03 - ZARAIKO - Album LAZAO AZY
HTML-код
- Опубликовано: 10 фев 2025
- NEXT ⏭
🚨 Throwback to 📀 LAZAO AZY 📀
▶️ TRACK 0️⃣3️⃣ | ZARAIKO
✅ Feat Annie.J
✅ Prod by Level Beatz / Yankee
✅ REC | MIX | MASTERING : Prodige Records
📝 Hiram-pitiavana izy ity ❤️🤍.
Tsy dia tena mivantana loatra toy ny hiram-pitiavana efa faheno ilay fomba nanehoana azy.
Raha fehezina dia hoe mizara izay tena "REAL" ao anaty ho an'ilay olon'tiana, tsy voatery hamorona zavatra be dia be , tsy voatery ho ara-materialy , tsy voatery hifaninana amin'ny fataon'ny hafa, tsy voatery hitovy fomba fijery dieny manomboka ihany koa, fa saingy kosa mahay manambatra ilay fahasamihafana hanome sary vaovao hafa. 🌿
Azo atao tsara ny miara miriaria amin'izay kely ananana, dia aveo miara miorina sy mifanampy hahatongavana amin'ny tanjona iraisana.