- Видео 35
- Просмотров 96 467
RAZAFINDRATAFIKA Tsiory
Добавлен 7 окт 2011
📻 Fandaharana TSIKARITRA tao @ ACEEM Radio ny 🗓️ 25 Août 2024. Niarahana tamin'i Laza Razafiarison
📻 Fandaharana TSIKARITRA (ACEEM Radio) ny 🗓️25 Août 2024. Niarahana tamin'i Laza Razafiarison Pejy Ofisialy filohan'ny antoko Rassemblement des Citoyens Responsables
#RCR_TOLONA
#FANOVAN_DRAFITRA
#Laza_Razafiarison
#RCR_TOLONA
#FANOVAN_DRAFITRA
#Laza_Razafiarison
Просмотров: 1 115
Видео
HAVOTAFO du 07 Juillet 2024 by Kolo TV
Просмотров 3,6 тыс.3 месяца назад
Havotafo du 07 Juillet 2024 by Kolo TV
HAVOTAFO du 04 février 2024 BY KOLO TV
Просмотров 2,7 тыс.8 месяцев назад
HAVOTAFO du 04 février 2024 BY KOLO TV
XV MAKIS de MADAGASCAR vs SPRINGBOKS Amateur / Demi-finales Top#9 Afrique / 05/11/2005 / Mahamasina
Просмотров 4358 месяцев назад
Demi-finale Top 9 Coupe d'Afrique de rugby à XV 2005: XV MAKIS de MADAGASCAR vs SPRINGBOKS (Afrique du Sud Amateur) le 05/11/2005 à Mahamasina (Antananarivo) #archive #XV_MAKIS
XV MAKIS de MADAGASCAR vs MAROC_Demi-finale Coupe d'Afrique de rugby à XV 2003_28/09/2003_Mahamasina
Просмотров 8778 месяцев назад
Demi-finale Coupe d'Afrique de rugby à XV 2003: XV Makis de Madagascar vs MAROC Le 28 septembre 2003 au stade municipal de Mahamasina (Antananarivo) #archive #XV_MAKIS
Fandaharana Zara Hevitra niarahana t@ Atoa Laza RAZAFIARISON, tao @ ICM Radio 104.8 fm ny 01/02/2024
Просмотров 1,6 тыс.9 месяцев назад
Zara Hevitra 01 Febroary 2024 Vahiny : Atoa Laza RAZAFIARISON , Filohan'ny Antoko RCR 📻By ICM Radio 2.0_Fm 104.8
Émission Spéciale niarahana t@ filohan’ny RCR Laza Razafiarison ny 15/12/2023, tao @ RTN Mahajanga.
Просмотров 1,3 тыс.10 месяцев назад
Émission Spéciale - RTN Mahajanga. Nivahiny tao amin’ny RTN ny 15 desambra 2023 lasa teo ny filohan’ny RCR Laza Razafiarison. #RCR #TOLONA
Récapitulatif Émission Imaso Imaso avec Laza RAZAFIARISON, du 10/12/2023 by Kolo TV #RCR #TOLONA
Просмотров 45010 месяцев назад
Famintinana ny fandaharana Imaso Imaso miaraka @lazarazafiarison4673, ny 10/12/2023 tao @ fahitalavitra Kolo TV. #RCR #TOLONA
Fandaharana niarahana t@ Laza Razafiarison tao @ Sisseil Radio Tv Ofisialy Toamasina ny 23/11/2023.
Просмотров 1,5 тыс.11 месяцев назад
Fandaharana niarahana t@@lazarazafiarison4673tao aminy Sisseil Radio Tv Ofisialy Toamasina ny 23/11/2023. Rassemblement des Citoyens Responsables #RCR #TOLONA
Fandaharana tao @ramalajeanpierre1298, niarahana tamin'i Laza Razafiarison anio 03/11/2023.
Просмотров 303Год назад
Fandaharana tao @ramalajeanpierre1298 , niarahana tamin'i @lazarazafiarison4673 anio 03 novembre 2023. Manasa antsika hiaino. #RCR #TOLONA
Fandaharana DINIKA by @mbstv643 , niarahana @ Laza RAZAFIARISON ny 16/10/2023.
