- Видео 11
- Просмотров 9 118
Mamison Randriatsaralaza
Добавлен 24 июл 2009
Видео
Mila tsy ho zaka
Просмотров 6216 лет назад
Mankanesa aty amiko, hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. Matio 11: 28
ô modia
Просмотров 2,8 тыс.7 лет назад
Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; Koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho. Isaia 44: 22
Finaritra Sas
Просмотров 3,4 тыс.7 лет назад
Raha miray amiko hianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany. Jao 15.7
❤❤❤
Mba misy an le hira hoe"TONOM-BAVAKA TSOTRA" iny ve zafady
Kanto lotra
Mankasitraka
🥰🥰🥰
tsar b o :)
VOUS ME MANQUEZ TROP. MIRARY SOA ABY RE RY RETOOOO. AGNAY EEE DE FALYYYY
bravo!!! :D
Tsara :) Mirary soa hoantsika rehetra ,,,samia tahian' I JESOSY daholo
Mahafinaritra be o, mirary soa anareo
tsara loatra zan hira zan, n tonony tafita soa :)
mafinaritr ka. fa zah ts eo de 😞
Ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany! tsar be ilay izy! ten tiko a
Mahafinaritra eryh ... Teto le lanin'ny fanenitra ny tanan'i Prezda :D
Hahaha! ie! Tsik otran ten ts hita tato mintsy rah ts faran handeh hod a! hahahaha
F'in ndray lets ... Nefa raSitraka mba hita ... huhuhu
Mahafinaritra , tiako be ny nuance nareo , fiadanana ho anareo.
tsar iz zan a! hihihi