Vazaha Miteny Gasy
Vazaha Miteny Gasy
  • Видео 88
  • Просмотров 1 015 603
Mofo Akondro sa Mofo Baolina???
Podcast Anay Mitsam - Episode 30
Tandremo sao noana ianareo mijery an'ity androany... Mijery an'ireo karazana mofo izay misy any Madagasikara izahay ary atao apetaka amin'ny lisitra arak'izay hitiavanay azy. Tafiditra ve ny tena tianao?
SUBSCRIBE ➡️ www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: vazahamitenygasy/
📸 Instagram: vazahamitenygasy
🎵 Audio PODCAST 🎵
🍎 Apple Podcasts: podcasts.apple.com/us/podcast/vazaha-miteny-gasy/id1675893440
🎶 Spotify: open.spotify.com/show/45qO1JF8K5J914kvIVdR7f
🔊 Google Podcasts: podcasts.google.com/feed/aHR0cHM6Ly9hbmNob3IuZm0vcy81MjJhMGQzMC9wb2RjYXN0L3Jzcw
Просмотров: 538

Видео

Misaotra Manohana 😎
Просмотров 2939 месяцев назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 29 Resadresaka ny androany an! Hasina sy Tiana no miara-mamaky commentaires misimisy any amin'ilay pejy Vazaha Miteny Gasy. Misaotra anareo rehetra izany (na Top Fan, na mbola tsy tonga amin'izany) manaraka anay sy amin'ny fanohanana omenareo anay hatrany. Mafana tsara ny resaka dia mazotoa e! SUBSCRIBE ➡️ www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy FOLLOW Vazaha Miteny Gasy...
Bondy International - Fambolena Hazo
Просмотров 33211 месяцев назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 28 - Bondy International Anisan'ny tanjon'i Bondy International dia ny "mamerina ny nosy mena ho nosy maitso". Ilaina amin'ny fahasalaman'ny tontolo iainana ny hazo sy ny zavamaniry. Aoka izany isika hanohana ireto fotodrafitrasa ireto izay miaro ireo hazo eto amintsika. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Bondy International: www.bondy.earth/ SUBSCRIBE ➡️ www.y...
Jardin Musical - Choral
Просмотров 201Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 27 - Jardin Musical Marina ilay hoe "ny hazo tokana tsy mba ala," ary ampiana hoe "ny feo tokana tsy mba choral." Soa ihany anefa fa tsy feo tokana no anatin'ilay choral antsoina hoe Jardin Musical fa tena amboarampeo arabakiteny ao Antananarivo. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Jardin Muscial: jardinmusicalmada SUBSCRIBE ➡️ www.youtube.com/@Vaza...
Kevin Deris - Réalisateur
Просмотров 360Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 26 - Kevin Deris Ny olon-drehetra dia samy tia sarimihetsika daholo, saingy matetika vitsy no tena mieritretritra momba ny asa ilaina amin'ny famokarana ireo sarimihetsika ireo. Mivahiny amin'ilay podcast androany i Kevin (izay réalisateur na talen'ny sarimihetsika) hanampy amin'ny fanazavana ny zavatra ilaina amin'ny fanaovana sarimihetsika, ary koa ny nahatonga a...
Andy Rako - Mpilalao Foot, Mpanefy Firavaka
Просмотров 211Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 25 - Andy Rako Andy dia lehilahy mahaliana manana lisitry ny traikefa maro loko. Nanomboka nilalao football tamin'ny fahatanorany izy dia nitombo ka lasa mpandraharaha miasa amin'ny resaka firavaka ao anatin'ny "Unchained Paris". Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Unchained Paris: unchainedparis.com/ Unchained Paris Instagram: unchainedparis SUBS...
Nirian - Mpahandro Malagasy Tanora
Просмотров 518Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 24 - Nirian Manana talenta be ny Gasy e! Anisan'izany, tena manan-talenta amin’ny mahandro sakafo ny Malagasy. Ny vahintsika anio dia ohatra tsara amin’izany: Nirian. Izy dia chef tanora ary tia mampiseho ny sakafo amboariny amin'ny clip haingana zaraina amin'ny tambazotra sosialy. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Nirian: www.tiktok.com/@nirianollo SUBSCRIBE ...
Tinka - Créateur de Contenu
Просмотров 614Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 23 - Tinka Fanamarihana: Natao tamin'ny teny Frantsay ity episode iray ity. Tsy mitsaha-mitombo isan-taona ny fidiran’i Madagasikara maneran-tany. Afaka manamarina izany i Tinka (na Tatiana), mpamorona contenu malaza manana mpanaraka maherin'ny 250 mille ao amin'ny Instagram. Androany isika dia mibanjina ny traikefa tsy manam-paharoa niainany. Ankafizo amin'izay il...
Hypemada - Hetsika Malagasy any France
Просмотров 578Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 22 - Hypemada Ny Hypemada dia vondrona malaza amin'ny fanomanana hetsika any Frantsa ho an'ny tanora Malagasy. Ireo hetsika ireo dia tsy ny zava-niseho mahazatra amin'ny "kolontsaina malagasy" taloha, fa saingy mitondra ny maha-Malagasy ho an'ny tanora ankehitriny. Miasa mafy izy ireo amin’ny fanomezana lanja ny kolontsaina ho an’ireo Malagasy nifindra monina na te...
