- Видео 113
- Просмотров 51 337
Transparency International-Initiative Madagascar
Добавлен 1 авг 2016
Vidéos relatives à la lutte contre la corruption à Madagascar.
Transparency International-Initiative Madagascar est la section officielle de Transparency International à Madagascar.
#Corruption #Madagascar #Transparence
Transparency International-Initiative Madagascar est la section officielle de Transparency International à Madagascar.
#Corruption #Madagascar #Transparence
Видео
Grafita tsy mangirana
Просмотров 73Месяц назад
Ity horonantsary fanadihadiana ity dia miresaka ny tsy fangaraharana eo amin'ny fitrandrahana grafita sy ny vokatra-dratsin'izany eo amin'ny zon'olombelona sy ny toe-karena
Ndao fantarina ny maha zava-dehibe ny didim-panjakana MECIE
Просмотров 313 месяца назад
Ndao ho fantarintsika ato anatin'ity podcast ity ny maha zava-dehibe ny didim-pankana MECIE ho an'ny mponina ifotony izay iharan' ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany .
Poadcast MALINA_Loi sur l'Accès à l'Information 2
Просмотров 224 месяца назад
Poadcast MALINA_Loi sur l'Accès à l'Information 2
Poadcast MALINA sur le droit d'Accès à l'Information_1
Просмотров 224 месяца назад
Poadcast MALINA sur le droit d'Accès à l'Information_1
Vehivavy sy tanora miatrika ny fifidianana _2024
Просмотров 998 месяцев назад
Fanentanana ireo vehivavy hirotsaka sy handray anjara amin'ny fifidianana. Tetikasa HERINTSOA vatsian'ny FCIL.
Kolikoly ara-pananahana| Sahia mitoroka
Просмотров 198 месяцев назад
❓Kolikoly ara-pananahana❓ ✅Fampiasana tsy araka ny tokony ho izy ny fahefana eo ampelatanana hikatsahana firaisana ara-nofo. 📌Nanamafy ny fisian’io karazana kolikoly io sy ny maha-zavadehibe ny hisorohana azy ny fikarohana navokan’ny Transparency International - Initiative Madagascar nanomboka ny taona 2021 sy 2022 . ❓Nahita na niaina izany ianao ❓ ‼Lazao anay ! Torio ireo nahavanon-doza ‼ ✅Man...
Ambatovy | Fampandrosona manalasala
Просмотров 7789 месяцев назад
Ity horonantsary fanatsikafonana ity dia miresaka ny toe-draharaharan'ireo olona ifotony izay nipetraka taloha teo amin'ireo toerana fitrandrahana nikela ao Ambatovy, any amin’ny faritra Alaotra Mangoro. Na dia eo aza ny fifanarahana momba ny fikarakarana sy ny tambin-karama azon'ireo mponina ireo, dia niharatsy ny toe-piainan'izy ireo. Ho an’ireo vondrom-piarahamonina ireo, ny tany omen’ny ori...
Fifidianana Solombavambahoaka|Ndao hanao safidy malina, mari-pototra ary voasaina tsara
Просмотров 1279 месяцев назад
Ho avy ny fifidianana solombavambahoaka : ianao olompirenena voasoratra anarana anaty lisipifidianana no hifidy izay depiote hisolo tena ny Malagasy eny amin’ny Antenimerampirenena. Ny asan’ny solombavambahoaka ve ? - Miady ho an’ny tombotsoan’ny Malagasy amin’ny alalan’ny fandaniana lalàna - Manaramaso ny asan’ny govermenta sy ny fitantanany ny volampanjakana Fanteno tsara noho izany izay hofi...
RIO TINTO QMM - Billiongate "Miliara afa-drakotra"
Просмотров 66511 месяцев назад
Hatramin’ny nisian’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany ataon’ny orinasa Rio Tinto QMM ao Taolagnaro, dia tsy mbola nanolotra ny kaonty fitantanam-bolany teny anivon’ny Fitsaràna ara-bola, araka ny voalazan’ny lalàna manan-kery ny kaominina ambanivohitra Ampasy Nahapoana sy Mandromodromotra izay anisan’ny mpahazo tombotsoa amin’ny tamberim-bidy avy amin’ny orinasa QMM. Ity fanadihadiana fan...
