ZAVA-DOZA! EFA AMPELATANAN'I DEPUTE FIDELE NY POROFO❗MIARAMILA ZAZAVAO HANDATSA-BATO

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 12 дек 2024

Комментарии • 82

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 5 дней назад +9

    Andriamanitra ampisehoy NY fitsarana any Madagascar Zao de Zao Ary faizo araka ry nataony IZY ireo . Amen 🙏🙏🙏

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 6 дней назад +12

    Jesosy ampisehoy ny voninahitrao fa efa resy tanteraka ny vahoaka @ asany devoly

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 6 дней назад +16

    Sokafy tsara ny maso @ 11 Dec. fa hisy raha eto Antananarivo. Tsy mbola misy Hidalgo mmalagasy ho lasa maire eto Madagascar aloha hatreto ! Fa ngaha izy ity toy ny statue n'natsangana t@ grue eny Andohalo ka izay tian'i Filou atao dia tsy maintsy ho tanterahina avokoa! Aza milingilingy o!
    Ny capricen'i Filou diavtsy mety tapitra. Tsy zakan'vavoniny ary tsy nampoiziny ny filatsahan'i Tojo , izay zanaky ilay olona nosakanany t@ fomba rehetra tsy hilatsaka ho maire, ka lasa manaonao foana ! Lasa mahatsikaiky lay fihetsiky ny Filou ! La frustration est unmauvais conseil parfois si on ne la gère pas bien😅😅😅😅C'est pathétique ! Ny tahotra no lehibe indrindra ary hita mibaribary fa mivaranhontsana ry zareo! Mandehana mifidy an'i Tojo RAVALOMANANA ry vahoakan' Antananarivo ary harovy ny safidinareo facaza avela hangalarin'ireo izay tsy maty manota !
    Tokony hafarany ho avy eto Madagascar koa ireo miaramila frantsay niala tao Sénégal hanantevina ny mpifidy an' Harilala😅😅😅😂😂😂 LOZA hoy i Dada !

    • @raholimananatiana6265
      @raholimananatiana6265 6 дней назад +2

      Toanako ny hevitrao, tena marina , ndao hifidy an Tojo, atram izay tsy nisy nampamoka fa rehefa hiady seza vao mandoto an Tojo.

  • @jacquesrkz4526
    @jacquesrkz4526 5 дней назад +7

    Izao mihitsy ny fotoana hamoriana olona hanaovana azy. Mijoroa ry vahoaka malagasy.

  • @victoirerazanabenja8419
    @victoirerazanabenja8419 3 дня назад +1

    Merci Fidèle à

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 5 дней назад +6

    Ireto Herimpamoretana ireto mihitsy no fositra mampahantra lalina ny firenena otrizao. Izao isika voalohany amin'ny fahantrana maneran-tany.

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 5 дней назад +7

    MITSANGANA ANTANANARIVO TSY HANAIKY LEMBÉANA ATAON ́NY FOZA

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison 6 дней назад +9

    Tandremo Nareo Ry Malagasy tsivakivolo manerana Ny Nosy fa mibodo seza ohatran' ny amboadia lany zara, ny catégorie ny aliaka jamban'ny taolana,
    Efa halan' ny Vahoaka, dia miala Tsotra izao fa inona no hifikirana ao? Efa very seza ianareo ry ravatomanga rajoelina ntsay...sy ny forongony Ataon'ny any ivelany fimehezana mitomania valala ao 🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴🦴

  • @LazandrabeRamaditraalphonse
    @LazandrabeRamaditraalphonse 5 дней назад +4

    Tena tam maly zah nahita miaramila maro be zala! Anaty sprinter tary avaradoha😢

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 6 дней назад +8

    O leretsy a! Hatraiza no fetran'ity fitondrana ity ry zalahy a ?😮😮😮😮

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 3 дня назад +3

    Aleo hanao ihany ireo Mpitondra ireo , fa misy farany raha jiaby Mafy noho i Bachar el Assad ve io ? zao vaky tady nandositra any Russia, misy farany raha jiaby

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 5 дней назад +5

    Hanao halabato faran zay zokiny !!!!!!!!