Просмотров 6 тыс.Год назад
Fandaharana DINIKA by MBS TV, niarahana t@ Laza RAZAFIARISON ny 16/10/2023. #RCR #TOLONA
Fandaharana Manokana iarahana @ Laza RAZAFIARISON tao @ Radio Haja Antsirabe ny 21/09/2023.
Просмотров 656Год назад
Fandaharana Manokana iarahana @ Laza RAZAFIARISON tao @ Radio Haja Antsirabe ny 21/09/2023. #RCR #TOLONA
Fandaharana "Zara hevitra 054" by ICM 2.0_Vahiny : Laza RAZAFIARISON - Filohan'ny Antoko RCR
Просмотров 3 тыс.Год назад
Fandaharana "Zara hevitra 054" by ICM 2.0_Vahiny : Laza RAZAFIARISON - Filohan'ny Antoko RCR #RCR #TOLONA
Fandaharana "VOIZO" tao @ Radio Fivoarana 88.2 ny 26/08/2023, iarahana @lazarazafiarison4673
Просмотров 2,7 тыс.Год назад
Miarahaba tompoko. Fandaharana "VOIZO" tao @ Radio Fivoarana 88.2 ny 26/08/2023. Mazotoa mihaino sy mizara tompoko Laza Razafiarison #RCR #TOLONA
Fandaharana "Zara Hevitra 039" by ICM 2.0- Vahiny : @lazarazafiarison4673 / Filohan'ny Antoko RCR
Просмотров 3,9 тыс.Год назад
Fandaharana "Zara Hevitra 039" by ICM 2.0 Vahiny : Laza RAZAFIARISON / Filohan'ny Antoko RCR Lohahevitra : Raharaham-pirenena #RCR #TOLONA
Fandaharana "20h15" by M24 TV miaraka @lazarazafiarison4673, ny 29/06/2023.
Просмотров 2,5 тыс.Год назад
Fandaharana "20h15" by M24 TV miaraka @lazarazafiarison4673, ny 29/06/2023.
Fandaharana "20h15" by Télévision M24 Madagascar. Iarahana @lazarazafiarison4673, ny 13/06/2023.
Просмотров 1,9 тыс.Год назад
Fandaharana "20h15" by Télévision M24 Madagascar. Iarahana @lazarazafiarison4673, ny 13/06/2023.
Fandaharana 'VOIZO" by Radio Fivoarana 88.2FM. Iarahana @lazarazafiarison4673, ny 22/04/2023.
Просмотров 1,2 тыс.Год назад
Fandaharana 'VOIZO" by Radio Fivoarana 88.2FM. Iarahana @lazarazafiarison4673, ny 22/04/2023.
Fiarahamonina mahalala ny andraikiny ka mirindra hoazy. #Laza_RAZAFIARISON #RCR
Просмотров 73Год назад
Fiarahamonina mahalala ny andraikiny ka mirindra hoazy. #Laza_RAZAFIARISON #RCR
Mila miditra RCR ve vao afaka mandray andraikitra? By Laza RAZAFIARISON
Просмотров 143Год назад
Mila miditra RCR ve vao afaka mandray andraikitra? By Laza RAZAFIARISON
Fanovana Rafitra_Sujet: État Civil. Laza RAZAFIARISON.
Просмотров 444Год назад
Fanovana Rafitra_Sujet: État Civil. Laza RAZAFIARISON.
