Milay rangah nareo a, 🤣🤣🤣🤣👍 zé tantara mivôka tonga babany avokoa. Sady tena iainanareo mintsy lé izy. Mba asehoy lé sarinareo mba hakana sentimaka e🤣🤣🤣🤣
Mankasitraky indrindra anareo Radio 104 FM sy piaramiasa ao aminy, fa tena mahafapo ny soa sy ny kanto zarainao aminay Tompoko. Ny Tompo anie homba anareo hatrany. Mitomboa hasina atrany e!
Tsara ny tantara mahay ny mpilalao ilay feo tena mety @ ilay tantara👍🏾🤣😁ilay mpanoratra koa mahay tsara mihintsy . Mangataka ny hahita ny sarinareo re tompoko. Mirary soa ê
Misaotra betsaka fa tsara be ny tantara no mahay ny mpilalao ! Ripaky ny hehy irery aho ato mihaino avy aty Belgique ! Mirary soa dia mba asaivo tantara vaovao fa tapitra henoko daholo !
Mankasitraka e de aiza dray ny tantara vaovao efa te ihaino tsara daholo
Ahihihi tiako be le tantara💪💪
Milay rangah nareo a, 🤣🤣🤣🤣👍 zé tantara mivôka tonga babany avokoa. Sady tena iainanareo mintsy lé izy.
Mba asehoy lé sarinareo mba hakana sentimaka e🤣🤣🤣🤣
Tena tsara lotra lay tatara makasitra anareo
Misaotra betsaka nizara tompoko
Misaotra anao indrindra Tah Rinah fa tena miheno tantara vaovao fona avy aminao izahay Tompoko
Mankasitraky indrindra anareo Radio 104 FM sy piaramiasa ao aminy, fa tena mahafapo ny soa sy ny kanto zarainao aminay Tompoko. Ny Tompo anie homba anareo hatrany. Mitomboa hasina atrany e!
Tsara ny tantara mahay ny mpilalao ilay feo tena mety @ ilay tantara👍🏾🤣😁ilay mpanoratra koa mahay tsara mihintsy . Mangataka ny hahita ny sarinareo re tompoko.
Mirary soa ê
I know it is kinda randomly asking but does anybody know of a good site to watch new movies online?
@Kamryn Shepherd Meh I watch on Flixportal. you can find it by googling :D -rodrigo
@Rodrigo Devon thanks, I went there and it seems like a nice service =) I really appreciate it !
@Kamryn Shepherd glad I could help :D
Misaotraa eeee😂😂😂🤣🤣
🎧🙋♀️❤ bsr
Misaotra betsaka fa tsara be ny tantara no mahay ny mpilalao ! Ripaky ny hehy irery aho ato mihaino avy aty Belgique !
Mirary soa dia mba asaivo tantara vaovao fa tapitra henoko daholo !
P00
P
P
Misaotra nizara e 💪🏽🇲🇬
Mankasitraka ô💖
😂😂😂 tena komika le mpilalao tena latsaka be taminy fihainona 😂😂😂
Mankasitraka Be dia Be.
😂😂😂😂 milay be, mapme be
Misaotra e!