- Видео 201
- Просмотров 175 884
Kolo Tvfm
Добавлен 3 июн 2015
Видео
TAKARIVA MAFANA - PRISCA (PARTIE 02) : 12 JUILLET 2015
Просмотров 4 тыс.9 лет назад
TAKARIVA MAFANA - PRISCA (PARTIE 02) : 12 JUILLET 2015
ALALINO - FONJA ANTANIMORA 12 juillet 2015
Просмотров 46 тыс.9 лет назад
ALALINO - FONJA ANTANIMORA 12 juillet 2015
TAKARIVA MAFANA - PRISCA (PARTIE 01) : 12 JUILLET 2015
Просмотров 7 тыс.9 лет назад
TAKARIVA MAFANA - PRISCA (PARTIE 01) : 12 JUILLET 2015
ALBUM DE LA SEMAINE - KERO 12 juillet 2015
Просмотров 979 лет назад
ALBUM DE LA SEMAINE - KERO 12 juillet 2015
ALALINO - Déchéance et Empêchement : 05 JUILLET 2015
Просмотров 1129 лет назад
ALALINO - Déchéance et Empêchement : 05 JUILLET 2015
Miditra vola dia matavy mme😊
Za aloha tsy mino firy c un choix fa avanay akaiky narary kibo be nentina pitsabo satria zareo satri mora sy malaza dia lazainy pitsabo fa vitany io 3 j apres maty le olona Natao fizahana refa maty le olona hay appendicite nahazo azy .vaky tao dia maty infection le avana .nefa lazainy pitsabo netipaharazana fa tsy misy dikany io 😢
Tokony hovana KO le anarana le fonja tsy mety le antanimora fa tany mafy
Inadmissible KO tompoko fa NY stagiaire piandry fonda dia omena vola VO manome alalana hijery NY avany NY olona .manoboko hatreo aminy barrage jusqu'à any anantiny any efa madanay vola be .zay VO hita le avant c est dingue
fonja tsy mamokatra, tokony hisy amélioration ataony fanjakana ihany
Bota be jesika
Rena bota be Lay Jessika mba tokony anao Regime Kelly
Mampalahelo bé
Ndrii
52,87% tsy voatsara. Fa izay manambola sy mahit Ian no mande. Vidiny reny v8 depute ireny no asaivo mitodra azy. Pire d enfer😭😭😭
52% pas jugees? vous croyez ces nombres? Ca doit etre 80%! Faut les verifier!
🇲🇬🇲🇬🇲🇬👍👍
Aotra kisoa le atavy le ramato
Rivo Rakoto miverena mianatra ianao fa illettré tanteraka sy analphabète, fa tsy manompa olona eto, tsy forcer ianao ho tia azy , tsy ilaina ny commentaire nao
merci pour le partage
Anatra hoan'ireo izay madiditra sy tia manao ratsy izao,raha tsy te ijaly sy ho voahaja ny zo dia manaova ny tsara amin'izay mba tsy lasa any.
maninona ra le 4*4 V8 reo no hotondrana an ireo voafonja ireo e. aiza vidina bois de rose????
Bjr Mija ? Tsara ny fandaharana fa lay olona dia manakiana sy manenjika
Misaotra anareo rehetra nanatotosa ity reportage ity faly mba alefaso any aminireo tomponandrakitra mba homme jereny n'y zohan olombelona misaotra betsaka tompoko
1-misaotra t@fanafihadiana 2-omeo famindra-po ny sasany (ex:ireo gadra efa ananana fahatokisana le mivoaka miasa) mba hampalalaka ny toerana 3-tsy voahaja 200% ny zo n’olombelona! Nipetraka tenh akaiky teny zahay, matahotra foana t@izany le mahita gadra oetina mandeha tongotra, tena namerina ny tahotro sa émotion en tant que humain nahita ireto mbola hoetina a tongotra. 4-vola hividianana ordi anam-boary ny tomobil irah @ireo. Vitany Mecanicien gasy io. Courage ho an’ireo gadra indrindra ho an’ireo izay tratran halako bika tsy tiako tarehy (voaendrikendrika), fa matanja-tsaina ianareo 5 😭😭😭😭 AIZA NY MIARO NY ZO AN’IZY IRENY
C inadmissible le mitondra zareo mande tongotra quand même c pas juste .4x4 neuve chaque député maninona ra mividy voiture mitondra zareo .lavitra anie hé ont lalana iny hé .sady tsy en sécurité n'a le voafonja na le mitondra zareo .nefa fajakana madanidany vola fahatany
C inadmissible le mitondra zareo mande tongotra quand même c pas juste .4x4 neuve chaque député maninona ra mividy voiture mitondra zareo .lavitra anie hé ont lalana iny hé
aty amitsika ve tsy mihatra ilay oe "visite conjugal" amin ireo voafonja?
Mampalaelo . Manin ary reo ra avoka daholo de omena asa
pelaka fa milay 😂
pelaka fa milay 😂
Misaotra nampafantatra oh!
ripaka ah amle mangalapihinana
Tena mahalina sady ahalalana zavatra maro ny emission toin'izao, indrindra ho anay aty alavitra. Fa izany hoe, mba soson-kevitra fotsiny hoe indraindray somary alatsaka kely le musique any aorina fa tady tsy ho henop intsony rehefa misy olona miteny. Fa amin'ny ankapobehany tena mafinaritra. Misaotra anareo
in kou ar ty leeee
ndrii, izao sisa no niafaran'ilay zazavavy gasy! hihihi, ilay ray amanreny mihitsy koa no tsy azoko !