ZARA HEVITRA 002 (06/02/2023) : Vahiny Laza RAZAFIARISON by ICM Radio (Info Culture Media 2.0)
Просмотров 3,7 тыс.Год назад
ZARA HEVITRA 002 (06/02/2023) : Vahiny Laza RAZAFIARISON by ICM Radio (Info Culture Media 2.0)
L’INVITE DU JOUR_13 JANVIER 2023 by Real Tv Madagasikara: Laza RAZAFIARISON-Tantsaha / président RCR
Просмотров 4,1 тыс.Год назад
L’INVITE DU JOUR_13 JANVIER 2023 by Real Tv Madagasikara: Laza RAZAFIARISON-Tantsaha / président RCR
Matinale du 21 Novembre 2022 by Malagasy TV #matinale#VOLA#malagasy#Ankoay#malagasytv
Просмотров 11 тыс.Год назад
Matinale du 21 Novembre 2022 by Malagasy TV #matinale#VOLA#malagasy#Ankoay#malagasytv
HAVOTAFO du 06 Novembre 2022 by KOLO TV/FM
Просмотров 4 тыс.Год назад
HAVOTAFO du 06 Novembre 2022 by KOLO TV/FM
L’INVITE DU JOUR BY REAL TV / 30 SEPTEMBRE 2022 : Laza RAZAFIARISON Tantsaha / filohan'ny RCR
Просмотров 6 тыс.2 года назад
L’INVITE DU JOUR BY REAL TV / 30 SEPTEMBRE 2022 : Laza RAZAFIARISON Tantsaha / filohan'ny RCR
L’INVITE DU JOUR BY REAL TV_25 JUIN 2022 : Laza RAZAFIARISON - Tantsaha - Filohan’ny RCR
Просмотров 6 тыс.2 года назад
L’INVITE DU JOUR BY REAL TV_25 JUIN 2022 : Laza RAZAFIARISON - Tantsaha - Filohan’ny RCR
Laza RAZAFIARISON_Fandaharana Vahaolana_Top Radio_13/04/2022_#RCR
Просмотров 9972 года назад
Laza RAZAFIARISON_Fandaharana Vahaolana_Top Radio_13/04/2022_#RCR
Formidable émission, bravo Laza Razafiarison
Miandry anao n'y Malagasy rehetra tompoko, havoty n'y firenena e
Mankasitraka tompoko o
Tandremo ianao Ankoay lasa manao politika fa zay mahay miteny retra teo aloha dia saika lasa manao politika
Fa satria efa voazanaka hatraminy haty doha sy ny saina e
Alef nda
Tsara ilay hira hoe Analamanga ee. mampisento sady mampalaelo i Analamanga
Mahasoa ity fandaharana ity❤️🙏
Efa niandry an izy ty mihits ah mankasitrak Ankoay nizara
Mahay enao zoky Laza!
2024 aho no mbola manaraka ity Havotafo . Mankasitraka Ankoay fa toa mahenonilay andahin-dreniko mananatra ahy fona zah maheno anao mankasitra tompoko
Mankasitraka anareo telo fa tena mafinaritra ary zavatra ilaina eo @ fiainana izy rehetra reny
Mankasitraka indrindra fa tena kay za ty tena ts mba nahay izay hoe fomba malagasy izany fa zao za vao nahalala ary tena za manoratra io 42 taona niainako fa tena ts nahay izany fomba rehetra izany fa dia misaotra nanazava tompoko
Mahafinaritra Manohana atrany
Tsy haiko hoe mendrika olona tahakan'izao ve ny toe-tsain'ny gasy. Misaotra amin'ny finiavana President Laza.
mankasitraka
Mazana izany e ! Alefa ry olon'andraikitra eto Mahajanga ! Vitanareo io e👍👍👍👍👍👍
Tsy hinoako ny hitazonana olona mitantana firenena bontolo fisainana ka hanaiky hanova ny rafitra hazahoan'ny tombotsoa be TOMPOKÔÔÔÔ.
ianao ngamba anisan'ilay mahazo tombotsoa amzao rafitra misy izao ka matahotra so ho very fihinanana, tombotsoa ho azon'ny daholo be ny ho azo @fanovana Rafitra entin'ny RCR fa tsy tahaka ny rafitra amzao izay manome tombotsoa ho an'ny vitsy an'isa.
@@tsioryliwei8458 Diso be izany. Aona no hihazomako olona (physique) izay efa fantatra fa tsy mikasa hafa tsy hambotry vahoaka❓️ Ianareo no milaza fa tsy Rajoelina no olana fa ny rafitra. Izany hoe tsy mampaninona anareo izany mitazona any Rajoelina fa ny rafitra no hovaina. Dia hoy aho hoe, raha tsy mazava aminao, hafahafa ny hitazomana bontolo eo @ fitantanana firenena. Tsy mankahala RCR tompoko fa point grave be io.
@@harsoa2326 rehefa mipetraka ny Rafitra vaovao tsy tafaverina eo intsony izany Rajoelina izany e, efa atramzay dia tsy olona no olana @madagasikara fa ilay rafitra napetraka mihitsy no tsy mety amtsika, raha vo mbola mametraka hoe olona iray no olana de tsy izy izay satria hanova olona hafa indray dia ny eo ihany no miverina afaka kelikely satria ilay rafitra mamehy atsika mihitsy no tsy mety, izay ny mahatonga ny RCR miteny hoe ny fanjakana ve no maha lasa adala sa ny adala ny mahazo fanjakana, tsy ny mpitondra nefa ny adala fa ilay rafitra misy no mampanaonao fona ka na iza na iza apetraka eo ka mbola amnio rafitra misy io de hamerina ny nataony teo aloha ihany.
