Комментарии •

  • @nomenatiana6281
    @nomenatiana6281 4 года назад +2

    Zao anio izao no efa voatendry ilazako Ilay voadiko aminao tsy miov eny hatrizao
    Ka ho mandramaty
    Efa izay foana ny an-tsika roa
    Ho averiko androany ho anao
    Ho rén'izao tontolo izao [
    Réf] Anio omeko anao
    Ilay fitia zay tsy mba mety ho lany
    Rah ny ai am-poko ao
    Ampy ho anao ho Doria
    Fa efa ahy ianao ry tiko
    Zaho ef anao satria
    Ho iray zaho sy anao
    Aza mba manahy zay zava-misy eto an-tany
    Eny matokia f ho resintsika izany
    Ka ho mandramaty
    Efa izay fôn n antsika roa
    Ho averiko androany ho à nao
    Ho rén'izao tontolo izao(yaeeh) [
    Réf] Anio omeko anao Ilay fitia izay tsy mba mety ho lany
    Rah NY ai am-poko ao
    Ampy ho à nao ho Doria
    Fa efa ahy ianao ry tiko Zah ef anao satriih [Oyeeh]
    Ef izy ilay iray ao ambony ai No mitahy sy mbola miambina
    Eny aza manahy ianao
    Zaho eto hanao izay azoko atao
    Hasambatra anao [
    Réf]: Anio omeko anao
    Ilay fitia izay tsy mba mety ho lany

  • @georgiarosine6085
    @georgiarosine6085 5 лет назад +2

    Tsra beu le hira atolotro hoan' ilay vadikou tikou 😍😍😍😍 fitia ts mb mety ho lani ......

  • @darcymiora3627
    @darcymiora3627 11 месяцев назад +1

    Hay i Bob Tobias efa nanao clip-n'i Marion 😅

  • @elisarakotoarisoa3232
    @elisarakotoarisoa3232 5 лет назад +1

    Tsara be ilay hira.....tena kanto

  • @dimakoloina2099
    @dimakoloina2099 5 лет назад +1

    Tsara be fogn le parole mafinaritra 😍😍😍

  • @rajaonarisonaugustine8013
    @rajaonarisonaugustine8013 5 лет назад +2

    Tsar b le hira s le clip,sad mety tsar@ le thème st Valentin 💝 💑,j adore,sad marion mlay dahlo ny hirany surtout resak ftiavan tena mteny mints le vazo anaovany azy👏👏👏👍👍👍👍💖💞💕💗💓❤❤💓💗💕💞💖

  • @raveromalalameline9788
    @raveromalalameline9788 5 лет назад +1

    misaotra betsaka fa tsara be , tsy mety leo zah mihano azy ,

  • @louvarakotobe2941
    @louvarakotobe2941 5 лет назад +1

    Tsara tena tsara,merci

  • @ramarosoamiour9829
    @ramarosoamiour9829 5 лет назад +1

    Mankasitraka. 😍😍

  • @lucasmiaritia9592
    @lucasmiaritia9592 5 лет назад +1

    tiako be mihitsy

  • @MsGalorah
    @MsGalorah 5 лет назад

    Abonnez-vous à notre chaîne RUclips ! Vous recevrez une notifications dès qu'il y a du nouveauté Clip

  • @andryfaliharimanana7261
    @andryfaliharimanana7261 5 лет назад +2

    tena tsara
    merci eh

  • @safidyandriankina172
    @safidyandriankina172 5 лет назад

    Tena tiko kosa aaaa

  • @billyramarozatovotv2388
    @billyramarozatovotv2388 5 лет назад

    Tsara e !!

  • @sitrakasitraka618
    @sitrakasitraka618 5 лет назад

    Milay kosa a.

  • @samimanankasinarado6632
    @samimanankasinarado6632 5 лет назад

    Mlay le vazo, tiko e! :)

  • @ranaivomampiononanyainamit9374
    @ranaivomampiononanyainamit9374 5 лет назад +1

    tiko ity hira i ity❤❤❤#H

  • @enochherimamy8197
    @enochherimamy8197 5 лет назад

    tsara kosa ann :)

  • @stestef1317
    @stestef1317 5 лет назад

    Milay kosa an

  • @franciabella9779
    @franciabella9779 5 лет назад

    Tena mahay mihira anw

  • @mominahibrahim2209
    @mominahibrahim2209 5 лет назад

    Mmmm iza dray zan mbo andef ira ty @nak for st velentin days 😍 J'adore

  • @randriamanantenakekely7001
    @randriamanantenakekely7001 5 лет назад +1

    forever marion

  • @nyandoniainajoelle3047
    @nyandoniainajoelle3047 5 лет назад

    j'adore mais trooooop

  • @sandracamilla928
    @sandracamilla928 5 лет назад +1

    J'adore ce mec
    Ça me touche beaucoup

  • @sg7474
    @sg7474 4 года назад +1

    Je kiffe grave 😍

    • @lukasmarlon5846
      @lukasmarlon5846 3 года назад

      i guess I am kinda randomly asking but do anybody know a good website to watch newly released tv shows online?

  • @user-oe1qy9cj9r
    @user-oe1qy9cj9r 5 лет назад

    Mankasitraka

  • @mioraniainaolivianathalie6
    @mioraniainaolivianathalie6 2 года назад

    🤍🖤🤎💜💙💚💛🧡❤❤‍🩹💖💝

  • @armelranaivojaona70
    @armelranaivojaona70 4 года назад

    TSARA

  • @florenciazaranony7616
    @florenciazaranony7616 5 лет назад +1

    👏👏👏 top

  • @andrianambininaraja2698
    @andrianambininaraja2698 5 лет назад

    mafiaritra zoky a! zay maka anw

  • @tsarajehovah8149
    @tsarajehovah8149 5 лет назад +1

    ❤️

  • @nomenjanaharydomoina6546
    @nomenjanaharydomoina6546 5 лет назад

    tiko be

  • @joellenirinahanitry9276
    @joellenirinahanitry9276 5 лет назад

    Tiko loatra ilay hira