Gasikara - Gasikarako
Gasikara - Gasikarako
  • Видео 24
  • Просмотров 173 617
La nature dans notre Jardien [2eme partie]
Teo @ la cours ndry Tsiry Ratovoson ireto nature ireto no natambatra natao video dia nivaoka tahaka izao. Akory ny fahitantsika azy.
Tsara Madagascar.
ZARAO, SUBSCRIBE ARY J'AIME.
Просмотров: 32

Видео

La nature dans notre Jardien
Просмотров 233 года назад
Teo @ la cours ndry Tsiry Ratovoson ireto nature ireto no natambatra natao video dia nivaoka tahaka izao. Akory ny fahitantsika azy. Tsara Madagascar. ZARAO, SUBSCRIBE ARY J'AIME.
Zily sy Mena [Seho antsehatra_Kabary]
Просмотров 1,1 тыс.3 года назад
Seho nataon'i Rantsana vohary kanton'Ambohitsaina, Sampana FIANTSO, FIMPIMA, hoantsika rehetra. Tanora, fitiavana sy ny kambary naseho antantara. Zaraozarao samy hanana ZARAO, SUBSCRIBE ARY J'AIME.
Sova momba ny vodin-javatra [Riambola Mitia]
Просмотров 5733 года назад
Pendant la Journée Mondiale de la poésie 2021 Le Centre Ketsa a eu l'honneur de célébrer la Journée mondiale de la poésie en compagnie de deux fameux poètes membres de l'Association Faribolana Sandratra et deux jeunes icônes du slam malgaches de Madagaslam. C'est avec une joie immense que nous vous partageons un extrait de la journée . ZARAO, SUBSCRIBE ARY J'AIME.
Ny vorona aza mahalala mody by [Mbola talenta Mozika]
Просмотров 34 тыс.3 года назад
Ny vorona aza mahalala mody nahafinaritra ny talenta ananan'izy efatra mirahalahy ireto. Tena miteny ny gitara, miampy lay feo kanto. Champeau ry zalah an. Manan-talenta isika Malagasy. ZARAO, SUBSCRIBE ARY J'AIME.
REGAREGA by [Mbola Talenta Mozika]
Просмотров 5 тыс.3 года назад
Hiran'i Grand Maitre TIANJAMA ny 'REGAREGA'. Hira nanamarika ny mozika mozika Malagasy. Eto kosa izy na dia "Box be ary ny mitendy azy" hoy ry zalah namana Mbola Talenta dia vita ihany. Hanalana hamohamo @zao fiainana sarotra zao. Subscribe, share, and like ny antsika
Arabe vita godoro (cover)
Просмотров 7 тыс.3 года назад
Hira Rakoto Frah tena tsara fa ty cover anatin'ny revy guitare ity dia tsy ratsy koa. ZARAO, SUBSCRIBE ARY J'AIME.
Tiako ny miaraka aminao Jesoa (by Tojo - Eric- Sitraka)
Просмотров 7 тыс.3 года назад
Kanto dia kanto tokoa raha ny nanaovan' Tojo - Eric- Sitraka an'ity hira masina ity. Noentiny @ tsiro nilany azy dia natsiro amin'ny sofina, nampiana ny guitare sy sax de mafilotra. Raha tianao dia ZARAO, SUBSCRIBE ARY J'AIME.
SAMY MALAGASY_ Namana (Cover)
Просмотров 5423 года назад
Samy Malagasy, Cover mahafinaritra. Tianay dia zaraina ho anareo ny ankaton''ny hira Malagsy sy soa toavina ezahiny hampita. Adala zay tsy tia ny azy. Zarao, SUBSCRIBE, comment
Iarivon'i Merina - Telofangady [Mbola Talenta Mozika (Cover) ]
Просмотров 52 тыс.3 года назад
Kalon'i Mbola Talenta Mozika eto ny hiran'i Zokibe Haja Telofangady. Nolalaovina amin'ny Gitara sy ny feo kanto fa mbola mipetraka ihany ilay fanahin'ny hira sy ilay Telofangady. Mankafiza ny talentantsika, PARTAGEO, SUBSCRIBE, J'AIME-o
SAMOËLA Best Cover 2020 [Masabao]
Просмотров 3,3 тыс.4 года назад
Masabao no anaran' ny tarika nanao cover SAMOELA. Tena hita ny talenta sy fahafehezana lay Kanto SAMOELA na dia samy hafa dialecte ary. ZARAO, SUBSCRIBE ARY J'AIME.
Eny ambanivohitra [Zandry Gasy]
Просмотров 2994 года назад
Original: Zandry Gasy Nindramina tao amin'ny pejin'i ANDRIANTSEHENOMANANA Ezra fa nahafinaritra ahy loatra ilay fitendry. Zarao, Subscribe ary like ny pejy raha tianareo koa
FAKITERA _ LEVELO (Cover)
Просмотров 9 тыс.4 года назад
Isan'ireo handrarezin'ny Kanto Malagasy ny Tarika LEVELO, fa ny tena anaran'iny zoky Ray aman-dreny iny dia RAKOTOARIVELO Jean de Britto. Fantatra loatra amin'ny tononkira voakaly ny tarika ka tsy lefin'ny taona nifanesy. Ity misy cover mahafinaritra natao ny taona 2020, mba tiana hifampizarana. ZARAO, SUBSCRIBE ARY J'AIME.
Best of OLADAD _ Cover_ by Mer6sme
Просмотров 554 года назад
Fampiaraham-peo mahafinaritry Evan, Tsiry, Kids, Dadalo ary Lova amin'ireo hit OLADAD hatramin'izay. Hitondra aneritreritra sy hisento kely. Milay le kama a.
"EMBONA FAHAVARATRA" Raymond - Bernard Randrianarison - Gabriel Rabehasina
Просмотров 1,5 тыс.4 года назад
EMBONA FAHAVARATRA Dobodoboka anivon'ny orana Mahamanina nefa atahorana Manaitra fisesy hidona Mahaliana kanefa mitrona Any ho any dia misy tomany Raha sendra mandre an'izany Mirongatra indray ka hifoha Ny tsiambaratelo taloha Tazanina Ambatomiantendro Vory rahona mamendrofendro Tsinjovy ilay ao Ankaratra Nosomparan'ilay fahavaratra Nihevinevina ny any sy ny eto Petsapetsan'ny ora-mijojo Samy l...
RAH CKIKY - AFO BE
Просмотров 1,2 тыс.4 года назад
RAH CKIKY - AFO BE
RABAZA - Rapela [MANGALIBA]
Просмотров 764 года назад
RABAZA - Rapela [MANGALIBA]
Tsy Tsapanao _ Ando Z'anà
Просмотров 714 года назад
Tsy Tsapanao _ Ando Z'anà
TSELATRA _ MAHATOKY (2011)
Просмотров 1954 года назад
TSELATRA _ MAHATOKY (2011)
Tompontanana (Cover)
Просмотров 2164 года назад
Tompontanana (Cover)
Madagascar Antananarivo- Matso 1961
Просмотров 3184 года назад
Madagascar Antananarivo- Matso 1961
SAO DIA TEZITRA _ Mahaleo [Dada] (1987)
Просмотров 1,8 тыс.4 года назад
SAO DIA TEZITRA _ Mahaleo [Dada] (1987)
Badoda sy Solange - Mahaleo [ Dama ]
Просмотров 5 тыс.4 года назад
Badoda sy Solange - Mahaleo [ Dama ]
Amin'ny anaran'ny mahantra - Zandry gasy
Просмотров 42 тыс.4 года назад
Amin'ny anaran'ny mahantra - Zandry gasy

Комментарии