- Видео 6
- Просмотров 333 953
Fetybe
Добавлен 16 июн 2009
Видео
Manimanina - Tarika Kolibera
Просмотров 16 тыс.15 лет назад
Ho antsika rehetra lavitra ny Tanindrazana
Ny Lanitra - Ravelo Jean Baptiste
Просмотров 92 тыс.15 лет назад
Nakaiza ny fihavanana - Gas'Pira
Просмотров 2,2 тыс.15 лет назад
Musique traditionnelle de Madagascar www.fetybe.info
toaka sy sigara - Ramilison Besigara
Просмотров 195 тыс.15 лет назад
Musique traditionnelle de Madagascar www.fetybe.info
Ahatsiarovako an'i mama any alavitra any,hoela velona anie izy❤
❤❤❤ Mankasitraka
Ho ela velona mpisotro tôka ❤❤😂😅😅
Ho ela velona ny mpisotro taoka e ❤❤❤❤❤❤😅😅
Anay mpisotro taoka ndta zao e
❤❤❤❤❤❤❤
Misento ny Fo mahatsiaro anareo ry Dada sy Neny, izay ilay fihainontsika rehefa alahady hariva....Mandria am-piadanana fa manohy ny soa izahay zanakareo
Tena oka fotsiny re olona aa. Tsara aah.
Zany ka hira . ❤❤❤ . 2024 mbola tena makafy
any lavits any Madagascar-ko zay!
Mais avec modération
Ho ela velona ny mpisotro taoka e
❤❤❤
Tchin2
Ho ela veloma ny mpisotro taoka e😂
Mais avec modération
❤❤❤ tsara n'y taoka e
Mankasitraka ❤
ny lanitra akory tsy mba miangatra, tandrifin- drahona angamba ianao ... matokia , Mahereza 👍🙏💕🇲🇬👍
🤩🤩
👏👏👏🕺🥁💃🎺 mahavariana mihintsy ny tantara tena izy an sady arahana dihy sy feon-kira👍
Quelqu'un pourrait me renseigner sur l'année de sortie de cette chanson ? Merci d'avance à qui me donneront une réponse.
Tsara beeee ! Misaotra am fizarana fa souvenirs be dia be !
Tsarabe satria tsy novaina ny fomba fihirana azy sy ny fomba fitendry. Bravo fa mety e.
asakasatsika izany io koa! misaotra ô!
Mankasitraka eee...soa tena soa
Mankasitraka tompoko. Tena tsara mihintsy ny maha malagasy zany.
hatsiarovako an Dada ♥️♥️
Misaotra betsaka nizara tompoko
Ndriii matsiaro ny any Madagasikara❤️❤️
mankasitraka tonpoko🙏🙏🙏
mankasitraka tompoko, manome hery🙏🙏🙏
Hafa ihany ny hiragasy!mbola mpakafy aty amin'ny 2020
misaotra eh!!! manome hery sy fanantenana lehibe ny tononkira👍👍
sambatra izay any MADAGASIKARA ANY hoelavelona ny vahoaka MALAGASY
Tena marina
milay
Ny lanitra tsy mba miangatra Misy tokoa ny tandrifindrahona eto an tany Tsarovy fa mbola hifaly indray andro any
😢😢😢😢😢😢😢
Sarobidy ny fahasalamana Misaotra e
😍😍😍😍😍
Kkkkkkkkk
Mankasitraka.kanto
Tsarovy fa na misy aza fahorianao dia ho faly ndray Andro any
malagasy ka tsara e
Marin zany e..............................
Apina lasary be sakay kkkkkaaa
Ts hita tsony zay lavatrano.zavona antanety maraina rano kkkaa tapatsonay aho moyen anit
Michaufe ny radiateuraaa kkkkkaa
Lova Lova 😂😂😂😂
👏👏👏
Trop belle la musique malgache. C'est vraiment de la traditionnelle. Les malagasy sont de vrais poetes. Merci de tout coeur à ce peuple accueillant.