Misaotsy lahiko Tale Tenimana fa le afaky ty fisalasalantsay,ty haketraketraky,ty hakivia very hevitsy...aja retoa koa le mihira ty famonjea le tsy hay volagny la manome toky fa Jesosy tokoa lahy ro Ie.....Mankasitraky lahy...misaotra anao Tompo ooooo
Tsara kokoa ny Midera ny Tompo noho ny mihira an'izao tontolo izao...zay tsy hitondra aimpanahy...Mpankafy Tenimana efa ela za e...tohizo fa tsy foana akory ny fikelezanareo aina
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA. Matio: 3, 2 Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
ZAHO KOA DIA TENA MAHAZO HERY BE MIHAINO HIRAN4I TENI MANA ARY TSY VAO IZZAO FA MBOLA BITIKA KELY IO ZANANY IO TAMIZAY .ENGA ANIE KA AHRITRA AMY FANARAHANA AN'NTOMPO IANAO ANAKA
Ok mineho fisaorana zh at y andilambato aty tn isaorana Groups Tenimana tn enganie isehoany vonon'Atra ny asa izay ataonareo ka tompony no homba anareo mianakavy tn tsara be ilay HIRA
Misaotra Jesosy nohon'i fitiavanao ahy. Atolotrako ho anao ny androko sisa mandalo eto an tany. Je T'aime mon Jésus Christ. Tu es mon tout
isan'andro isan'andro zaho tsy maintsy mandefa & mihaino anity
hira ty zay vô afaka miatrika ny tontolo androko,
tiako lôtry ein!!! Merci Tenimana
❤
tiako hira ty eee afka asaloha mitandregny azy mercie groupe tenimana
Misaotsy lahiko Tale Tenimana fa le afaky ty fisalasalantsay,ty haketraketraky,ty hakivia very hevitsy...aja retoa koa le mihira ty famonjea le tsy hay volagny la manome toky fa Jesosy tokoa lahy ro Ie.....Mankasitraky lahy...misaotra anao Tompo ooooo
Tiako aimm hira tie tafiditry @ fo nak aimmm .mrc bcq tahiny Tompo atsik jiaby .Amen
Tiako hira ty eee misy impiry ampody aminandre mrc bc egnanie tompo itahy anareo mirahavavy 😍😍😍😍😍😍😍😍
Tsara be 😍efa lehibe ny zaza
Tiako mbe le hira misy mpiro ampodidy nohiny fitiavako izy mahereza ry zadriko malalako fa ihomba anareo ane n'y Tompo sy Andriamanitra Amen
Toujour Nivoutée hira ty aminakahy tsisy andro hahaimpaka Zah mitandregny azy
MERCI GROUPE TENIMANA
Tsara kokoa ny Midera ny Tompo noho ny mihira an'izao tontolo izao...zay tsy hitondra aimpanahy...Mpankafy Tenimana efa ela za e...tohizo fa tsy foana akory ny fikelezanareo aina
Ty tsaik ely nihira ny finoana igny😍tohiza fa tsara et tu est belle
😍Tiako mare li hira toy !😍 Misaotsy bevata le mirarisoa sady le mahavita be @asa fitoriana an-kira.
Misaotra anao Tompo nangataka zaho nomenao Amen 🙏🙏❤❤
merci boukou engane hitahini tompo anareo sy zaha ari mbola mangataka amnare grupi teni mana
Bsr tiako be ny hira nareo trara jesosy amen .mbola hitady anareo za rehefa tonga mada.
Misaotra tena tiako hira naro jiaby satria manome hery ampanahy 🙏🙏❤❤
Noho demande nataoko taminw nivaly no anavaoki voady androany Jesosy
Misaotra nao Tompo oooooo
Raisonao ny voadiko ,Amen
tsara be ilay hira ity mercié ,AMEN
Tiako ay Merci bcp Groupe Tenimanana
Tiako tiako tiako loatra eky hira tiay misy impiry ampody ay mrc anareo telo vavy ee ny tompo anie hitahy areo
Leena Leena
Tiak marin io hira io eeee.
Merci bcp nareo oo ny tompo homba isika rehetra fa tsara be lay hira
Vous avez de belles voix toutes les trois j’aime beaucoup❤️
Merci dallia ee mba ataova naro maro hira naro @ You tube ato
misaotr anarew f ten tinay le hira,makasitrak tohiz ny manark ouhhh
Misaotra anao Tompo oh raisinao ny voadiko Misaotra ny Groupe Tenimana Tiako be ilay hira eh
J'espère que ce Dhalia qui chante là 😘,ça fait longtemps que je écouter le chanson de Tenimana , Merci, j'adore 🤩🤩, magnifiques les filles 💝🤩💖
I guess Im kinda randomly asking but does anyone know a good website to stream new series online ?
misaotra @ groupe tenimana fa tsara be le hira j'adore énormément
tena tiako be ty hira io ay fa merci bcp anareo mitomboa laza Andriamanitra no hitahy anareo amen
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA.
Matio: 3, 2
Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
soatra anao tompo o namaly ny vavako 😍😍😍💖💖👏👏👏👏👏
zay rah tiako ek hira to way mahtsartsra zah 👏👏👏👏👍👍👍👍👍👏👏👏👏👏
Mankasitra nare 3 vavy fa ten tsar be lai hira !! mitombo @ Fahasoavana !! tiak wè mmm
Mahay mihira kolahe nareo, Mankasitrakeeeee!!!!!!!!!!!!!!!!
