Chère petit frère, oui je suis d'accord avec toi, simples solution que j'ai actuellement donné moi juste un accord vrai. Je suis prêt combattre la misère et les corruptions ici au pays. Je suis sur place. Mais je personne sur la main qui me suis. ( je participe à arrêté bob dinnard 2 fois à commors)à l'âge de 19ans , et arrêté milochevich pour juge au tribunal international, donné moi l'heure et moment, si nous les malagasy est prêt aa tout ça, je pas besoin ni l'argent ni l'or pour moi tout déjà en place ici à Madagascar , efa milamina ny raha mety ataoko sambo mitondra aomby ho any ivelany arianankimbontany efa mety adoboko ny sambo rehefa maika ny gasy rehetra, alohany manao anizany mila olona hao aminy dg aéronautique malagasy mamody ny espace aérien personne n'est sort ni rentré aifaire serait close, ry malagasy vonona de manaraka izahay.
Zaho manaiky ny hanaovana ny etat féderal, raha izay tokoa no tapaky ny besinimaro fa ny hafatro amintsika malagasy dia mila.mitandrina isika tsy hanao racisme na tribalisme samby isika anaty nosy iray io mba tsy ahavoa antsika toh io majazo any RDC-Rwanda io. Izay manavakavaka sy manenjika tribus hafa dia mila.enjehina jiaby.
Comment ça se fait que ravatomanga a son hangar sur le tarmac de l aéroport d ivato garde par les militaires Bani Frère tu es notre General de Gaulle exilé en France on ne veut pas de ravalo alias architecte de la merinisation à outrance Ravatomanga a ses biens et ses. Enfants en France donc rien ne nous empêchent de poursuivre cette personne Bravo frère d arme
Ny malagasy iray ihany .merci mon frere.❤
Azalahy Mon pays mampalahelo eeeee 🇲🇬😭🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Akory haby hologna jaiby ! tiako manaraka leve nao frère❤ satria ,mba mitady aminy hoavin i Firenena ,siny vahoaka Malagasy misaotra betsaka aminy fanana anao herimpo sy herintsaigna tsy manaiky aminy izay hataony ireo tsy matahotody misahana ny fintondrana Madagascar. Tena efa reraka ny vahoaka Malagasy, ka mba mila misy manohitra, fa tsy manao hizahay hiadananikibony izy mihanakavy mitondra ny vahoaka Malagasy Ka haza kivy na hatahotra ireo, Madagascar hantsika rehetra zanaky Gasikara .
Tsetsa2 tsy haritra kely ny hay aleko lavitra Mr Ravalomanana tozay Mr Rajoelina havelantsika eo izy hiaka ny fahefana, dia hohitantsika eo ny tohiny. Misaotra Tompoko ❤
Merci, merci beaucoup.Mazava fagnazavanao.Sambatra zahay misy anao
Chère petit frère, oui je suis d'accord avec toi, simples solution que j'ai actuellement donné moi juste un accord vrai. Je suis prêt combattre la misère et les corruptions ici au pays. Je suis sur place. Mais je personne sur la main qui me suis. ( je participe à arrêté bob dinnard 2 fois à commors)à l'âge de 19ans , et arrêté milochevich pour juge au tribunal international, donné moi l'heure et moment, si nous les malagasy est prêt aa tout ça, je pas besoin ni l'argent ni l'or pour moi tout déjà en place ici à Madagascar , efa milamina ny raha mety ataoko sambo mitondra aomby ho any ivelany arianankimbontany efa mety adoboko ny sambo rehefa maika ny gasy rehetra, alohany manao anizany mila olona hao aminy dg aéronautique malagasy mamody ny espace aérien personne n'est sort ni rentré aifaire serait close, ry malagasy vonona de manaraka izahay.
👏👏👏👏👏👏🙏🙏🙏Chapeau 👍👍👍👍👍👍
Vous avez raison.Tsisy fizahagna dossier.Halatra dro djiaby Io ,quand même.Tiako mitandregny live nao.Zahay Ty Bado,mazava aminay raha ambaranao.Merci
Zandrilahy!mba omeo ny anaranireo club 48 ! Merci
Ny tena olona manolotra ny heriny hanavotra an' Madagaikara dia i MARC RAVALOMANANA hatreto olona sur place izy.
Haila nahitako filoham-pirenena malagasy fa, ity Andry Rajoelina Français 8 cm mpamosavy ty, tsy maignatra tsy mavozo vahoaka malagasy aminy halatra harenam-pirenena. Koa vahoaka mba mangala mivarotra, migadra.
Zäh manohana anao.
Non à Marc Ravalomanana qui est aussi mafieux
Io la banane io koa miala eo fitondrana io hifainy tsara
Il faut agir, fa tsy mitomoagny Mampalahelo Tsy mahay vita
Matahotra Lacrymogène nge ny olona e !
Ke zegny boka iro mamporegniny.Vola Io mampaverijery iro,tsy mety mahampy.
Zaho manaiky ny hanaovana ny etat féderal, raha izay tokoa no tapaky ny besinimaro fa ny hafatro amintsika malagasy dia mila.mitandrina isika tsy hanao racisme na tribalisme samby isika anaty nosy iray io mba tsy ahavoa antsika toh io majazo any RDC-Rwanda io. Izay manavakavaka sy manenjika tribus hafa dia mila.enjehina jiaby.
@@zakasoaravi8962 tegna marina zany , Mila Manao referendum vo afaka atao zany fa raha hoe entimpo fitsiny tsy Mety
Vous avez raison, je suis d'accord avec vous❤❤❤❤
Zay tegna tsara tsy mifanavaka zegny
oviana anao avy atsika anao azy
Aza mitabataba mahalala crimes maro, fa alefaso hatao coup d'etat
Marina ny anao : henjeo ireo ; fantaro izay misy izy mianakavy.
Hataovy haza lambo.
République Fédéral de Madagascar
Merci
Mampalaheloooo😢
efa basy eky io e! faran'ny tsy manjary eran-tany , ndao antsika jiaby hanadoso olo tsy manajary io jiaby havako malagasy aby !
Ravatomanga ty tena olo tsy manjary.
Mafwaka_kony_i_Mamy_Ravatomanga_zèñy_dõnko_matwa_tsisy_ôlo_natà_araiky_mahasaky_&_mahavita_manapitra_ngengenazy_ziska_niany_ity._Io_anao_Sefo_èfa_ampy_eksperiansy_@_rèsaka_vraies_guerres_kanèfa_tsy_sahy_mandrôroña/mijotso_à_Madagasikara_aty_mba_hi-régler_une_fwa_poor-tooty_fandèhan-draha_èfa_midepasy_entendement_n'ôlo_mankivisy_ndrèky_misy_jery_[manam-pañahy].
Hotrany adala lety. Firy km carre Mcar mbola hozaraina. Apiasao, controle constitution sy lalana h@ didy jadogna leroa. Anao miaramila, mila vonoana aby officers mahazo sosobola
Comment ça se fait que ravatomanga a son hangar sur le tarmac de l aéroport d ivato garde par les militaires Bani
Frère tu es notre General de Gaulle exilé en France on ne veut pas de ravalo alias architecte de la merinisation à outrance
Ravatomanga a ses biens et ses. Enfants en France donc rien ne nous empêchent de poursuivre cette personne
Bravo frère d arme