Nilalao afo👉🏻👉🏻tantara RDB

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • Tantara gasy: Tantara Malagasy
    Tantara Gasy
    -----------------------------------------------------------------------------
    / gasyrakoto

Комментарии • 41

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 3 года назад +3

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara
    Aza manaonao foana fa aza manintsakitsaka ny tokatrano fa tsy misy farany ny zava- ndrehetra
    Misaotra betsaka tompoko 🥰🥰🥰🥰miandry ny tantara vaovao indray 🥰🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @germaineattieh7721
    @germaineattieh7721 3 года назад +3

    Mankasitraka Gasy Rakoto a! ❤❤❤👍

  • @tianarakotomalala7942
    @tianarakotomalala7942 3 года назад +1

    tsara ho fantatro !Mankasitra ny mpizara siny mpilalao 🕊🙏🎧❤

  • @laminarazafindravelo6163
    @laminarazafindravelo6163 3 года назад +1

    Misaotr betsak fa tantara tena feno hanatr❤️❤️❤️

  • @kennicanellamiller2437
    @kennicanellamiller2437 3 года назад +9

    Ef nanan sipa mitovy amzan i Ando zany zah fa de taraika iany no farany tsy mandatsa zah fa mba hafatra hoanareo vehivavy mahaiza manaj ny eo ampelatanana de tiavo ny vadinareo hoanizay manambady fa raha ny vola no mandraka ao @ tokatrano de zava-poana iany izany merci anle nanolotra ilay tantara

    • @razanatsimbahajaainapatric2826
      @razanatsimbahajaainapatric2826 3 года назад

      Zah wa de Gaga ko @ko Tena aleo miafy @zay kely hananana fa tsy adala ny taolo niteny we aleo minankely toy izay mandry fotsy ary betsaka mintsy ny tovovavy tratran izany mievitra fa sambatra raha miaraka vazaha nefa zavadoza no ita ity tantara ty anie zao Tena nisy mintsy e

    • @kumarimarthin1346
      @kumarimarthin1346 3 года назад

      marina mihitsizany

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 3 года назад +1

    Misaotra betsaka indrindra o ❤❤❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼

  • @faniryravosoa5454
    @faniryravosoa5454 3 года назад +1

    mankasitraka oooo🥰

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 года назад +1

    Misaotra betsaka ô🇲🇬💖👈

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 3 года назад +1

    Mankasitraka tompoko 🙏♥️💋

  • @fenoguerlavais5466
    @fenoguerlavais5466 3 года назад

    Misaotra atrany nizara o,dia hiaino finaritra mo zany 🤩

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 3 года назад +1

    Zany ka diso tia vola sy teh hisongadina lotra enao ri Ando ka lasa milalao afo vazaha manambola karakaraina sy hindraindraina solofo mahantra latsalatsaina Sy botobotona mankasitraka rdb

  • @alihoussenrosemine4291
    @alihoussenrosemine4291 3 года назад +2

    Misoatra eeeh

  • @mampiononamampionona1751
    @mampiononamampionona1751 3 года назад +4

    merci beaucoup 💋💋💋💋

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 3 года назад +1

    Misaotra sy mankasitraka tsara be tantara

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 3 года назад

    zany ny haleny rehefa tivahiny 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼🇰🇼

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 года назад +1

    Merci beaucoup fa vo hiaino mintsy zah io

  • @jocelynelydiah9595
    @jocelynelydiah9595 3 года назад +1

    Mankasitraka oo

  • @rinnalaurette2859
    @rinnalaurette2859 3 года назад

    Misaotra nizara, 🙏🙏🙏🙏

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 3 года назад

    Makasitraka o tena tsara lay tatara

  • @nessyrawns8405
    @nessyrawns8405 2 месяца назад

    Anatra ho an vehivavy gasy t tokoa nyvtantara mba tsynhonmora fitahana

  • @razafinimbonyperle4924
    @razafinimbonyperle4924 3 года назад +1

    Mankasitrak fa tsara be' oo

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 3 года назад

    Meric boucoup eh

  • @malilhamakikha8842
    @malilhamakikha8842 3 года назад +1

    Misaotra betsak

  • @MichouBeauty
    @MichouBeauty 7 месяцев назад

    Kay 😮

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 года назад

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 🤍💚❣💗🤍💚❣💗🇲🇬🇲🇬🤍💚❣💗🇰🇼🇰🇼🤍💚❣💗💏❣❣❣❣

  • @Kala_piso
    @Kala_piso 3 года назад +1

    ☺👌

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 3 года назад

    Misaotra nizara tompoko fa tena tsara

  • @orditrano4427
    @orditrano4427 3 года назад

    misaotra ny mpizara , mankasitraka e

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 года назад +1

    Mazotoa ho an'izay mbola tsy naheno omaly Alina t@ RDB

  • @nelizwenda9634
    @nelizwenda9634 3 года назад +1

    mankasitraka zao vao hihaino

  • @zoefaly4541
    @zoefaly4541 3 года назад +1

    May aho doran ny afo
    Sitrapo ny an'tena kkkkkkkk mahatsiaro ny fahazazana re zany eee.
    Misaotra ny nizara

  • @nayanbritanie8195
    @nayanbritanie8195 3 года назад

    Merci eee

  • @sylvierazafindranoro2553
    @sylvierazafindranoro2553 3 года назад

    Misaotra betsaka

  • @martinirakotondrazafy8685
    @martinirakotondrazafy8685 3 года назад

    Tsara

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 3 года назад +1

    Merci 😊

  • @nomenjanaharyanjara7677
    @nomenjanaharyanjara7677 3 года назад

    Merci

  • @ravaonirinarosalie9922
    @ravaonirinarosalie9922 3 года назад

    Asa au fb sa 3

  • @rabeangele9647
    @rabeangele9647 3 года назад

    Tiko b