Mba atoroy anay nama ilay zvt foanareo fa tena mampiaiky ilay inspiration. Tsara e, mila manova famindra amin'zay ny clip hiram-pitiavana hivoaka rehetra.
Tsy ratsy kosa ko, tena efa mpandinika kosa i Antso ito ka, tena ireo daholo mihitsy marina no fanaon'ny olona mpanao clip rehetra. Tena mpanakanto mpandinika ianao fa tohizo e.
Marenina aloha!!!!!! olombelona misy fo io fa tsy hoe refa mpanao clash de sahala am vato.. sady izy tsy manafina ny tavany amadiky ny compte fako otrany ny anao fa harihariny tsara ny azy.
Tsara e vontovorona ve zany toerana zany
tsara kosa leiz,
tsara!
Makasitraka akia ! Tena tsara ! Mbola tsis nanao mitsy le tonokira fa vao2 b @sofina sy tsy napoizina ! Misaotre 😘👍🇲🇬
Tsy nampoiziko ........ toko fotsiny eeee
Mahita hira aki nareo!!!!
Tsara feo be Indry fa ataovy tononkira matotra amzay de vetivety dia voarain'ny mpihaino e.
enjana lay inspiraka
Tiko.be 🥰🥰😂😂mahita atao ki ndry😂😂
Miavaka eny foana i Antso. Super originale même. Mankasitraka hatrany sady manohana!
😂😂😂 tsara be kosa an! Misaotra e!
😍Bravo, tena Manan-talenta an 😍
Tena mahery Antso 👍😁
tiko, miavaka amin mahazatra, mahafehy azy tsara, merci e
mahay ndry!
Mlay e🤣🤣🤣
miaky an ity sipa madama ty ah leti eee.....kkkkk sur eee
Tena ripaka ah marina 🤣🤣🤣🤣🤣!tohizo fa tsara ky Antso ah 👏👏❤️❤️❤️❤️
tena tsara alo e, mahay be anao Antso !! mercii e
tena latsaka atramin'ny ranomasoko lehhh
Tiko be❤️❤️❤️misaotra e ! 😂😂
Tsara B mintsy fa tohizo 😂😂😂
Bisou de la Réunion 🇷🇪. 🇲🇬 💪
chapeau Antso fa nafinaritra
😊😉😂😅
🤣🤣ao mitsy eee🤣🤣
zaha lo de finaritra eee!! mankasitraka
Hatramin'izao mbola tsy aritro ihany ito iray ito, hahaha
Misaotra e! Nanome tsiky sy hehy👍❤
Hitako indray ilay Antso tany ampiandohana. Misaotra e
Tiako e!
Ara-bakiteny!
Efa saika nanao ah tam voloany oe hira tsy tiko ndray izy zany, kay hafa mihitsy, voajery hatram farany ☺☺☺
Atraty kkk🤣🤣🤣
HAHAHAHA mlay kos ko ! miaiky an ity Anja ty aho eee!
tsara kosa kouh; mahita atao mints wa i Antso ti🤣😂❤
Tsara be
HAHHAHAHAHAHHAHAHAHAH
Milay kiii aaa! zay vao tena aiko dol le izy!!
Merci eeee!!!
aza pihana maso oa za fa tarabe amin'ilay fiafaran'ilay hira...... tena marina eeeee
Lasa manja be sady ohatrany niatanora tarehy izany
Hahahaha😂😂 tsara eeeee
Mba atoroy anay nama ilay zvt foanareo fa tena mampiaiky ilay inspiration. Tsara e, mila manova famindra amin'zay ny clip hiram-pitiavana hivoaka rehetra.