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 6 дней назад +9

    RAJOEL TSY MAHALALA MENATRA Ô...

    • @Boost-uk2qm
      @Boost-uk2qm 5 дней назад +2

      Eeeee...efa lany henatra raha i Radomelina madama a, indrisy tsy mety hitsabo tena @ ty aretin tsainany

  • @nanieranarisoa5778
    @nanieranarisoa5778 6 дней назад +7

    Jereo tsara ko ny VATA SAO D F MISY VALOPY AO NEFA TSY MBOLA MANOMBOKA KO NY FIFIDIANANA O O O!!!?

  • @jacquesrkz4526
    @jacquesrkz4526 5 дней назад +3

    Aza manaiky ry antananarivo. Mijoroa ry vahoaka malagasy fotoana izao.

  • @lalainalalaina-v2y
    @lalainalalaina-v2y 5 дней назад +7

    Tena trop be kosa le fanaparampahefana ataony ti fitondrana rajoel ti kà

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 5 дней назад +1

    Tena zava-poza mihitsy ity, ry Mr depiote !

  • @soatinah1161
    @soatinah1161 3 дня назад +1

    Koa nga moa jerevana ny vato arotsal"izy ireo e,afaka manao vato fotsy

  • @jessicaandriantsoa
    @jessicaandriantsoa 5 дней назад +3

    Efa lany henatra ry Rajoelina mianakavy ,ary tsy mataotra reo satria anireo ny Miaramila, CENI... sns....

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 4 дня назад

    Aongana ohatra Afez El Azad mahay andreo

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 10 часов назад

    Atsika n'y tanana aaa tena tsy menatra anareo volomboasary reto ooo

  • @nanieranarisoa5778
    @nanieranarisoa5778 6 дней назад +4

    Samia mahery dolo. Ny rehetra, latoky fefa mipetrapetraka avokoa ny rehetrq fandaminana..... Aza manahy fa eto ambavaka hatranh......

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 5 дней назад

    Azalahy 🇲🇬😭😭😭😭🙏🙏🙏

  • @dimisiarisoa1827
    @dimisiarisoa1827 3 дня назад +1

    Mahagaga ein

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c 6 дней назад +2

    Ory reto a....

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 5 дней назад +4

    Nga misy tany miady ry fanjakana a! Ramatoa be Harilala ko ve de ho fière ra lany eo ??? Nefa fomba ratsy no ketrehana handanina azy?? Tandremo ry hcc s'y ceni ô! N'y Marina tompoko atao fa tsisy hionona eto @ty tany ity ô! Mampalaelo,

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 5 дней назад +3

    Tsy mbola nahita an'i Rajoelina nikoropaka tahaka izao ahy . Ilay hala -bato nahazatra azy ary nahakany azy dia tsy handaitra intsony eto !

  • @Benandro007
    @Benandro007 3 дня назад

    Tsipony tsikelikely ireo voankazo lo ireo. Faizo fa manimba firenenaTorak'izany koa ny ceni .

  • @charlotteraheliarinoro5252
    @charlotteraheliarinoro5252 5 дней назад +1

    Loza koa zany ! Tahotra no betsaka !

  • @rivoramamonjiharison151
    @rivoramamonjiharison151 4 дня назад +1

    Hatrany amin'ilay rangahy azo raisina fa tsy mitombina no tena fototr'izao ....
    Asa mahita tory izy iny...

  • @JacquelineMazava-gz7on
    @JacquelineMazava-gz7on 5 дней назад +1

    Baiko ny anaay hoy izy ireo... Ntssss, faibles nareo sanabi !

