Anti Ravalomanana daholo laisany ao @ collectif , mazava bé … ilay mba vava hatao n’ilay hoe Jean Jacques !!! Hovay ny anaran’lah ! Hataovy hoe Josefa ….
Rehefa volosana volosana volosana fona ny Farany tsimisy volony intsony é ! Tonga dia ataovy Ao Anatin'ny vilany hatao Laoka Rehefa masaka tsara Tompoko ô ! Raha tsy Lasa mankaloiloy be Rehefa Masaka é !
reto mpanao poliitka gasy e..... ts le tena fahavalom-pirenena no iadiana fa ol. Fomba gasy io manao victimisation io. Mody manao victime akana fo ny ol fa ts le tena olana no atrehana. Tsss halemy hatrany ny fanoherana e
Ka ireo no Andohavava ireo Trosa be Alaina Erak'izao Firenena Maro Eran-tany Izao é ! Ka inona intsony no hoan'ny vahoaka Malagasy eo é indrindra indrindra ange ireo vahoaka madinika Maro Anisa é ! Aza Manatena ny Nifin' Ako tsy haniry eo ianareo Vahoka madinika Maro Anisa é ! Ny Manan-tena tsimisy ange ka Tena Sarotra é ! Aleo dia Mamoy fa izay no Moramora koko dia mba efa mionona ny fo A@n'izay é !
Tsara và nareo !!! Tairo ary ilay ampamoaka lazain’ny Tahina , fa izay angamba no rianarreu hahatongavana !!! Hoe mahafantatra zavatra maro , ary manana dossiers marobe ,,, tsy no lazaina fotsiny ilay hoe : RAVALOMANANA … ???? Hahahaha
Fa inona no atao hoe politika e.Mba misy afaka hanazava amiko ny hevitr'rizany ve
Anti Ravalomanana daholo laisany ao @ collectif , mazava bé … ilay mba vava hatao n’ilay hoe Jean Jacques !!! Hovay ny anaran’lah ! Hataovy hoe Josefa ….
Fa inona no toherina e
Rehefa volosana volosana volosana fona ny Farany tsimisy volony intsony é !
Tonga dia ataovy Ao Anatin'ny vilany hatao Laoka Rehefa masaka tsara Tompoko ô !
Raha tsy Lasa mankaloiloy be Rehefa Masaka é !
Gascar : 3%
Zerovirgulien ny ambony , dia iza sisa no Laibany ???? TOJO RAVALOMANANA …
reto mpanao poliitka gasy e..... ts le tena fahavalom-pirenena no iadiana fa ol.
Fomba gasy io manao victimisation io. Mody manao victime akana fo ny ol fa ts le tena olana no atrehana. Tsss halemy hatrany ny fanoherana e
Ka ireo no Andohavava ireo Trosa be Alaina Erak'izao Firenena Maro Eran-tany Izao é !
Ka inona intsony no hoan'ny vahoaka Malagasy eo é
indrindra indrindra ange ireo vahoaka madinika Maro Anisa é !
Aza Manatena ny Nifin' Ako tsy haniry eo ianareo Vahoka madinika Maro Anisa é !
Ny Manan-tena tsimisy ange ka Tena Sarotra é !
Aleo dia Mamoy fa izay no Moramora koko dia mba efa mionona ny fo A@n'izay é !
Aza mampihomehy leisy nareo a !!! Alefaso izay hampamoaka an’laisany !!! Fanoherana sadasada ny an’laisany ::: FIRAISANKINA ihany no tena manohitra ,,, norohahan’ny I RRatsiraka , epsilon ny collectif !!! 1/22 deputés
Notohanana I RRatsiraka
Hehehe messieurs les députés isany ( qui n’avaient aucune chance , ) tsy maintsy lany ny Ravalomanana Tojo leisy a !!! Homeko 7% ny an’lah , mbola resin’i Ramanantsoa, 10% , Roindefo : 0,34%
Eto isika mahita izy !!! Hainay laisany …..