Na dia niezaka aza nareo nanao izao fanadihadina fonja izao dia mbola tsy tomombana tanteraka izany ,mba jereo ireo reportage fonja any ivelany é!!raha ny zava miseho ao dia betsaka no tsy voalazanareo sy voatantara mazava..mbola voafehy ianareo,tsy vrai reporters..Na dia misy fandrarana aza, ny tena mpanao gazety mahavita mampiseho ny tsy azo ampiseho ary maro no tsy hita eto nefa malaza ao,misaotra ihany na izany aza, fa tsy mamely é
Zaranao misy io ka ino kwa tsakarainao Ao antony matoa tsy azo jiaby Anao kwa mahavita milatsaha mba entena Pffffff
mankasitraka antrany eee
tena mahafinaritra no mahasoa ny zavatra toy zao tohizo @ farany
marina ny teninao na ny fiara na ny olona dia tena mandreraka be ny aho a tana ny faty voiture aviany ivelany no mameno ny tanana ny voiture no mataotra ny olona fa ny olona tsy matahotra intsony ny setroka ny gasoil tena mandreraka be
tiako daole n kiraro njy barbie
misaotra betsaka
pelaka daoly le bandy e
mbola tsy manambola ny minisitera ividianana fiara itaterana ny voafonja ko nahoana ny pitondra no mavidy fiara lafo be,..
Iray aloha dia tens milay e. Izy nihira Stephanie io Vao mba nanomboka nihaino Stephanie aho. Iary, ny Rock ihany ny antsika.
matotr b on lesa l
ôtrany tsara raha asiana appel direct ity fandaharana ity ry Mija an!
N'importe quoi e,trano bozaka kely oe dia misy mitokana efitra zany, Puffffffffffff
lasa karana ndray ! tsy azoko intsony!
Mino fotsiny hiany hé
tsy tadidinao ny endrikilay anjely f mbola kely enao tamizay nefa vo tapabolana ixy niseho indray f napirevy enao, inona ny tena marina
magnaraka anw za DIAN'HAY zeky @ farany tiako daholy aby hiranw io
Merci infiniment pour cette enquête, étant donné que la prison est un lieu difficile à déterminer, elle évoque beaucoup de chose, et souvent nos constats, nos jugements voire nos actions sur elle sont diverses et même contradictoires. En outre, il importe de dire que la prison n’est pas seulement le signe d'un échec personnel, mais aussi celui de la famille, de la société et de la politique de l’État. Autrement dit, elle est l’un des éléments révélateurs de l’état d’une société et les conditions d’incarcération peuvent varier considérablement d’un pays à l’autre. Bref, il me semble que l'objectif de cette enquête ne soit pas de proposer aux dirigeants politiques de supprimer la prison, ni d’inciter la population à combattre son existence, mais d'insister sur le fait que le rôle de la prison est de traiter les détenus aussi convenablement que possible pour que ces derniers soient capables de réparer leurs actions passées et de préparer leur réinsertion. C'est l'attitude qui convient aux pays démocratiques dont Madagascar fait « formellement » partie. Autrement dit, la prison est symbole de la punition ayant comme but la réinsertion sociale, c'est-à-dire qu'elle est une manière ou un chemin juridique pour la restauration de la vie des détenus en tant que personne humaine, capable de changer, de dépasser son passé et de préparer son avenir
Merci infiniment pour cette enquête, étant donné que la prison est un lieu difficile à déterminer, elle évoque beaucoup de chose, et souvent nos constats, nos jugements voire nos actions sur elle sont diverses et même contradictoires. En outre, il importe de dire que la prison n’est pas seulement le signe d'un échec personnel, mais aussi celui de la famille, de la société et de la politique de l’État. Autrement dit, elle est l’un des éléments révélateurs de l’état d’une société et les conditions d’incarcération peuvent varier considérablement d’un pays à l’autre. Bref, il me semble que l'objectif de cette enquête ne soit pas de proposer aux dirigeants politiques de supprimer la prison, ni d’inciter la population à combattre son existence, mais d'insister sur le fait que le rôle de la prison est de traiter les détenus aussi convenablement que possible pour que ces derniers soient capables de réparer leurs actions passées et de préparer leur réinsertion. C'est l'attitude qui convient aux pays démocratiques dont Madagascar fait « formellement » partie. Autrement dit, la prison est symbole de la punition ayant comme but la réinsertion sociale, c'est-à-dire qu'elle est une manière ou un chemin juridique pour la restauration de la vie des détenus en tant que personne humaine, capable de changer, de dépasser son passé et de préparer son avenir.
Misaotra betsaka anareo mpiasa ao @ Kolo Tvfm nanao ity fanadihadiana ity, Mankahery hatrany amin'ny fanadihadiana mbola hatao amin'ny toeran-kafa. Azo itarafana ny toe-tsaina sy ny zava-misy ao anaty Firenena iray ny zava-misy ao @ Fonja.
misaotra anareo nanantanteraka ny fanadihadiana fa mamaptasihy ny tsirairay fa misy olombelona miaina tahaka izany any oany :(
krkrkr ela Ladiny a,... \ tsisy fanajana zo' n'olomelona mihintsy na ny kely ary, tena tsisy ilavana azy ny responsable ao a Madagascar ra izao, na ny mpiandraikitra an ny fonja na ny mpiandraikitra ambonin;zay. GABORARAKA be mihintsy ilay firenena, kivy a lesy mahita anio le,
Lol