  • @randrianasolovonjiniaina8386
    @randrianasolovonjiniaina8386 5 дней назад +2

    tena marina ny voalazan'i Fidèle fa ireto candidat hafa dia manenjika an'i Tojo no ataony raharaha mo izay mihintsy koa ngamba ny mission ampanaovina azy

  • @aminamiroir821
    @aminamiroir821 День назад

    Ny zavatra tiako ho tenenina dia aoka samy hiady amin'ny kolikoly izay fototron'ny fahantrana eto Madagascar fa tsy faly hiady seza .

  • @saholybouchet1174
    @saholybouchet1174 5 дней назад +2

    Fa
    Ny olona avy any aminy faritra ve heverini ramatoabe ho dondrodondrona ka hatao fitaovana politika fotsiny,mba tongava saina aminizay faza dondrona e

    • @randrianasolovonjiniaina8386
      @randrianasolovonjiniaina8386 5 дней назад +1

      tsy ramatoabe no manarama an'ireo fa pression avy @ lehibeny no mahatonga an'ireo hakaty ary minoa ahy ianareo fa tsy mahazo mody ireo raha tsy lany ramatoabe satria tsy hahazo frais

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 5 дней назад +2

    Ka fomba nolovaina sy nampianarina i Frantsa ny tany nozanahiny sy nandevozina io fangalarambato io. Ary ny zanaka sy zafy ary taranakin ny mpitondra hatramizay ny mpitondra politika eto amintsika. Nandoava izany fomba izany. Na nahita, niana na noheno t@ Fianakaviany ny @izany

  • @manjakamiadana5554
    @manjakamiadana5554 5 дней назад +3

    Misaotra an'Andriamanitra mampiharihary ny tsy fahamarinana ao Madagasikara ao. Ny vahoaka ve hitroatra sa hanaiky foana ? Raha mangina ianareo dia mendrika ho anareo no hoentin'ny mpamitaka sy mpandainga ary mpangalatra. Ny didy 10 rehetra ao anaty Baiboly efa tsy misy henatra ny mandika azy fa hitan'izao tontolo izao.

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 10 часов назад

    Simba tanteraka Madagascar

  • @FabriceHajaharilala
    @FabriceHajaharilala 2 дня назад

    Alefa TAHIANA a!

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c 6 дней назад +4

    Loza fa de voabaiko....

  • @vonjisoarafaralahimalala
    @vonjisoarafaralahimalala 5 дней назад +2

    Vahoaka no hoetin'izany Maire Izany fa tsy ordonnance
    Mety lany@ ordonnance bé Dia bé ianao fa tsy MANANA olona nifidy anao manodidina anao. Ny Maire Élu par ordonnance dia mitovy @ moteur tsy misy soupape: Mety hipoaka!.

  • @nivorakotondrabe
    @nivorakotondrabe 5 дней назад +2

    Efa ela no nahenoko ambatonevohoka
    Efa ela no nahitako ny halatra ataon ny fanjakana, fa toa tsy misy manakana.
    Ka inona moa no hiova eto ???

  • @zorazafinandriana7106
    @zorazafinandriana7106 3 дня назад

    Tokony entanina mihintsy ireo mba hanatsimbadika ny safidy an-tery atao am izy ireo fa efa tsy rariny ilay toe-draharaha misy eto, mahantra loatra ilay firenena

  • @RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci
    @RadonarivoPatrickAndriam-ng9ci 4 дня назад

    Ts mahagaga zan e!foza orana anie reo e!

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 5 дней назад +1

    Mitovy fona le zavamisy ry rajoelina ?

