniny izy

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 19 дней назад

    Mivavaha mafy am Jesosy Kristy Tompo sy MPAMONJY am Tompo Jehovah fa misy solution foana EO Aminy. ❤️❤️

  • @mraj2234
    @mraj2234 19 дней назад +6

    aiza ny fitondram panjakana mijery izany? sa zavatra hafa no mahamaika?

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 18 дней назад

    Mandinia Tena fa sendra n'y mahay nareo zany, ampiasain'gasy eto nareo ndray no otran'ny patron ko!

  • @oliancegentie8321
    @oliancegentie8321 12 дней назад

    Aleo lesy mijanona eto antanana rehefa tsy azo antoka a! Aleo mijaly eto antanana toy izay mijaly antaninolona an

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 17 дней назад

    Aongany i radomelina au lieu d'aller à gauche a droite amizay ianareo miasa any Madagascar

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 17 дней назад

    Teneno n'y anaranireo izay namitaka anareo sy n'y sarinilay pamitaka

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 17 дней назад

    Blablabla nianireo malagasy bé resaka

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 19 дней назад +4

    Olona zegny traffic antananarivo human et escors et arnaqueur mety mitory nare

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z 19 дней назад +3

    Tohano fona n'y volomboasary @ vary 1 kilao sy vola 5 hariva hangalany ny vato

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 19 дней назад +1

    Aiza no ataon fitondrana vazaha gasy AMZAO ???

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison 12 дней назад

    Mahatsiaro Anareo Izahay,
    Aiza ny ambassadeur any, Mila manao ny asany fa izany no nanakarama azy
    Iza koa izany patrice mpisandoka izany, fotoana izao hisehoana hiteny
    Misaotra Anareo Manoro Ny Malagasy mbola mitady handehandeha any, hafa ihany ny olona misaina, tsy manoro vohana ohatran'ny fatin' olona.
    Tsy manadino Mivavaka ho Anareo Izahay izay mahitsy fo, tsy mpiatsara velatsihy .

  • @mohammedkamal6910
    @mohammedkamal6910 19 дней назад +1

    Efa Tonga Any ihany de mitadiava asa hafa fa, inona no mahakivy amzany

  • @mddeloyer3838
    @mddeloyer3838 14 дней назад

    Mbola mandalo essai anie nareo io en mba mazaka marary izay matonga zaho tsy magnafatra gasy hiantso Tia probleme

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 18 дней назад

    Tena Arnaque no betsaka, Fa famitahana Asa vorika no betsaka, ary fitadiavambola ratsy famitahambahoaka iany koa,

  • @BakolyPhilippart
    @BakolyPhilippart 19 дней назад +1

    Any Curepipe ny Ambassade de Madagascar

  • @adolpherandriamampandry
    @adolpherandriamampandry 19 дней назад +1

    Badamena !

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 17 дней назад

    Alefaso n'y sariny aminizay fatabahoka

  • @974LTC
    @974LTC 16 дней назад

    Mahereza daholo na izany aza.

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 18 дней назад

    Zao zavatra ataonjareo mamitsaka olona zao nge no matonga n'y règlement de compte e,

  • @louiseestelleherimalala
    @louiseestelleherimalala 19 дней назад +1

    Mitedava asa any leretsy a ny aty zao bdb mba te ho any

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 19 дней назад +1

    Tori areola fa mpisolika le Naka vola fotsiny

  • @RakotoDede
    @RakotoDede 19 дней назад

    Manao ina any ko

  • @RakotoDede
    @RakotoDede 19 дней назад

    Jereo aminy internet ny adresse ambassade gasy zany aza tsy ay nareo mijery