Denise - Mpihira
Просмотров 3,2 тыс.Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 21 - Denise Mpihira malaza eran-tany i Denise fantatra amin'ny hira mahasarika sy ny lamaody sady miavaka no mahafinaritra. Faly izahay niresaka taminy momba ny mozikany, ny fifandraisany tamin'i Shyn, ary ny zavatra niainany tamin'ny naha-reny azy. Faly koa izahay niresaka tamin'azy momba ny tetikasa ho avy. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Denise: facebook....
Mamy Ranto - Mpanao Sarimihetiska
Просмотров 431Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 20 - Mamy Ranto Mpanamboatra sarimihetsika izy, mpilalao sarimihetsika, ary ambonin'ny zava-drehetra, mirehareha amin'ny asany izy. Tian'i Mamy Ranto ny sanganasany ary mientanentana amin'ny fandrosoan'ny tontolon'ny sinema malagasy. Ny horonan-tsarimihetsika farany navaokany, "Tafita", dia mampiseho an'ilay hoe efa tonga hatraiza izy. Mazotoa mihaino sy mijery ary...
Antsa sy Antsa - Mpandihy
Просмотров 1,6 тыс.Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 19 - Antsa sy Antsa Ny dihy no tena mitoetra tsara ao anatin'ny kolotsaina malagasy, ary soa ihany fa misy an'i Antsa sy Antsa eo mba manosika an'ilay mandroso foana. Manana toeram-pandihizana izy mivady (izay samy mitondra ny anarana hoe "Antsa") ary mampianatra ny dihy amin'ny alalan'ny fanabeazana. Mazotoa mihaino sy mijery ary é! Antsa: antsa.rama...
Eileen Akbaraly - Made for a Woman
Просмотров 1,6 тыс.Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 18 - Eileen Akbaraly Fanamarihana: Ho anareo izay te hianatra teny anglisy (na ho an'izay efa mispeak be), natao tamin'ny teny anglisy ity episode iray ity. "Made for a Woman" dia marika akanjo tsara kalitao natsangan'i Eileen Akbaraly. Malaza eo amin’ny resaka lamaody ny marika, sady mitondra ireo akora voajanahary avy any Madagasikara manerana izao tontolo izao. ...
Prisca Michelle - Mpanao Makiazy
Просмотров 901Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 17 - Prisca Michelle Ny makiazy dia lasa tena fiainana andavanandro ho an'ny maro manerana izao tontolo izao. Tsy nampoizin’i Prisca Michelle indray andro any fa ho lasa mpanao makiazy, fa noho ny fahafoizan-tenany sy ny fahaizany, dia nahita fahafahana hanohy ny asany any ivelany izy. Nianatra fahaiza-manao maro izy teny an-dalana izay nanampy azy ho lasa mpandrah...
Yaël - Marine Corps (Miaramila)
Просмотров 3,9 тыс.Год назад
Podcast Anay Mitsam - Episode 16 - Yaël Ny Marine Corps any Etazonia dia fantatra ho iray amin'ireo fikambanana miaramila henjana indrindra eran-tany. Angamba izay no nahasarika an'i Yaël hisoratra anarana handray anjara amin'izany. “Marina” zato isan-jato izy ankehitriny ary iainany avokoa ny traikefa sy ny sedra rehetra aterak’izany. Mahafinaritra ny miresaka aminy, fa dia ndao ary mijery sy ...
Mirary Fihobiana - Mpihira Sary Miaina
Просмотров 709Год назад
Mirary Fihobiana - Mpihira Sary Miaina
Christian - Mpiseho Télé
Просмотров 1,6 тыс.Год назад
Christian - Mpiseho Télé
ColombeS Ran - Mpihira
Просмотров 1,2 тыс.Год назад
ColombeS Ran - Mpihira
Hasina sy Tiana - Vazaha Miteny Gasy
Просмотров 427Год назад
Hasina sy Tiana - Vazaha Miteny Gasy
Farahlonewolfe - Mpitondra Moto
Просмотров 1 тыс.Год назад
Farahlonewolfe - Mpitondra Moto
Toni Rasoamiaramanana - Mpaka Sarin'i Andry Rajoelina
Просмотров 843Год назад
Toni Rasoamiaramanana - Mpaka Sarin'i Andry Rajoelina
JD Rand - Mpitainga Trottinette Professionnel
Просмотров 323Год назад
JD Rand - Mpitainga Trottinette Professionnel
Marghe - Mpihira sady Mpandresy "The Voice"
Просмотров 1,9 тыс.Год назад
Marghe - Mpihira sady Mpandresy "The Voice"
Geoffrey Gaspard - Malagasy Filmmaker
Просмотров 522Год назад
Geoffrey Gaspard - Malagasy Filmmaker
Chef Rija sy Vonjy - Spectacle Malagasy
Просмотров 1,6 тыс.Год назад
Chef Rija sy Vonjy - Spectacle Malagasy
Audrey Azzar sy Thomas nvh - Vlogger Fiainana sy Mpihira
Просмотров 946Год назад
Audrey Azzar sy Thomas nvh - Vlogger Fiainana sy Mpihira
Kala Nap's & C'est du Joely - Mpanao Hatsikana
Просмотров 2,8 тыс.Год назад
Kala Nap's & C'est du Joely - Mpanao Hatsikana
Parlons bijoux avec @unchainedparis et la vie "vazah'gasy" entre Madagascar et le monde occidental
Просмотров 385Год назад
Parlons bijoux avec @unchainedparis et la vie "vazah'gasy" entre Madagascar et le monde occidental
Sophie Randria sy Amorkennedy - Mpilatro sy Mpandihy
Просмотров 1,4 тыс.Год назад
Sophie Randria sy Amorkennedy - Mpilatro sy Mpandihy
Niu Raza - Mpihira amin'ny gadon-kira maro
Просмотров 1,8 тыс.Год назад
Niu Raza - Mpihira amin'ny gadon-kira maro