🎙Podcast | Jiro Maizina
Просмотров 1811 месяцев назад
✅Ho an'ny androany, ndao indray hiara- hiverina hieno amin'ny alalan'ity podcast ity ny fanatsikafonana nataon'ireo mpanao gazety avy amin'ny tambazotra Malina momba ny kolikoly eo amin'ny sehatrin'ny angovo sy ny herinaratra eto Madagasikara.
🎙Podcast| Menabe Antimena
Просмотров 2811 месяцев назад
🔈Ndao indray ary hiara- hiverina hieno amin'ny alalan'ity podcast ity ny fanatsikafonana nataon'ireo mpanao gazety avy amin'ny tambazotra Malina momba ny fitrandrahana ala tsy ara-dalàna ao amin'ny faritra arovana ao Menabe Antimena.
🎙Podcast: Fanondrananana hamorain'ny kolikoly: loza mitatao ho an'ny Sokatra
Просмотров 2711 месяцев назад
🔈Ndao indray ary hiara- hiverina hieno amin'ny alalan'ity podcast ity ny fanatsikafonana nataon'ireo mpanao gazety avy amin'ny tambazotra Malina momba ny fanondranana sokatra hamorain'ny kolikoly any amin'ny faritra Androy sy Atsimo Andrefana.
🎙Podcast: Kolikoly ara-pananahana
Просмотров 911 месяцев назад
🔈Amin'izao fankalazana ny fahadimy taona ny tambazotra Malina izao dia ndao indray ary hiara-hiverina hieno amin'ny alalan'ity podcast ity ny fanatsikafonana nataon'ireo mpanao gazety avy amin'ny tambazotra Malina momba ny kolikoly manondidina ny fanamboarana ireny sekoly manara-penitra ireny. #MALINA
Malagasy Youth Against Corruption Summit (MYACS)
Просмотров 75Год назад
Malagasy Youth Against Corruption Summit (MYACS)
'Ndao hanao safidy matotra, mari-pototra ary voasaina tsara
Просмотров 35Год назад
'Ndao hanao safidy matotra, mari-pototra ary voasaina tsara
Fanentanana Hiragasy : "Ny hevitra no fidiana" - Ramilison Besigara.
Просмотров 1,2 тыс.Год назад
Fanentanana Hiragasy : "Ny hevitra no fidiana" - Ramilison Besigara.
Fanondranana hamorain'ny kolikoly : loza mitatao ho an'ny Sokatra
Просмотров 246Год назад
Fanondranana hamorain'ny kolikoly : loza mitatao ho an'ny Sokatra
HAZOVOLA - Investigation sur le trafic de palissandre à Maroantsetra
Просмотров 527Год назад
HAZOVOLA - Investigation sur le trafic de palissandre à Maroantsetra
Investigation sur la Corruption Sexuelle en milieu scolaire et universitaire
Просмотров 1772 года назад
Investigation sur la Corruption Sexuelle en milieu scolaire et universitaire
KOLIKOLY ARA-PANANAHANA AMIN'NY FAMPIANARANA: "TSIMATIMANOTA TSY AZO LEFERINA"
Просмотров 1722 года назад
KOLIKOLY ARA-PANANAHANA AMIN'NY FAMPIANARANA: "TSIMATIMANOTA TSY AZO LEFERINA"
Rapport d'activités 2021_TRANSPARENCY INTERNATIONAL - INITIATIVE MADAGASCAR
Просмотров 1032 года назад
Rapport d'activités 2021_TRANSPARENCY INTERNATIONAL - INITIATIVE MADAGASCAR
?
Ma village natal
Ça me fait penser ma village natal
Very nice overview of the many obstacles women face in trying to claim their legal rights!