AHOANA NY ATAO MBA TSY HO TRATRAN’NY DÉPRESSION ?? ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 30 ноя 2024

Комментарии • 13

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 9 дней назад

    😂😂😂 le plus simple Aleo tonga dia mijery an'ingahy mandihy😂😂

  • @Sikidy_NyISAnomitanISA
    @Sikidy_NyISAnomitanISA 9 дней назад +1

    Maro karazana hono ny fisehon'ny "depression" araky ny voalazan'ireo mpikaroka ara-tsiansa. Fa tsy hoe akory mitsikitsiky sy mavitribitrika vao maraina dia milamina tsara ny vatana sy ny ao an-tsaina. Raha "manic depression" no manaloka sy misoavaly ny olona iray dia mitsikitsiky sy toa finaritra be ery izy ohatra vao maraina saingy mila handevi-tena rehefa folaka ny andro na mody masoandro, na ny mifanohitra amin'izay. Ilay mipetraka any andafy aloha tena mahavoan'ny "depression" matetika nohon'ny aty Madagasikara. Izay efa nipetra tany vitsy no handa an'izany. Saingy sarotra hazavaina amin'ny olona mbola tsy nandao ela ny tanindrazany izany "Heimweh" izany, izay mety ho lasa "Depression" raha tsy hay ny mitantana sy mifehy azy ka mirongatra mila hihinan'aina. Ilay hoe "dev perso" aloha lavitr'ezaka be fa misaora Zanahary raha mahavita "stab perso = stabilité/stabilisation personnelle" mandritry andro maromaro, ny herinandro maromaro, volana maromaro, semesitra maromaro (raha mpianatra na mpiasa an-trano na an-tsambo sns), taona maro (raha nifindra monina). Ny olona samy manana ny fikafika sy hafetsifetsena madinidinika hialana na hanariana jery/dia/saina ny angatra na ambiroa = depression manaloka azy. Aleo manary saina tsindraindray toy izay marary saina manadavan-taona. I Koto zao mahita fa ny mandihindihy vao maraina no maha tomady vatana sy saina ary fanahy azy. Betsaka koa ny olona mahita fa ny mihazakaza (jogging) vao maraina no mety aminy. Tsy vitsy koa ny manao "meditation" amin'ny endriny isan-karazany, ohatra be mahalala dia ny fivavahana maraina amin'izay zavatra na hery hivavahany. Izay mahasoa dia mety avokoa ;-) hoy ny Poeta. Fa raha tsy hitanao ny fika atao nefa ianao mahatsapa fa tena andevozin'ilay angatra dia aza misalasala manatona mpitsabo izay nianatra sy mahalala misimisy kokoa momba an'io ARETINA io.

  • @laurerasou1457
    @laurerasou1457 10 дней назад +2

    Sambatra i koto mbola manapotoana laniana am dance alohan'ny andeh hiasa e kkk

  • @pavo4160-q8q
    @pavo4160-q8q 10 дней назад +1

    aza miditra @ fiainan'olona, aza mitsiriritra olona aza manambany olona de tsy voann'y depression mihitsy

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison 10 дней назад +1

    Ianao anisan' ny manampahaizana
    Ity misy Zavatra tokony hatoronao @ olona mijery anao izay lazainao fa Marobe:
    Mba Jereo Ny Tononkalo Malagasy :Ao Ry Dadajules, Sata, Rado, misy ao ny fitiavana vaovao, Fianana, Etsy matoria...

  • @meltinasoa604
    @meltinasoa604 10 дней назад +1

    Ça s'appelle une adaptation quand tu n'est pas dans ton pays .

  • @meltinasoa604
    @meltinasoa604 10 дней назад +1

    Bruits de trains y a de quoi a perdre le cerveau,
    D'ailleurs vous le prouver par vous même

  • @meltinasoa604
    @meltinasoa604 10 дней назад +2

    Ny akizy déprimé a l'étranger akizy efa gâté pourries avy tany dago
    Sady kamo .
    Ka any a l'étranger tsy misy mpiasa ka .....

    • @fleurettekobel2490
      @fleurettekobel2490 10 дней назад +1

      Misaotra anao tompoko , fa fantatrao tsara ny tena mahatonga ny olona déprimé ! Tsy voatery isika Malagasy ihany no tratran'izany tompoko !

  • @meltinasoa604
    @meltinasoa604 10 дней назад +2

    Raconte pas ta vie ..

  • @meltinasoa604
    @meltinasoa604 10 дней назад +1

    Amny ty kibo be pffff

    • @PhiliRakoto
      @PhiliRakoto 3 дня назад

      Kibo vokatry herkmpony s'y hahasasarany n'y azy ,normal tsara

    • @PhiliRakoto
      @PhiliRakoto 3 дня назад

      Fa mifanentana am habeany tsara kosa le kibon fa tsy otran le vilany bé otran n'y any sasany