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 5 дней назад +1

    An i orange ny tanana eeeeeeeeeeee...tandremo sao tapaka lalan draa ry fidel fa valin ny nataon ny dadanareo fony dadanareo 8 taona teo am sezan draa ny iiio!!!..Samy maneho ny marina aminy..ny fantatra dia efa voahomana ilay valim pifidianana an i tovo .lany..toy ny mahazatra ihany .isaka mis fifidianana dia tonga dia mamoaka valim pifidianana fauple lany lava i tim...ninia tsy niara nanao débat tam n iz 6 mianadahy i tojo...satria hoe efa lany. Azonareo...ka samy maneho ny Sandriny n'a i rajoelina na i fidel na iza na iza...samy maneho ny tanjany eeeeee...fony ianareo tim teo am fitondrana voafingafingana daholo zay maire tsy am anaran ny tim...toy rolland ratsiraka miaraka al hypocrite ny rehetra voafaoka tany am ponja..miala am zany dia atao p d s daholo...mahareta ry fidel fa valin n'y natao io eeeee ..ouuuuuuuuhh.....Sam maneho ny griffe ny daholo zay teo....ny tena pire dia ilay mpandatsa dram bahoaka..😂😂😂😂

  • @victoirerazanabenja8419
    @victoirerazanabenja8419 3 дня назад

    Jesosy o tsy misy fitsarana hintsony ve Madagascar e

  • @haingorakotobe8295
    @haingorakotobe8295 4 дня назад

    Efa akaiky izany fotoana izany.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 5 дней назад +1

    Izany le gasy t2

  • @RANDRIANIRINAVictoremmanuel
    @RANDRIANIRINAVictoremmanuel 40 минут назад

    Izany foana vé no argument rhfa Misy fifidianana eto.

  • @施星星-j8g
    @施星星-j8g 5 дней назад +1

    Manakorontana ndray le zalah ty

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 6 дней назад +3

    Cette fois ci la guère éclaté à madagascar

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi 5 дней назад

    EFA MIAKATRA NY MIARAMILA AVY ARY MORAMANGA HITANDRY ZAREO AVY ANY MANJAKANDRIANA

  • @RufinRAKOTONIAINA
    @RufinRAKOTONIAINA 5 дней назад

    Ben'ny tanana zany de ny olona ao an-tanana no mananjo hifidy azy fa tsy ny olona ivelany,tsy ara-dalana zany ordonnance hoan'olona manao mission ao Antananarivo zany,na manana na tsy manana ordre de mission aza,fa ngà izy ity fifidianana filoham-pirenena?

  • @SergeRakotoniaina
    @SergeRakotoniaina 6 дней назад

    Tsy dia hifidy ireo raha izaho no mieritreritra fa izao no izy mieritreritra ry zareo fa hisy korotana eto antananarivo ka atao blindé ny miaramila hijoro hiaro ny filoha mba tsy ho sahy ny vahoaka fa samy hanao fomba izay hahalany azy io ka manahy aho fa mbola ho lasandreo indray io, raha ny fiteninareo izao no dinihina

  • @NoroRazanadrasoa
    @NoroRazanadrasoa 5 дней назад +2

    Raiso ny andraikitra ry milaza mpanohatra oh, aiza le Ra8 milaza fa Ravalo 2002 eh, asehoy @ zao ĺè maha lehibeny mpanohatra anao eh, aiza ngahy Siteny @zao?? Asehoy ny force nareò fa zao no hilàna azy,

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c 6 дней назад

    Mitifitra zareo ko...

  • @izao123
    @izao123 6 дней назад

    tsy tokony hitombina izany ,satria raha fifidianana nasionaly dia azo ekena ,fa raha fififdianana ho an' Antananarivo ça rien à avoir,tsy tokony hanaiky izany ny vahoakan'antananarivo

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 5 дней назад

    Ireto ko dia Tena mpanakorotana saim bahoaka mahita volana alohany biby pfff

    • @randrianasolovonjiniaina8386
      @randrianasolovonjiniaina8386 5 дней назад

      misy matoa lazaina ary aza miaro ny ratsy.ananany porofo matoa lazainy fa ny olana eto raha vao ny hafa no milaza ny marina eto dia izay foana ny fombanareo tgv.mandemy saina ary efa tena fika fanaonareo ilay izy.lemena saina @ filazana fa manely tsaho e,mandainga e.satria heverinareo fa bado sy concombre daholo ny vahoaka Malagasy

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 5 дней назад

      ​@@randrianasolovonjiniaina8386Eto Kalo tsis mino anizany fa efa fomba fiadiny Tim hatramizay io ka tsy mahagaga

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 6 дней назад

    DE MANAIKY VE NAREO AO AM FA OHERANA AM ZAO ZAVA MISY ZAo?

