- Видео 5
- Просмотров 264 087
Onjanirina ANDRISOA
Добавлен 28 май 2015
Видео
Jeso mino Anao Extrait Live TGC
Просмотров 262 тыс.9 лет назад
Ampahany tamin'ny seho FIDERANA sy FIANKOHOFANA - Heaven Project TOUR DE MADA 2015 miaraka amin'i TGC sy RISE ny Alahady 24 Mey 2015. Glory to God.
Lakecity Ivato Hotel
Просмотров 1,1 тыс.9 лет назад
Le Lakecity Hôtel dispose de 11 chambres dotées d'une climatisation, d'un mini bar, d'un coffre-fort individuel, d'une TV reliée par satellite et d'un accès internet par Wifi gratuit. Les chambres donnant sur le lac sont dotées d'une salle de bain avec baignoire. Un service de pressing à disposition.
PUB TGC - Heaven Project
Просмотров 1149 лет назад
Palais des sports - Dimache 24 Mai 2015 miaraka amin'ireo namana mpiara-midera marobe.
Lol jesoa Mino anao , andana Ary se révolter Ary , manaoba grève , fa tsy hiova mintsy Madagascar, hilaina koa zany , fa tsy vitany mihirahira à gauche s'y à droite , Mila misangager dans la vie réel .
This is an outstanding performance by the way 👏 👏 amazing
Tsy misy anarana ahazoana famonjena ety ambany masoandro raha tsy Jesoa Kristy irery ihany !
Jeso ô,mino anao aho, misaotra noho ny fitiavanao anay,ny amin'ny famimdra-ponao mahagaga.
tiako loatra anwo Jesosy tsisy mahasolo anwo
I leave my life in Your Hand, God my Lord
Beautiful
Beautiful
Tsara ny Tompo o
Merci 😍👏🙏❤️
Tena misaotra anareo nizara,in-efatra aho androany no nihaino an'ity live ity fa mbola te hihaino foana, misy hosotra miampita ka tsapako misy hery be mameno ny foko sady feno fiadanana aho,an'i Jesosy ny voninahitra mandrakizay.Amen
JESOA MINO ANAO AHO !
voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany
😍😍😍😍😍
Jesoa mino Anao aho, Anao manontolo aho.. Ny antony ivelomako dia Ianao
❤
<3 <3 <3
Anao koa aho,Jesosy. Jeso mino Anao aho.😐😃
Jeso mino Anao Aho
Tena tsara!!!
Alors la vôtre hôtel et vraiment magnifique mérite bien le 5 étoile merci beaucoup pour votre partage
je suis fière lesy manana an'i Jeso
tsar e misaotra ny Tompo
Jesoa tia anao aho, Jesoa mila anao aho
Alleluia
MITSAOKA AHO!
mankasitraka nizara fa tena tsara loatra
Tsara dia tsara ilay fiderana fa dia tena lafo loatra ilay vidny , nefa ao amin,'ny baiboly tsy misy filazantsara misy vidiny , mibebaha fa hoavy jesosy , manomeza maimaimpoana , HOAVY ENY AMIN'NY RAHON'NY LANITRA JESOSY
Fa ny fanantanterahina ny asan'Andriamanitra koa anefa tsy vita ho azy fa tsy maintsy mila vola. Ka na ianao mahafoy ho an'ny fampandrosoana ny asany na tsia dia anjaranao no misafidy.
MAHAFINARITRA BE , AMEN!
Haleloia!Amen
tiko lotra!!
tsara loatra!!! TSARA ENAO JESOA A!! ANAO MANONTOLO ZAHAY JESOA A!!
fifaliana Lehibe ao An-danitra mahita ny tanora malagasy betsaka nandray any Jesosy ao Ampony , tena MPANJAKA ny MADAGASCAR JESOSY , mampahery anareo mpihira aho fa efa miandry anao ny satrom-boninahitra , ary fenoany TOMPO ny OSITRA mandrakariva ianao mba ho voakasiky ny Fanahy Masina ny Malagasy rehetra dia hanolotena ho any JESOSY avokoa , misaotra anareo rehetra
Davida Razakantoanina #Jesoa mino anw aho!!
fa taiza io ceh azafady
tsara be lé qualité
tsara Jesosy e
tsara Jesosy e
Tsara ny Tompo e !
Feno anao jesoa ny fiainanay zanakao
Antananao no apetrako indray ny momba ahy Jesoa :)
Jesoa mino anao aho!!
Jesoa mino Anao aho,Anao manontolo aho!
jesosy
Jesoa mino Anao aho!
Fiderana misy fanatrehana!
Masaka :)