- Видео 5
- Просмотров 74 448
AngAroA Ofisialy
Добавлен 17 мар 2015
AngAroA: Nom d'instrument traditionnel de musique utiliser par les rois pour faire appel au peuple en vue d'un discours. Il servait également à alarmer la population en cas de problème ou de bonne nouvelle. Le groupe a choisi de porter ce nom en vue de donner une nouvelle impulsion dans le domaine du ROCK et METAL Malagasy.
Видео
AngAroA - ZARAO FITIA (Peace and Love)
Просмотров 18 тыс.7 лет назад
AngAroA 2017, Album: Rock'Andro Zarao Fitia lyrics: Isika rehetra, izay miaina ety Samy manana fo, mitempo fitia Na ianao izay, be fankahalana io ary Jereo anatinao, ilay fo be Fihantrana Zarao Fitia ny olona manodidina anao Aza asiana fetra Ny haizina hanjary ho lasa hazavana tsy ho lany Ho an'ny rehetra Ao amintsika, no misy ilay Fitondran-tena iray, maneho fahendrena Ny adalana, na ny harats...
Making of "Sento Mahery" (AngAroA) // by Mi RANAIVO (Prix Hors Champs "RFC")
Просмотров 9777 лет назад
ruclips.net/video/dm1WZQAfaL0/видео.html ruclips.net/video/G3Fih2skgDk/видео.html ruclips.net/video/0NeIB51UIqA/видео.html
AngAroA - Sento mahery [Official video]
Просмотров 5 тыс.7 лет назад
AngAroA - Sento mahery [Official video]
ito ko milay
Yooo, ca c'est le bon son! Plus qu'impressionné ce que le metal malgache nous apporte!🤘Alefaa 🤘 Mes salutations de l'Allemagne.
Makafoka. l'ty ah. Merci am l'ay hafatra eh
Makafoka. l'ty ah. Merci am l'ay hafayra eh
Ok ok
Among the 3 best malagasy rock sont guys ❤
2:02 MILAY NAREO, AIZA NY MANARAKA
Tena tsara !!!! Mankafia tanteraka
🤘🤘🤘
Tena milay be kosa ty hira ty klé👌👍👍👍🎸 milay pory any!! 👍😂
milay zalah a
zemm b
Tena tsara ito hira ity ry zalahy
Hey I like this..
Angaha nareo tsy manana hira hafa??? Tsy manana album??? Dommage , vous êtes de très bons musiciens👍👍👍
Te-hody aho izany maheno ilay hira❤❤❤👍😃
TSARA BE NY TONON-KIRA😃👍👍👍
BRAVO ! TSARA BE. NY ANTSIKA MALAGASY DIA NY FIFANKATIAVANA 🙏. MISAOTRA BETSAKA
Mlay zalah aa, mizara fitia hatrany. YEAHHHH
👍👍
Excellent! Quelle langue? What's language?
Malagasy
Mlay les thommy sy Jim a!
anisan'ny vazo tena ankafiziko ty vazo iray ity!!! Mankasitraka e! 👍✌👊👊
Gaga am'le olona mbola sahy miteny aho hoe ny Rock sy Metaly mitarika ny olona ho ratsy toetra, brutal sy ny sisa... Ny tena marina dia mitsara ivelany ireny olona ireny ary tsy fantany akory fa ny mpiondana mavesatra no anisan'ny olona sociable sy ouvert... Anisan'ny manaporofo an'izany ny tarika AngAroA. Tena tsara ny hiran'lisany lesy. Misaotra betsaka manome hira milay toy izao. Na ny feony na ny tonony dia tena ao amin'ilay hilavana azy mihitsy.
Mahagaga ahy ireo "dislike" ireo... En tout cas, milay le vazo. Tsy mety mankaleo mihitsy
slt!!iza kay no afaka manome ny anaran ilay bandy rasta io azafady fa mpiaramianatr tamk fahiny d zay njay vo itakko!!merci an'ny ANGAROA
Jeremy
msotra betsaka topoko@@NumerixStudio
Milay laotra ilay vazo zalahy aiza noho afaka manjifa anilay album azafady rah efa misy?
Очень круто!!!!!
Milay nareo
Lafatra bé ity hira ity !! mankasitraka be Dia be ❤
kii ca va zalah vazo lisany any tohizo milay lasa adala mihitry tenanahy tsara
Mlay, mankasitraka.
tsara loatra ..
milai foana lisanii e
Zarao fitia ny olona manodidina anao, aza asiana fetra...
madio tsara ny son sady tsara be lay hira : merci 'zalah
Tiako be lay hafatra fonosin'ny tonokira sy lay gadona
Ho ela velona ny rock Malagasy ee!
Tiako be namana a ! mirary soa hatrany dia tonga va amin'y ambony indrindra ! Izany no hafatra tokony hovoizina mafy ain'izo fotoana izao !!
le tsiky kelin' le zaza voalohany no mafinaritra kely! Msaotra e! mankasitraka!!!!!.....MIZARA FITIA..
Fisaorana mitafotafo ho an'ny rehetra. :)
Milay ry zalahy a :)
milay bandy eh mankalaza eh
Manja é !!
Mankalaza!!!!
Manome be ity vazo ity ;)
okay! mlay rangah
ao tsara
reveko é!!
Mankasitraka Mi Ranaivo