- Видео 48
- Просмотров 180 086
Saholimalala
Добавлен 30 окт 2014
SAHOLIMALALA, de l'Ile de Madagascar, une GASY exceptionnelle . Cette chaîne vous présente tout ce qui est en elle : saholimalala artiste - saholimalala écrivain - saholimalala auteur compositeur - saholimalala journaliste - saholimalala réalisatrice - saholimalala animatrice etc...
BARAINGO - Vahiny : AIMEE mpilalao tantara - saholimalala
Fiarahana mahafinaritra , Aimée mpilalao tantara , nitondra ny soa sy ny kanto rehetra avy any aminy nozaraina tamin'ny mpihaino ! misy ny antso mivantana sy ny sms alefan'ny mpihaino mandritra ny fandaharana mivantana.
Просмотров: 13 014
Видео
BARAINGO - AINA TENA SAINA - ( saholimalala )
Просмотров 2,1 тыс.8 лет назад
Ny Aina , Sombiny avy any amin'ILAY TOMPON'NY AINA, Mpahary izao rehetra izao, ny Tena io vatatenantsika mitahiry ny saina sy ny Aina hahafahana mivahiny eto amin'ity tany, ny saina ilay nomena fahefana hifehy ity vatatenatsika . Ny fiaraha-miasan'ireo mandritra ny fahavelomana ety .
Tontolon'ny sembana eto Gasikara - REPORTAGE - saholimalala
Просмотров 1608 лет назад
Manana olana sedraina ny olona sembana eto Gasikara. Manilika azy ireo ny fiaraha-monina. Ao anatin'izy ireo anefa ny fahavononana hitondra ny anjara biriky eo @ fampandrosoana an'i Gasikara tahaka ny olona rehetra.
BARAINGO - mankafia fiainana ny AINA ao anatintsika ao - saholimalala
Просмотров 1,3 тыс.8 лет назад
Tontolo vaovao no misy antsika ankehitriny, ilay AINA, SOMBINY, avy any amin'ILAY MPAHARY TOMPON'NY AINA, no miasa betsaka mandrakotra ny vataTENAntsika amin'ny alalan'ny FANAHY. Manova tanteraka ny fiainantsika manontolo izany nefa tsy fantantsika !
ts'ara dia Ampangabe Analamanga Parc- saholimalala (REPORTAGE)
Просмотров 3968 лет назад
Gasy feno fahatsorana, mamolaka ny misy eo am-pela-tanany hiantohany ny fiainany andavanandro. Miainga amin'ny rofia sy ny bozaka no hamoronana asa-tanana voakaly ary eo amoron'arabe no tsena hamarotana izany.
ts'ara dia Andohalo La Haute Ville - saholimalala - REPORTAGE
Просмотров 3878 лет назад
Tontolo samihafa no aseho ny vahiny mpizahantany rehefa ety @ La Haute Ville ety. Ny tantara mampiavaka an'Analamanga fahizay no tena asongadina amin'izany.
ts'ara dia Ambanidia - saholimalala - REPORTAGE
Просмотров 5998 лет назад
Ambanidia ! toerana mitahiry tontolo mahavarina sy mahasarika mpizahatany ! toerana nofidian'ny ecotanana hitondrana mpizahan-tany hitsidika ny fiainana andavan'andron'ny gasy.
ILAY VADIN'NY RAIKO - Fizarana fahafito farany - saholimalala
Просмотров 9 тыс.8 лет назад
Tantara mitohy diapenin'i saholimalala - Tontosain'i Ulick Andriamantena - mpilalao : Ulick , Clara, Ny Ony , ary saholimalala.
ILAY VADIN'NY RAIKO - FIZARANA FAHENINA - saholimalala
Просмотров 10 тыс.8 лет назад
Tantara mitohy nosoratan'i saholimalala , mpanatontosa : Ulick Andriamanatena, manome aina ny tantara : Ulick miaraka amin'i Clara, Ny Ony , Saholimalala.
