Miarahaba anao ny Radio Oasis. Mankasitraka mitoetra ho namana mahatoky aminay na dia teo aza ny fiatoana kely noho ny olana ara-pitaovana sy ny fanatsarana ny hefitra fanodinana an-tsary. Mino sy manantena izahay fa mizara sy mampahafantatra ny namana sy ny havana ho fampahafantarana ny fandaharana rehetra mandeha eto amin'ny RUclips ianao. Ny Radio Oasis dia maniry anao ahita fiadanana mandrakariva eo ampijerena ny fandaharana.
Jeune Allié de Madagascar no anarana nahafantarana azy ireo tany ampiadoana. Notehirizin'izy ireo ny anarana atramin'izao na ny sehatry ny hira aza no tena niompanan'ny Hetsika rehetra taty ahoriana.
Mankasitraka indrindra.Ny Tompo anie hampitombo ny talentanareo ho fiderana an'Andriamanitra.
tena nanontany tena mintsy aho hoe fa nankaiza ary ity fandaharana ity
Miarahaba anao ny Radio Oasis. Mankasitraka mitoetra ho namana mahatoky aminay na dia teo aza ny fiatoana kely noho ny olana ara-pitaovana sy ny fanatsarana ny hefitra fanodinana an-tsary. Mino sy manantena izahay fa mizara sy mampahafantatra ny namana sy ny havana ho fampahafantarana ny fandaharana rehetra mandeha eto amin'ny RUclips ianao. Ny Radio Oasis dia maniry anao ahita fiadanana mandrakariva eo ampijerena ny fandaharana.
Inona no fanalavana ilay JAM azafady