Sady mahafinaritra be ny fihetsiny ry zareo ❤
Tsara, bravo.
merci beaucoup pour cette merveilleuse chanson
Tena tiako be! merci pour le partage!!!!!
❤
Izany ka hira e ! ❤ Tsy tontan'ny ela Mankasitraka indrindra ary misaotra amin'ny fizarana 🙏
" le jour sans date" Mankasitraka indrindra fa tena kanto e ! ❤❤
❤❤❤❤❤❤❤ ! Hafa ihany ny hira Malagasy taloha ! Tiko loatra 🥰🥰🥰
Na ririnina na ho lohataona😍 dia tsinjoko ho manjohy ahy hatrany🙆 ilay endrikao miantso sy mitaona💁 hanara-dia anao, anao any ho any🚶
Embona 😊
Ahh zalahyy ehh Tiko loarra
❤❤❤❤
Mahafinaritra ery
Tsara be le hira
Iza gasy
Dia ny soratro diniho dia hisava... 😘
Mankasitraka 👍 💕.
Iny soratanako Iny 👍❤😍😍
Kanto dia kanto n'y hira. 2 grands chanteurs malagasy et qu'elle voix. Merci Mme Lisa et Mr Gahgy. Je vous admire ♥️
L
A/C Rabehasina Gabriel (Gabhy). Misaotra nizara
tena tsara be mihitsy io hira io
tena tsara fa misaotra ô!
misaotra ny mpanome fa tena tsara e...
Mba mangataka tonony re tompoko!
Latsaka ny ranomaso mihaino zany hira zany aty antany lavitra aty,hatsiarovako lay fahazazana tany Antsirabe tao @EPP Garby
Mihira any hira azaho tamin'ny 18 ans pourtant j'ai 58 ans, Merci bcp