Marikoriko daholo ny mijery azy rehetra olon' foza., mitatara lainga, @ tele.Ty minisitra ny serasera. Nandresy daholo ny olona ny mpanohitra fa dahalo ny vato narotsakay vahoaka ny CENI FOZA
Ty mba eritreritr'ity baomba ty. ! Mahiratra nefa jamba, avohay ny marina @n'iny fifidianana teo iny d milamina ny tanana... Nareo mihintsy no tena tsy mampilamina ny tany fa nareo mamo ndray no miantso. Polisy.... Tena ssssss.
Ty minisitra Mara Volalmiraty Dona dia jamba mikapokapoko, milelatra masotay ny Andry Rajoelina Français baka mangery, fijaliagna ny vahoaka malagasy zao tsy hitanao , sa milliardaires aby fianakavianao baka aminy babanao sy reninao agny Lenamboatingy ty.
Aza ataoonareo ho hrry famoretana ny tafika hoy ny olona manantsaina sy manampahaizana koa tokony hanetry tena ireo miseho ho tompon i M/car mihetraketraka ankehitriny.
Esa r jeneraly s ministry serasera nareo mpitondra fanjakana mihitsy no hahatonga fanoherana s vahoaka hitsoatra eto,de aza malaky hanorohoro fa mazak valiny natao
Jeneraly Ravalomanana Richard, mbola ireo Miharamila harangarangany io hitifitry hamono izy, tsy ho haila. Amène 🙏
Jeneraly bombe, manana taim-bava nefa démon, foza pamono vahoaka, Heripamoretana hamonoana ny vahoaka no ao andohany
Tena tsy misy saina mihitsy ity le jeneraly ravalomanana ity
Ity le Maradona Ty koa tena tsy misy saina mihitsy
Jereo n'y collier volamena eny ambozony
Nahazo zeza enao de be resaka Mme ministre a mitovy any lalatiana hiany koa ity
Marikoriko daholo ny mijery azy rehetra olon' foza., mitatara lainga, @ tele.Ty minisitra ny serasera. Nandresy daholo ny olona ny mpanohitra fa dahalo ny vato narotsakay vahoaka ny CENI FOZA
Ty mba eritreritr'ity baomba ty. ! Mahiratra nefa jamba, avohay ny marina @n'iny fifidianana teo iny d milamina ny tanana... Nareo mihintsy no tena tsy mampilamina ny tany fa nareo mamo ndray no miantso. Polisy.... Tena ssssss.
Mitady toerana indray i pierrot Rajaonarivelo efa tsy hita elabe efa naloan' i AREMA 😮
Fampandrosoana ho an'ny rambony..... Alikan'olona reto.....
Jereo nareo n'y harena bé anity Richard ravalomanana ity
Vous avez un gouvernement défaillant
Ty minisitra Mara Volalmiraty Dona dia jamba mikapokapoko, milelatra masotay ny Andry Rajoelina Français baka mangery, fijaliagna ny vahoaka malagasy zao tsy hitanao , sa milliardaires aby fianakavianao baka aminy babanao sy reninao agny Lenamboatingy ty.
Général kanosa sady lavabody
Radomelina manipulateur
Aza ataoonareo ho hrry famoretana ny tafika hoy ny olona manantsaina sy manampahaizana koa tokony hanetry tena ireo miseho ho tompon i M/car mihetraketraka ankehitriny.
Esa r jeneraly s ministry serasera nareo mpitondra fanjakana mihitsy no hahatonga fanoherana s vahoaka hitsoatra eto,de aza malaky hanorohoro fa mazak valiny natao
nareo ve hiteny hoe mihemotra madagasikara e!
zay alo de mahita sy mahatsapa fa tsisy fandrosoana zany eto
Rtoa minisitry serasera aiza zany fahafahana miteny eto zany ? Firy zay no nogadrainareo zay miteny ?
Maradona, tena mitapotay ve ny sofinao, raha vao te hietsika ny olona de basy no mivoaka, tena kondrambelona enao
Aleo homena ny manana traikefa ny fintantanana fa tena tsy lasa e
Mandroso tokoa ve i Madagascar ?
Misaotra Real tv @ fizarana, filazana ny vaovao marina sy ny fanokafana ny discussion