ILAY VADIN'NY RAIKO - Fizarana fahadimy - saholimalala
Просмотров 10 тыс.8 лет назад
Tantara mitohy nosoratan'i saholimalala , mpanatontosa : Ulick Andriamanantena, mpilalao : Ulick miaraka amin'i Clara , Ny Ony, saholimalala.
ILAY VADIN'NY RAIKO - fizarana fahefatra - saholimalala
Просмотров 10 тыс.8 лет назад
Tantara mitohy nosoratan'i saholimalala , mpanatontosa : Ulick Andriamanantena, mpilalao : Uliclk miaraka amin'i Clara, Ny Ony , saholimalala
ILAY VADIN'NY RAIKO - FIZARANA FAHATELO - saholimalala
Просмотров 10 тыс.8 лет назад
Tantara mitohy nosoratan'i saholimalala - tontosain'i Ulick ANDRIAMANANTENA , mpilalao : Ulick miaraka amin'i Clara , Ny Ony, saholimalala.
ts'ara dia Ankadifotsy - saholimalala ( REPORTAGE )
Просмотров 1,3 тыс.8 лет назад
Ankadifotsy - tontolom-piaraha- monina samihafa itarafana ny fiainana sasany ho an'ny aty an-drenivohitra no raiketiny.
ts'ara dia Alasora - REPORTAGE saholimalala
Просмотров 8218 лет назад
Toerana mana-tantara mahasarika ny mpizahan-tany mandalo Alasora ! efa tafiditra ao anatin'ny tontolo ambanivohitra saingy mbola ahitana ny rivotry ny fiainana an-drenivohitra !
Ilay vadin'ny raiko - fizarana faharoa -saholimalala
Просмотров 13 тыс.8 лет назад
Tantara mitohy nosoratan'i saholimalala - mpanatontosa : Ulick Randriamanatena - mpilalao : Ulick miaraka amin'i Clara, Ny Ony, saholimalala.
ILAY VADIN'NY RAIKO - fizarana voalohany - saholimalala
Просмотров 20 тыс.8 лет назад
ILAY VADIN'NY RAIKO - fizarana voalohany - saholimalala
ts'ara dia Antsirabe fetin'ny reny - REPORTAGE Saholimalala
Просмотров 4468 лет назад
ts'ara dia Antsirabe fetin'ny reny - REPORTAGE Saholimalala
BARAINGO Alain andriamiseza partie 5 - saholimalala
Просмотров 2958 лет назад
BARAINGO Alain andriamiseza partie 5 - saholimalala
BARAINGO Alain Andriamiseza partie 4 - saholimalala
Просмотров 3508 лет назад
BARAINGO Alain Andriamiseza partie 4 - saholimalala
BARAINGO Alain Andriamiseza partie 3 - saholimalala
Просмотров 6488 лет назад
BARAINGO Alain Andriamiseza partie 3 - saholimalala
BARAINGO Alain Andriamiseza partie 2 - saholimalala
Просмотров 8448 лет назад
BARAINGO Alain Andriamiseza partie 2 - saholimalala
BARAINGO Alain Andriamiseza partie 1 - saholimalala
Просмотров 1,3 тыс.8 лет назад
BARAINGO Alain Andriamiseza partie 1 - saholimalala
ts'ara dia Imeritsiatosika - saholimalala (REPORTAGE)
Просмотров 4178 лет назад
ts'ara dia Imeritsiatosika - saholimalala (REPORTAGE)
FITIAVANA MAHERY - saholimalala LIVE RANDRANA MBS
Просмотров 1,6 тыс.8 лет назад
FITIAVANA MAHERY - saholimalala LIVE RANDRANA MBS
ts'ara dia Ambalavao Behenjy - saholimalala (REPORTAGE)
Просмотров 3718 лет назад
ts'ara dia Ambalavao Behenjy - saholimalala (REPORTAGE)
ts'ara dia Antehiroka - saholimalala (REPORTAGE)
Просмотров 6038 лет назад
ts'ara dia Antehiroka - saholimalala (REPORTAGE)
ts'ara dia Amboditsiry - saholimalala (REPORTAGE )
Просмотров 1,1 тыс.8 лет назад
ts'ara dia Amboditsiry - saholimalala (REPORTAGE )
Mba tiko hita n'y vidéo ianao azafady ee
Mba azao hatao vidéo mivantana ve mba ho hita tava lay olona ? Tompoko ?