Marina zany! Fikasana ny antsika olombelon,mankasitraka anareo 3 vavy
Efa ijy reto eh 🥰😍👏👏👌
Tahin'i tompo anarô mianakavy fa tena mahavelom-bolo🙏🙏
Tiako be ny hira nareo rehetra mbola hitady anareo za rehefa tonanga mada .tahiny jesosy .
ze raha tiakoee .mercy zadrikoo abee
Tiako hira ity ai, misokatra b 'foko isakiny mihaino azy. Merci
Misaotra jesosy e, aminy soa jiaby vitanao🙏🙏🙏🙏
Sambatra ny. Kibo niboahanareo tahin'Andriamanitra
Merci beaucoup fa tena mandona Fo mb le hira 🙏🙏🙏🙏💔💔💔
Tiak. Tiak.hiratie
fikasana ny anay ny olombelogno tompô zay raha tiako ai mercie tenimanana A/tra agnampy andre ooo
Nanie chandrine v
Maregne zay koahe fa ndra tsy mendreke Anagnahare aza tika le tsy mitsahatse Reke mamale ty fangatahan-tika mpanota
Mercu fa tsara enganie Andriamanitra hapitombo taletanareo
Merci tenimanana tahiny topo abiee tiako .be le hira
KANTO LOATRA NY ZANAKO RETO !!!!MISAOTRA JESOSY FA LEHIBE TOKOA NY FAMINDRAMPONAO
Merci nareo telo mirahavavy tengna tiako le hira Egane andremanitra ampitombo ny taletanareo
Mercie Amen tiako be 🙏🙏
nandondona zaho novohainao,nangataka aho nomenao🙏🙏🙏😇😇
Misaotse e! Tena mahafinaritse nareo ry longo, Tahie i Tompo
Iza @nareo telo ilay nihira t@ilay Hira NY FINOANA??sa ianao ilay LEAD io??Tena tsara be ilay hira
Tiako marigny hira ty owaiii azalaheee
💒❤❤❤❤isaorana and/tra fa nisy groupe tenimana
Misaotra betsaka zanako aby eee homba anareo hatrany anie Jesosy mahery bisous
ZAHO KOA DIA TENA MAHAZO HERY BE MIHAINO HIRAN4I TENI MANA ARY TSY VAO IZZAO FA MBOLA BITIKA KELY IO ZANANY IO TAMIZAY .ENGA ANIE KA AHRITRA AMY FANARAHANA AN'NTOMPO IANAO ANAKA
Mr6 nareo telo vavy fa tena tsara be le hira
hazalahee mahtsaratsara zaho ay mmmm
tiako be hira merci
tsara loatra e..MISOATRA JESOSY O
Tsara be ny hira misaotra
Tsara medira ny tompo. Aty antany lavitry mahatsaro very antegna
maro tsara ro zandriko aby ty ien💑💑💕💕💕
tiako 2 hira tie .eza nama nireni
Amen merci ma pétit soeur.Mon Aide tout jour Amen
arao,tiako laitr laitr taminy voalohany hirany reto zaza reto,,mer6 narrow rankizy,An/tea anie ampitombo ny etaheta nareo
misaotra ny tompo fa nivaly fangalako ka ts aiko ny angina fa ravo zh
Je reçois au nom de Jésus christ Nazaret Amen
tsara be lay hira tohizo hatram faran ny asan tompo de mba managatak hiran tenimana maro2 mb alefaso ato azfd indrindra fa lay mariage igny tiako be
Tsara loatra 😍😍😍
Tohizo fa tsara n'y ezaka vitanareo
Mercie ee tiako hira io ee
Ok mineho fisaorana zh at y andilambato aty tn isaorana Groups Tenimana tn enganie isehoany vonon'Atra ny asa izay ataonareo ka tompony no homba anareo mianakavy tn tsara be ilay HIRA
tsra ami Jesosy e merci anareo
Tena mpaly vavaka tokoa ilay Nahary atsika
Mahafinaritra be lay hira mankasitraka e
Mercy zandriko
Tohizo fa tsara!!
merci ky ah
tsara be,,,,merci
tiako be hira merce
Merci aminareo midera any jesosy ary zao de mankafy anareo
Makasitrake anaereo tohizo fatrara.
tiako margny mrc
Tss lera mapahepaka Zaho @yty hira yty ary efa nanaovanay mianaka dance ta l'église aby mankasitraka ee
Efa io ve ilay mademoiselle kely iny
Merci tiako be
Lasa ampelabe nareo sady ampelasoa iaby.
Merci .
Merci seigneur Amen🙏❤️
Tiak ay mrc
Lebe izity vetivety
tiako. ay. mercie
Tompo anampianareo amin'zay kasainareo
Mba mangataka ilay safira azafady
tiako lotra
Makasitsaka tompoko oh
Amen!!!Amen!!!Amen!!!
Tiako,,olombelogno ts tanterak zahay raisonao ny voadiko misaotra anw aho Tompo faly aho nandondona ,,aho nivoahinao ke akory ts atako ts ho faly
👍👍👍💛💛
Merci beaucoup 🥰🥰😘
MERCI bcp
Tsara e, tohizo
Très bien AMEN
Ok 💞💝💝💝🙏🙏🙏🙏
tsara ka