Tsy ny olona no olana fa ny rafitra, rafitra maty io misy an'i Rajoelina io, rafitra maty no misy eto ka zay mpitondra milaza fa hampandroso eto ka na manana fikirizana tahaka ny inona aza dia haloto foana rah mbola tsy miova io rafitra io. Mila ovaina ny rafitra fa tsy hoe kosa i Rajoelina no hanova rafitra, d'ailleurs, efa no proposena an'izany nge ireo mpitondra ireo fa tsy nety e. Donc mila miala izy dia apetraka ny RCR hanova rafitra, na ireo olona mitovy firehana @ RCR f atsy voatery ho ny antoko RCR akory, fa atreto tsy mbola misy antoko mitovy aminy aloha amin'ny resaka fanovana rafitra fa mpangala tahaka no betsaka atreto. Apetraka ny RCR hanova rafitra, avy eo rehefa voahova ny rafitra aty aorina, zay mpitondra mipetraka eo dia voafehy tsy hanao adalana intsony. Zay ilay izy
Il serait judicieux d'éviter certains thermes comme "zahay tsy manambitamby".
aleo tsy miatsaravelatsihy tahaka azy e, mahitsy rehefa miteny fa tsy miolakolaka, rehefa mbola tsy tonga saina ny vahoaka de aleo amzao ihany fa atao inona ho tambatambazana mo.
@@tsioryliwei8458 hafaka maneho hevitra tsy mihatsara valatsihy kanefa manaja ny hevitry ny olom-pirenena tsirairay tompoko. Ianareo RCR koa tahaka mitondra soa. Ny filazana hoe tsy manambitamby dia mametraka ny tenany ho FANAPERANA tsy misy kilema kanefa miloloha lanitra.
@@harsoa2326 io fanovana rafitra proposen'ny RCR io sisa no vahaolana farany ho an'ny madagasikara, raha mahita vahaolana hafa ianao dia angatahako mba hanazava hoe tahaka ny ahoana raha ankotra ny fanovana ny rafitra manontolo efa maty io.
@@tsioryliwei8458 hatreto dia fanantenana ahankina @ ARFM tompoko. Manana lalana hatongavana imminent . Amiko dia mitovy ny tarigetranareo. Izahay manampy tosika tsy hanelingelina ARFM
marina be @@tsioryliwei8458
Misaotra! Ary ilay émission intégrale ve misy?
TENA HAFA NY OLONA NIANATRA REHEFA MANOME FANAZAVANA, HITA HOE TENA VOFEHANY TANTERAKA ILAY ZAVATRA RESAHANY.
Mankasitraka @tsiory
za mangataka oe raha manana projet hizara anlay moyen hanovana rafitra iany sy hoe ampandeanana azy haingana kokoa, aleo mapiasa internet; d atao live d enregistré le formation, tombony oan'zay manaraka live afaka mametraka fanotanina sur tchat, ny tsy afaka manaraka live, mijery rediff sy mamaky question reponse sur tchat. économie d'argent kokoa zany amin'ny hofana salle de conférence, transport, sakafo sns sns hoan intervenant, mo ko misy preuve tangible fa oe ouvert à tous leizy/
Ka izany anie no lazaiko hoe, atao ilay politique de Constructions Logements des citoyens...satria ny citoyens tsirairay manana adresse fixe, no sady mora ny Recensement de la population, sy samy manana asa daholo mifandrify azy ny olona ary koa tsy mila mikisaka lavitra ny mitady asa, no sady tsy mampiasa vola espece intsony ny olona...Dia automatic ho azy ny securité sy ny fahadiovan ny tanàna ary koa mihena am tahany ambony ny kolikoly. Ary tsy mifanditra am mpitandro filaminana intsony ny olona satria ilay carte bancaire no lasa mpifehy ny olona...
Let's go, Laza Razafiarison🧭
Manaiky tanteraka ny zavatra voalazanao Atoa Lazao RZAFIARISON
Filohan 'ny inona moa izy io.