Комментарии

  • @HélèneRazanamarisoa
    @HélèneRazanamarisoa 6 дней назад

    Ay ve enao le colombes tao am.pazapa ee

  • @JannieJannie-gj3ol
    @JannieJannie-gj3ol Месяц назад

    ❤❤

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 Месяц назад

    Raha ny fahaizan'i Colombes mihira aloha dia azo antoka fa ho lasa lavitra, efa nanomboka pazzapa an

  • @raoulhery
    @raoulhery 2 месяца назад

    Nirian président

  • @raoulhery
    @raoulhery 2 месяца назад

    bravo

  • @Dianesilamany
    @Dianesilamany 2 месяца назад

    😂😂😂😂 c'est comme ça Madagascar😂😂😂❤

  • @miarisoaratsimanohatra
    @miarisoaratsimanohatra 3 месяца назад

    Mahantra ny firenena Malagasy noho nytsy fahaizan mpitondra ao aminy .Manakarena ny Tany fa n'y mpitondra azy tsy gasy nohoizany malahelo aho.Ny vazaha miteny gasy ndray ity no mananatra nygasy ho Tia nytaniny

  • @joefitahiana
    @joefitahiana 3 месяца назад

    ❤❤😊

  • @volamaroAnastacia
    @volamaroAnastacia 3 месяца назад

    Misaotra ee😊😊

  • @annielu-ann5153
    @annielu-ann5153 4 месяца назад

    ❤❤❤👍

  • @AinamiangotyjulianahAndriamial
    @AinamiangotyjulianahAndriamial 4 месяца назад

    Lay solomaso mivadika😂

  • @Masoandromibalika
    @Masoandromibalika 4 месяца назад

    Tena mahafinatra ianareo ee! Tena mankasitraka

  • @mbu5371
    @mbu5371 4 месяца назад

    MISIONERA ? 🤔 he he 🎶

  • @FanantenanaOria
    @FanantenanaOria 4 месяца назад

    Ntsara bea

  • @DesireHerindrainy-rb1uj
    @DesireHerindrainy-rb1uj 5 месяцев назад

    Tsara be misaotra tompoko

  • @DesireHerindrainy-rb1uj
    @DesireHerindrainy-rb1uj 5 месяцев назад

    Thank you teacher I am happy so I will be to start lerning english again I am Desire🙏

  • @HelinyAntsa
    @HelinyAntsa 6 месяцев назад

    ❤❤❤❤

  • @BrigitteRasendraharimalala
    @BrigitteRasendraharimalala 6 месяцев назад

    Merci bcp

  • @raoloman2617
    @raoloman2617 6 месяцев назад

    Kiii

  • @Victoria-bl3ut
    @Victoria-bl3ut 6 месяцев назад

    Bro fr

  • @SandrinaRazafindrahendry
    @SandrinaRazafindrahendry 6 месяцев назад

    😂😂😂😂😂

  • @andoandriamihajaraoeliaris1292
    @andoandriamihajaraoeliaris1292 7 месяцев назад

    Fa tena misy anaran'olona hoe TSITIANY aty

  • @brunernoel3627
    @brunernoel3627 7 месяцев назад

    Milay lisany e !

