Atao depiote daholo ity fatritran'olona rehetra ity ka inona no mahagaga. Ny toerana nametrahana azy no araraotiny hangoronana arak'izay azony hatao ohatry ny sasany rehetra.
Zao dia ny mpitondra no alaana baraka am réseaux sociaux...mahamaika ireo olona ho fidina anie hanao bizina eee...dia sarin ny filoham pirenena no aredareda am réseaux sociaux aveo...grave an!!!
Teneno nama aaa
Flagrant délit tonga de miala avy hatrany ny immunité parlementaire ka
Olona efa tratra ambody omby mbola afenifenina koa, aboridano é, mananatra ny mbola ho avy 🤦🙅
Fa maninona no takomanareo ny tarehiny avoahy MBA hofantatrolona
Matihasina ny omby marina 😂
Slm,n'y zvt itako zareo isantaona ,misy export:mande eto dago ,asa mifanandrify vé,aondrana voalohany vanille,letchi,jurolfe,volamena, Ary farany sokatradiniho saino
Atao depiote daholo ity fatritran'olona rehetra ity ka inona no mahagaga. Ny toerana nametrahana azy no araraotiny hangoronana arak'izay azony hatao ohatry ny sasany rehetra.
Zao dia ny mpitondra no alaana baraka am réseaux sociaux...mahamaika ireo olona ho fidina anie hanao bizina eee...dia sarin ny filoham pirenena no aredareda am réseaux sociaux aveo...grave an!!!
Efa hier nareo ambonimbony reo iany io mangalatra AREMPIRENENA io
Matoa izy ireo sahy manao izaovfia misy Mpiaro ! Aza hadino koa ny immunité parlementaire ! Rehafa mangalatra ny mpitondra dia mangalatra koa ny entina !😮😮😮😮
Tokony hotratra koa Rajoelina haseo hotrizao izy mitondra volamena iny kkk
Diversion fotsin io eee