- Видео 14
- Просмотров 950 081
yoona Mg
Добавлен 20 май 2015
Видео
MANANA FOTOANA - Rija RASOLONDRAIBE
Просмотров 169 тыс.5 лет назад
MANANA FOTOANA - Rija RASOLONDRAIBE
FA NAHOANA - Rija RASOLONDRAIBE - Extrait live 2018
Просмотров 25 тыс.6 лет назад
Paroles: Fa nahoana no avela ho tsarain'ny tantara Fa tsy nianatra angaha ny zanak'i Madagasikara Maso be tsy mahita ve no itantanana firenena Sa tsika mihitsy no efa very fahendrena Miketrika ihany fa tsy mahavanona Tsy asiana fiheverana, ny gasy ity tsy mihinan-kanina Variana miady toerana Bibi-dia manao akanjon'olom-banona Raha tena velona tokoa Andriamanitra, ianao tsy miala maina Raha tena...
FIBEBAHANA (Inty ilay zanakao nania)
Просмотров 339 тыс.7 лет назад
FIBEBAHANA (Inty ilay zanakao nania)
RY KAPITENY, MAFY NY MANJO - FFPM 641
Просмотров 3,8 тыс.8 лет назад
RY KAPITENY, MAFY NY MANJO - FFPM 641
ADALAN'I JESOSY - Rija RAKOTO ft Joseph d'Af
Просмотров 45 тыс.8 лет назад
Tiako loatra Ianao Jesosy a!
LOVE💗
Mifona aho 😢❤🙏
Alléluia 💪♥️
Maty ho antsika tokoa i Jesoa mba hananatsika fiainana bedebe sy ny mba ivelomatsika ho Azy.Alleloia! Amen!✨❤🔥🙏
Mankasitraka tompoko fa tena tsara le hira
Tena Misaotra an'I Jesosy Kristy fa raha tsy nanolo-tena ho vonoina Yzy de tsy voavonjy ny fanahiko.
Misaotra jesosy fa voavonjy ahy sy izy.amen
Tiako💗💗💗
Resy lahatra aho Tompo fa hiverina hanompo Anao mandrakizay❤❤
Mifona sy misaotra any tompo andriamanitra izaho fanampahatsiarovanao tena ka mbona mifona tsy misy fahatamperany aho tompo ary mbola misaotra an 'izay namorona ity hira ity aho raiko ao ambonyt
𝑷 0:22
Amen amen amen 🙏🏼🙏🏼🙏🏼👏👏👏
Soa ihany😢
Ndriii...tiko ity hira ity❤
Tompo ô mamindra fo amiko 😢🙏😢
"Mariazin'ny fiangonana" ve no izy sa hoe "mahare azy" ny fiangonana???
mariazin'ny fiangonana ka , voalaza ao am Apok 19: 5-9 io
@@rovaclark tena zany tokoa ve?otran nisy fotoana Joseph niten tamiko f hoe mahare Azy ozizy ann!
Tsara ka, misotra e
🥰🥰🥰
Misaotra jesosy oh❤❤❤
Bé tokoa fahotana vitako ry tompo ô ka mamindra fo amiko🙏🙏🙏😥😥😥
Manantena famelana Tompo oh😢
J adore trop😊😊
Maty ho ahy Ianao ❤
Amen!Amen!
Misaotra Jesosy
Hiran'i Sahondra io INTY ILAY ZANAKAO NANIA io. Sady efa misy album😳 Nahazo autorisation taminy ve ?
Mangorintsina ny vatako iray manontolo vao nanonona ny tonony. Mifona Jesoa🥲🥲🥲 Miaiky ny fahadisoako aho Jesoa😓😓 Soa ihany aho fa novonjenao😭😭😭 Ho anao izay mihaina ity hira ity mamaky ity hafatra ity, tsy kisendrasendra no nahatongavanao teto, mahereza Fa AMPY HO ANTSIKA JESOA
Merci Jésus ❤️ plonge moi dans un silence profond pour trouver la foi en toi et Merci pour que tu m'a fais pour moi,un jour tu viens te sauve 🤲 et toi seul le fils de dieu🎆 agneau immolé, merci Jésus ❤️🙏 amen.
So inspiring…thank you much
tsara be, merci Seigneur 😊
😍😍😍😍😍
Tsara! Na ilay hira na ilay tonony. Mafonja tsara misy hisaintsainan'ny tsirairay, ary rehefa tonga ny fotoana tokony hiraina azy dia atao fa aza atao mitanila e... Aleo samy ahazo sy handray ilay hafatra daholo izay/ireo tokony hiantefany rehetra. THT
Tena mahakasijka ny fosy ny fiainana andavanandroko le hira mankasitraka tompoko
Jehovah Ray maharim_po O mihainoa ny atako Mba mamindra fo amiko ❣
Tena mahatsiaro nanenina aho aminy ota vitako rehetra,Ampy izay JESOSY NO tiako indray
Tena tiko lotra, merci Zoky Rija❤️
Amen
Adala Anao Jesosy o!
Amen😇😇🙏🙏
Misaotra Jesosy ❤️
Misaotra Ray ô💓💓 Amen😇😇🙏🙏
Asio kapa n’y tongony 🤝🤝💖Vonoy ny ondry matavy fa hanap fety isika Maty ka velona indray 😍very ka hita indray 💗
MISAOTRA JESOSY💝
Tiak be ilay hira
Tena ravoravo voavonjy miaradia aminy Jesosy ! Alléluia Amen
Mankasitraka tompoko fa tena tsara ny hira sady manampy amin'ny fampibebahana. Jesosy no tiako ❤
#Mïranah_mïrâna_liantsou io
Misaotra , fampianarana sy fitaizaina am-panahy tsara tokoa
J'adore
Amen🙏🙏🙏