    • @randrianasolovonjiniaina8386
      @randrianasolovonjiniaina8386 5 дней назад

      ilay N2 milaza fa mpanohitra ary mangina fotsiny fa tsisy ataony afatsy manenjika RAVALOMANANA fotsiny.ny tim aloha dia efa mitady ny porofo rehetra hanamarinana ilay izy e.efa nisy io na t@ députation ary

  • @sahondrar2298
    @sahondrar2298 5 дней назад +1

    Forony daholo re Fidele ah

  • @gaki5626
    @gaki5626 5 дней назад +1

    Ty Fidèle ty tena mahita holazaina, tsy ho lany Tojo nareo io.. Ndeha mandrapaka paraky fa mandreraka be ny mahita ty masogila nao ty. Dégoûtant. HO TAPAKA LALANDRA NAREO MPANOHITRA IO. Ataovy jusqu'à la fin fin ny fankahalana, fa ORANGE tsy maintsy MANDRESY 🖐️✌️=7

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 5 дней назад

    Ireo côtières miaramila ireo no tena fosotra aminy mapahantra any Madagascar

    • @coolman3322
      @coolman3322 5 дней назад +2

      mora mora ty vavanareo anareo angaha miheritreritra fa n'y côtier vendrana mandrapafatiny tsy hitany vokatramasonareo sy betrodohanareo borizany fitondrana niatomboka 1997 nataony ratsiramotraka atrizao mampahantra malagasy. anareo mihinana tay sa misotro amany aza miteniteny côtier fa angaha anareo miheritreritra fa iza .

    • @fleurettekobel2490
      @fleurettekobel2490 5 дней назад +1

      Tsy marina ny fijerinao tompoko ! Matoa tsy misy fitaperany ( racisme ) , dia zavatra efa nisy tany aloha be tany no mbola haverina manjaka , koa ny Côtier no nataon'ny Merina fitaovana toy izao @ zavamisy ankehitriny izao ! Efa avy ao Tanananrivo ao ihany no misy hafetsena manao famoretana sy mibaiko ny Faritra hatramin'izay !
      Koa mba miverena mamaky ny tantara tompoko , fa aza maika manome tsiny ny hafa !

  • @evarani2470
    @evarani2470 5 дней назад

    Ka maripototra ve zany sa nareo koa matahotra tsy ho lany ry fidele kely tss jery

    • @randrianasolovonjiniaina8386
      @randrianasolovonjiniaina8386 5 дней назад

      iza no matahotra ny tsy ho lany kay.ianareo manao ilay fomba ratsy sa ilay milaza ny zava-misy?depiote 6 Tim lany t@ fomba mazava depiote 5 tgv natao izay fomba rehetra hahalany azy dia iza no matahotra ny tsy ho lany?

  • @randrianiainayvespatrick9370
    @randrianiainayvespatrick9370 5 дней назад

    fanga tsy karate.ataoranolona.rajoelina.tojo ravalomanana.nohiraka.handresy.any.rajoelina

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 5 дней назад

    Rehefa ny mpanambola no miditra mivantana eo @ fitantanana politika izany no atao hoe OLIGARCHIE.

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 5 дней назад

    TARANAK i Resampa, Sylla, Fihenena, Johasy, Razaboana, , Rasidy,..... Éry ankilany ny taranak'i Monja Jaona, Andriamanjato, Zafimahova. sns, SNS.EN UN MOT LUTTE ENTRE PADESM ET MDRM. L'HISTOIRE EST UNE ETERNELLE REPETITION.
    @ENDRINY VAOVAO ireo taloha lasa na miampy Mpanambola

  • @施星星-j8g
    @施星星-j8g 5 дней назад

    Manakorontana ndray le zalah ty