- Видео 9
- Просмотров 381 823
RAKOTOMALALA ROMUALDO ELIE
Добавлен 5 фев 2019
Art Dance Malagasy(ADM) - Oladad - Manan'andro (Dance cover)
Dance cover Oladad By ADM
Просмотров: 15 848
Видео
Art Dance Malagasy ( Denise - All Eyes On Me ) Denise - All Eyes On Me ( Dance Cover )
Просмотров 1,8 тыс.4 года назад
Art Dance Malagasy
Art Dance Malagasy (ADM) - Dance cover ! Lôla : malalako
Просмотров 1,7 тыс.4 года назад
Ity indray ary ny vokatra manaraka e!!!!
Art Dance Malagasy - Ra-havana : Andakozia (Dance cover )
Просмотров 359 тыс.4 года назад
Mazotoa Mijery sy mankafy ny vokatra Malagasy Aza adino ny mi-emboner raha bola te ahita ny vokatra manaraka
😅
Tena tsara sady original
TSARA BE EEEEE !!!! MAHAY MANDIHY BE DAHOLO 'NAREO !!! ❤❤❤❤
Mahay n'y malagasy bravo 👏👏👏
Gasy ka manja eee bravo 👏👏👏
Il komoomoomllmmmmmmmmmmoolbhjub l'OMPI moi mm km l'OMMik.i'kol Op'iO'Il mm mm plomb juin
Pom
Sava
Tsara le gadona tsarako le mpandihy fa le tonokira mba ovay famamenatra sd no tonokira efa mainty molaly sd aza manao tonokira mipetrapetraka fa màndalina rf manao tonokira.
Mampidehody à Madagascar zan 😢
Zay rah tiako way, bravo fa tena mahay mandih be
Mahafinaritsa leka ,soa be
Martiora freedoom valavatra
Milay eh👊
Personne qui n a rien a faire😕😕
❤❤❤
Tsara kosa an! Sady mahay mandihy be ny mpandihy . 👍👍😍
Ndriiiii.Ambanivohitra... Tena mahay mandihy , tsy manao kiraro en plus brâvo 👍. Ahatsiarovana ny tanindrazana
tsara be
Mankasitraka o
Mankasitraky eee,soasoa
J'adore é ! tiako ery ilay gasigasy é
Tsara be
soasoa zao leka
mafinaritra kely tenisany ,sady original lay clip....misaotra roaaa
reveko ranga ty interpretation ty kozy e!! mlai nareo e!!
Salama, tsy mila jerusalema fa ntsika efa manan talenta, ba aiza Kay no afaka mianatra mandihy toy zao azafad e? Misaotra sy mankasitraka
Manakory ô aiza no afaka mianatra mandihy na manaraka fianarana en ligne v mety ?
❤️
tiko be
that was dope
Manan-talenta👏👏👍
j’ai adoré 🥰🥰🤪🤪
Vary manana ny tsaramaso sa mafe rigole you
Franchement bravo
tsara be eee
norm b
tsara diehe fa tohizo
Tsara e...
tsara be mintsy ,tonga de gasy
Milay e
tsara be ry zareo a! mankasitraka e !
Rahavana à, vo miheno anty aho de mahatsiaro anlah tam 3em le nienjera Teo ambonin'ny popety kkkkk, soa leka à. Milay be ilay creation
zah zan tong d ts nteny tsony fa nandihy b fotsn tsara namana isany a! ts htanay tsony ze ambara ko! vary manara @ tsaramaso tohizo e TSARA
❤
Tiako loatse leka vazo ty e vary manara @ravim-bizo kkk mlay liaka
misaotsa fa d tegna soa, mahay mandihy angnareo
Tsara loatra 😍😍
Magnifique, vive Madagascar avec son talent. 🥰🥰🥰😍
tohizo fa soa lekaaaaa
soa aby zay mivoaka
mahay agnareo ka
Mahafinaritra e