  • @frtm06
    @frtm06 7 месяцев назад

    Mahafinaritra mihaino azy, naturelle be izy amin’ny fomba firesany, tsy mistyle, tsy manova fomba fiteny.

  • @raudesramanampisoa3461
    @raudesramanampisoa3461 8 месяцев назад

    Mlay ee

  • @adventure7621
    @adventure7621 8 месяцев назад

    here in the Philippines it's normal pointing using mouth

  • @julienalphonseavotrafitia2480
    @julienalphonseavotrafitia2480 8 месяцев назад

    Mankasitra fa mlay be zalahy

  • @andrianinarabakoson2800
    @andrianinarabakoson2800 8 месяцев назад

    Aleo kosa aloha mofo anana toizay menakely e

  • @RindraR-qq3ds
    @RindraR-qq3ds 8 месяцев назад

    Bravo fa sady varina no faly mijery ny podcast anareo roalahy! - Ramanonaka, mokary, mofo gasy = paradisa! Adinonareo ny mofo mangahazo sy ny koba. Dia ny pain au chocolat zy zalah tsy gasy fa frantsay! Ny mofo tantely otrany jaleby netiny ny karana. Tohizo fa tsara le concept podcast 👌

  • @felamanitra
    @felamanitra 8 месяцев назад

    Godrogodro koa adinonareo ô....siora ra Hasina si Tiana, milay be e 🤗👌

  • @liantsoarakotoson2486
    @liantsoarakotoson2486 8 месяцев назад

    Tena tsara ilay concept! Mba asio épisode ho an'ny ville any Mada ohh!!! Milay nareo!

  • @JEMIX-ib5ue
    @JEMIX-ib5ue 8 месяцев назад

    Mbola misy mofo Mangahazo koa , tena matsiro izany an , ampiana vanille kely miaraka aminy

  • @lantoniainaranjarinivo7619
    @lantoniainaranjarinivo7619 8 месяцев назад

    volou

  • @powscrate
    @powscrate 9 месяцев назад

    Mankasitraka be dia be less zalah aa Zahay koa manohagna an'lisany ary mahafaly be mihaino an'lisany bro isany aa

  • @linganisinethemba8349
    @linganisinethemba8349 9 месяцев назад

    soothing😍😁

  • @Islamicvlogs431
    @Islamicvlogs431 9 месяцев назад

    I'm from India ..she was my friend 😢 I really miss her

  • @Islamicvlogs431
    @Islamicvlogs431 9 месяцев назад

    I want to talk to Eileen .

  • @Nicole12445
    @Nicole12445 10 месяцев назад

    😂😂😂

  • @SendramalalaRASOLOARIMANANA
    @SendramalalaRASOLOARIMANANA 11 месяцев назад

    Hay mahay Miteny Malagasy be kay i Thomas , mahafinaritra e

  • @galeolaveromanitra4828
    @galeolaveromanitra4828 11 месяцев назад

    Bonsoir daholo, mahay mitendry zava-maneno ve i Colombe ?

  • @alijaonarakotondrainy5554
    @alijaonarakotondrainy5554 Год назад

    Izany ka tena mozika. Mipetraka tsara ny hafatra.

  • @ilaypodcast
    @ilaypodcast Год назад

    Tsara be ny podcast!!! Manasa antsika rehetra ihany koa hihaino ny ilay podcast @ilaypodast

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 Год назад

    Sorry aloha fa ndraindray lay resaka tena tsy interessant mihitsiny .sa hotran‘izany mihitsiny ny niveau an‘ilay izy?

  • @Vis_ion5
    @Vis_ion5 Год назад

    Ny Zavatra mba Tiko ho hay zany hoe inona ny antony nianaranareo teny gasy?Inona nahatonganareo voasarika

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 Год назад

    C‘est un peu ennuyeux cette discussion

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 Год назад

    Langweilig

  • @marenaalice9271
    @marenaalice9271 Год назад

    Milay ilay partage

  • @HeryTovo
    @HeryTovo Год назад

    'Ty podcast ity no tsara indrindra hitako atreto :) Misaotra tompoko

  • @kolitsyrandria9376
    @kolitsyrandria9376 Год назад

    Matsiro be ilay fizarana sy ilay talenta e ! Mazotoa sy mirary soa !

  • @kolitsyrandria9376
    @kolitsyrandria9376 Год назад

    tena mahaliana ! Mahavelom-bolo