RCR na TOLONA
Filoha ny Antoko RCR tompoko
Misaotra fa efa fandraisana andraikitra izao. Ary toa tsy mety télécharge-na?
Misaotra betsaka
Mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤
Resaka vola maloto ho kirakiraina no mahatonga ny fiankinan-doha avy any ivelany %financement. Mankasitraka @ famerimberenana ny FAMAKAFAKANA MATOTRA mikasika fifidianana mangarahara. io irery no mahahomby. Alefa Président Laza RAZAFIARISON .💪🦾
Masiaka ilay vahinin'i Gascar§
Zany olon kendry rehefa miresaka 🎉 mila ohenona ❤
merci! c'est lui qui devrait être Président de la République.
tiko be le fanehoank'evitra mankasitraka
😮 Raha izaho kosa aloha , @ maha olombelona ahy, no fofoina aina naika hamoizako ny vady amanjanako dia halavitiko lavitra mihintsy. Aleoko misafidy olom-pirenena hafa iharaha-miasa.
Misaotra betsaka LAZA RAZAFIARISON eh, moa isika tsy manana tafika izao, fa milices n' MAPAR n' CEDRIC RAJOELA VAZAHA no misy.
Mankasitraka indrindra tompoko fa tena mazava ary tena marina.
Secret de polichinelle :inona naha Tonga any ity fanohanana maro lafy tatoato any Rajoelina? Ireo heverina endry sy manapahaizana nefa nanarzka any Joseph! Matahotra décentralisation à outrence ireo satria misy mivohy ny fédéralisme dur eto
Hanova Rafitra ao anatin'ny système izay ny Karana sns no mitazona ny 80% ny toekarena😮!?. Tsy mora hoy aho ny vahaolana. 1/laobary andasy 2/ grand pardon 3/5eme république referenfum 4/elections 4/
N'y politika dia mila fahaizana sur table ary mila stratégie pratique. I Cedric dia manana any Sarkozy izay nandova any Pasqua mpnadova any Gallieni. Izay no mampahay azy
Structure lmoyennageuse
Structuraliste izany analyse izany. Efa méthode dépassée izany raha approche politique. Aiza no ametrahanao ny problématique ny atzo système complexe. Aiza nuy résolution ny corruption-option, toa tsotsorina ny solution c est bcp plus compliqué que çà, aiza n'y problématique ny resaka structure sociale morenbageeuse ds un monde hyper connecté. Sarotra ny vaga olona. Tsy hisy baguette magique eto. Système mafiosi no hiadianao ka sarotra ny vahaolana.
Tsy miavona ianareo saingy Miandry ianareo hoe ny olona indray no andeasanareo handeha anantona anareo
Hisy ny fairitra androso ary hisy ny ho tarabe dia Tonga hoazy ny ady antrano
N'y enjeu ny election future Dia problématique sde la décentralisation. Io no mety ampiady ny Malagasy ka miala Ankatso ka Ampohidempona mbola ho lafy Koloa izany ny olana mananaraka eo.
Fifidianana hisy io raha toa ka tsy matanjaka ny mpanohitra tompoko. Mila enJana ny opposition mais dans la démarche pacifique zay efa arajin ny 11 candidats. Mila Ampiana ireo.. Tsy misy ilaina azy ity Joseph ity n'a inona n'a inona lazaina. Tena mbola gaga foana ny Tena t@ naha lany azy 2018. Ns avons le président qui nous mérite 🎉
Mazava ange ny situation andaniny ny pro rajoelina. Ankilany ny 11 candidats s'y ny mpanaraka azy. Ny troisième voie dia tsy hita
Troisième voie ? Il suffit de faire appel à Zorro !💣💥
Tsara ihany ilay hoe tia any Mcar. Taraiky ilay hoe tara izahay ; mazava be anefa fa tarabe ianareo. Tokony efa voaeritreretina mialoha izany angamba raha mahay ianareo. Resaka discussion de salon no fitondrana teo ka tsara fa tsisy vokany. Tsy vitæ n'y analysés fa mila actions ny politika. Autrement dit ;constat no vitanareo quant à la prise de décision. Tena lavitry ny kitay ny afo
Io Laza ve aloha 🐐sa 🥦he? Sa marary saina fotsiny?