De tsinotsinoavina ve le rahavavindreny nandany ny hatanorany nitaiza anao
Misaotra betsaka nizara
Misaotra betsaka
Misaotra nizara
Merci bcp
Misaotra betsaka
Kanto an
🎧🎧🎧🎧🎧
🎧🎧🎧🎧🎧
🎧🎧🎧🎧🎧
🎧🎧🎧🎧🎧
🎧🎧🎧🎧🎧
mankasitraka indrindra tompoko
Tsar loatr ilay tantara ar mis isainana tsar
Misaotr ee
Mankasitraka Tompoko
Tsara b n tantara sad feno anatra misaotr indrindra
Tena tsarabe ilay interview tena TANTARA izy ity, mahay nareo ary tena "PRO", ho ela velona ianareo è. Ohatra tsara fankatahaka mihintsy ianao ry Aimée. Ary mbola any ve Albert Rakotovao sy Emilien Rasolofoniaina technicien tao @RNM. Misaotra indrindra tompoko ô. Mirary soa hatrany Tompokô.
mbola mivarotra iny ve nareo azafady sao mba afaka mandray anjara
mankasitra Be dia Be
Tantara efa ela zany, mbola mis an Saholimalala tena nahafitra tam fotona ar zao ndray Vanintsoa
Misaotra indrindra tompoko❤❤
Makasitraka tompoko e
Ten miaiky zah eee!!! Ef pro nareo eee!!! Sady hafa hany nareo eee!!! Mankasitraka njunja Tompoko
Makasitraka indrindra o!!
Misaotra tompoko , mankasitraka
Diso tsipelina kely o!!! HARENTSAINA fa tsy ARENTSAINA , vita tompoko
Miarahaba tompoko , tsaratsara kokoa ny teny hoe "RAFI-PISAINANA "nohon' ny hoe " kolotsaina " , mety koa ny hoe " VAKOKA MALAGASYkoa mbola eo " , ny teny hoe" ARENTSAINA ", mba tsetsatsetra tsy aritra kely o!!!
miarahaba tompoko , midera anao aho Saholimalala , mahay mamorona tantara , dia ho tahin'ny Tompo ianao @ izanytalenta Nomeny anao izany.
Makasitra o!!
Fa angaha tsy misy tohiny intsony?
Izan ka tantara , .Tsra loatra Sady efa matian nareo rehatra
Salama Saholimalala! Sao mba afaka mahazo feon-kira(instru) an'ity hiranao ity? Misaotra.
Mankasitraka topoko ooo fa tena tsara be
Mankasitraka eee mafinatry volany zeky farany
Tena mankasitraka topoko tena famafinatry miaraka @ bebe aaa
Mankasitraka Tompoko
tsara be le fandaharana
Tena mahafinaritra ,tanana fandalovako matetika io antehiroka io nimpetraka tao Andranoro aho Taminy taona 1970 à 1972 misaotra betsaka tompoko
Manahoana tompoko o misaotra betsaka aky Ry Saholimalala ny reportage tena tsara sady mba hitako indray ny tanin drazako ANTSIRABE MISAOTRA TOMPOKO
Mankasitra fa feno hanantra le tantara
Sambatra raha zany vehivahy tsara toetra
Mankasitra tompoko o
Humm tsara be sady misy anatra koa......mankasitraka indridra tompoko
Mankasitraka Saholimalala a, tsara loatra ilay hira, mahereza @ asa fanompoana, Jesosy Kristy Tompo homba sy hitantana.
Fa aiza daholo ny tantara don bosco tao e ?
Makasitraka tompoko tena tsara, Izaho dia tena TIA tantara gasy teo aminy fatanorako manaraka fohana ny radio soa fa misy ny RUclips aminizao fotoana izao ka afaka miheno ny tantara malagasy aty an taninolona misaotra betsaka tompoko
Tena misaotra fa mafinaritra ô!