Mankasitraka be dia be fa tiako ity hiranao ity ka!
mapnime ki dri
Milay e chapeau 👌👌👌
marina be fa tena adino marina ny "DRONE"
tsara kosa izy zan an
Bravo!! Trop drôle 😂
Marina be ny voalazan'ny tonon-kira. Mahay ndry! Bravo be!
very pretty🤭🤭😁😁🇺🇲🇺🇲🇺🇲🇺🇸🇺🇸 amer
merci eee! ts napoiziko ilay hira 😂😂 jeren apanomboan de ten oe anw azy! Mafinaritra eee 😍😍😍 🇨🇳🇲🇬
Tsy ratsy kosa ko, tena efa mpandinika kosa i Antso ito ka, tena ireo daholo mihitsy marina no fanaon'ny olona mpanao clip rehetra. Tena mpanakanto mpandinika ianao fa tohizo e.
Ripaka be aho 🤣🤣👏👏👏
Otrany hoe natao ampiomeh ilay hira nefa tena tsara❤☺ sady mapiomeh zany mafinaritra 😁😄 efa aiko sahady 🤣🤣
tiko rngh ahhb 🤣😂❤
Mety bé 😘
Nifoka cochon de lait ndray Antso Bommartin tamin'ny niketrehana an'ity hira ity
Hahaha tehaka lehiretsy a! Mahay ianareo e
Hihihi...tsara be antso a!sady tsara feo be njy
ity hira ity zao no tena lasa tube hihihi tsara e
tiako be hahahaha. Tsy nampoiziko
Milay aky ndry ry neny a, inspiraka tsisy nahita mintsy
Tena vao2 be ndray ty #Antso sady tonga de marina mitsy 🤣🤣🤣🤣
kkkkkkk latsaka be ki za ry maman i kambana a tsara e tiko be
Hahahahhahah tsisy ampiana tsisy esorina ahahahah lay maka clipy anaty salon fotsiny ngaba
wawo tiko kosa ko 😍😂😂
Tapaka ny tsinaiko ry Antso Bomartin a😂😂😂
Aingam panah hafa mints mafinaritr e
Tsara e mahita hatao mintsy enao ry antso sady manja keli
HOU HOU HOU!
Nisy fomba fiteninay izay t@ zany taona izany fa dia averiko @ nao eto " dia miaiky an-tena mihitsy aho ry ty kah". Mahafinaritra e
tiko kosa aloh e
❤❤❤❤
🤣🤣🤣🤣🤣 Lanaka tanteraka ah marina mafy. Misaotra mapme ry se ah
😍😍😍😱😵👫💏👍
miaiky koa ah zay ry antso an! hahaha..mlay e
Tsara be ilay izy sady marina be daholo ilay izy :D Tohizo fa tsara e ;-)
Mahita atao ka 😂😂😂😂
tiko kosa ity e, ahahahaha
01:15 😂😂😂
T'es folle ! Milay e
Mody Hira-pitiavana 😂
REVEKO KOSA TY OE p.s:Ity agamba ny Hira voalohan'ny eto ambony tany tsy afaka hiraina eo ambony sehatra
Adino ilay drone 😂
Asio version karaoke e 😂😂😂
😂 marina koa zanyy
haha....
Triste verité
😂😂😂😂😂😂
😂😂😂😂😂
😅🤣
😂😂😂
izy ity tsy mahazaka tenenina mafy nefa hoe mpanao clash, tsy faharatsiahantsaina fa nisy fotoana izy ity nanakihana dia tsy zakany ilay izy , lafiny rehtra koa anefa tsy mahavoa izy fa fiomehezana ihany mety aminy.
Marenina aloha!!!!!! olombelona misy fo io fa tsy hoe refa mpanao clash de sahala am vato.. sady izy tsy manafina ny tavany amadiky ny compte fako otrany ny anao fa harihariny tsara ny azy.
inona no hidirana fanafenako tava fa izy te hiseo Mme je sais tout mapme ihany oa mety aminy akotran zay zero
@@valeriejulie4658 jalouse ndray an🤣🤣🤣🤣 Sady vakina ftsny Kkkk mapme b njy mba marina e😂😂😂
@@maelysandrianaivo9077 izany mahavoa anareo tsy afak miteny zany fa vao miteny dia hoe jalouse, fa inona tokony ha jalousie ahy aminy???? fa inona mampiavaka azy 😊
Ngah ts tinareo le hira e! XD hihihi
❤❤❤❤
😂😂😂