- Видео 1
- Просмотров 137 598
tarika lay
Добавлен 2 май 2016
Tarika LAY" Ho avy"
Ity hira ity dia hira sangan'asan'i SARAELY ILDERRIK ( RaILD) , Izy ilay NANORINA ny TARIKA LAY T@ Taona 95 tany ho any , Ary mbola ao Izy Ankehitriny ,
Просмотров: 137 687
Ho avy2😍😍😍
Ndriii mahatsiaro ny adolantsainto 😢♥️
Mahatsiaro ny taloha fa mahafinaritra e
Ary mba aiza ry tarika mponina e?
Milay❤misaotra nizara💐💐
mankasitraka foana eeeee :) alefaso koa i "Tsiaro" eeeee <3
Sur e
mankasitraka SARAELY E , TSARA BE
Mr ISRAEL IlDERRIK, merci de tout coeur pour cette belle chanson ! J'habite tres loin de Mada, dans l'océan Pacifique, je vous ecoute très souvent et la chanson me donne envie de rentrer à Mada...oui, un jour je rentrerai saine et sauve, avec toute la grâce de Dieu. Merci aux chanteurs !
tena milay e!Mankasitraka!
Zahay ary kuwait 🇰🇼 e Misaotra e tsara mahamanina 🙏🙏🙏🇰🇼🥰🥰🥰🌼🌼🌼🌼🌼🌼🌼
Misaotra ehhhh....
💓
Mbola hifankahita isika mianakavy 😃
2022 J'aime bien vous regarder et écouter les "Gars"!!!! Asa manakory ianareo aujourd'hui??????
Voasakana.
Tsar b le hira merci
Mampanembona! Ho avy e, 😄 tsenao eny antokontany :-)
👏👏🥰
Te ho avy mihintsy fa mbola tsy afaka, manembona tanteraka
J'adore! merci!
Hira malagasy.tsara tsy mba nalaina tahaka fa ny amizao fotoana ratsy ny hira.
Misaotra ry zanako rija s'y mouni.tena tsara n'y vidéo Kdo 27.03.2020 Tsy ho adinon i neny Ty hira Ty.mankasitraka🍾🎉🧡👍😪
Mankasitraka e
Asiana mams kely sy pi de o.k ny revy....vita ny afera.....manja le vazo isaorana nareo ry reto o...Reviko.
sur mtsy eh
kanto loatra ny feon-dahy malagasy! Manga dia manga tokoa - Misaotra indrindra o
Ary zay vao itako ty video ty le !! Six ho anlaisany le teny Alarobia rangah :-)
Mapanembona be😢... Fa hoavy aho e.... Hafa iany ny tanindrazana niavina 😘
Mampanembona ny any an-tanàna mintsy.mahafinaritra e
Mankasitraka, tena tsara ilay hira.
Tena tsara mints ny taloha
TSARA BE
mlay e!
Tena hafa mihitsy hoà ny vazo tamin'ny fotoana androany (y), milay e
tsara ry zalahy fa tohizo a! hafa ihany ny tena Malagasy e!
mankasitra ry zalah a!
mapanembona ny any antanindrazana, ho avy aho e!
Ho avy aho x2
Ho avy aho hoan ilay ankani🇲🇬
ohatra vaoomaly zany tao Ankadifotsy
Azafady sao zanak i mamy vé i lay?AO ankadifotsy Misaotra tompoko
magnifique comme chanson .ça me brise le coeur .merci
mahafinaritra e
Mankasitraka e, tena sasatra nitady fa hay misy sanganasa ihany tato. Miandry ireo hira hafa mba haverinareo e!
tena mafinaritra tokoa e!Fa tsy efa tany @ année 80 tany no nahenoako an'ty hira ty voalohany an!Mampatsiahy ny fahazazana.
Sur mints lesy Hasina Feno BM a, za makanla fon e!
j' ador !!! mampalahel be te hody sahady za! ho avy aho!!
tena mampahatsiahy ny taloha re olona an! Mbola tsara lé vazo an! Merci ô!
mankasitraka nareo fa tsara le vazo, de faly mafantatra an'le tarika koa, mlay e!
mampahatsiaro ny tao amin'ny theatre de verdure tamzany